ManSar Boutique 2.0

ManSar Boutique 2.0

Share

"ho hitanao eto amin'ny pejy avokoa ireo Zavatra rehetra Ilainao isan'andro "
๐Ÿšฉ tiktok.com/@mansar.boutique

06/12/2024

Je fรชte mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.๐Ÿ™๐Ÿค—๐ŸŽ‰

05/09/2024

Avis de recrutement
Poste : Conseiller client
Profil recherchรฉ : Homme/Femme rรฉsidants aux alentours de Mandroseza - Ambanidia - Ambohipo - Ankatso- Ampandrana- behoririka

Qualitรฉs requises :
- Bacc+2 en informatique ou commerce ou gestion
- une bonne รฉlocution franรงaise
- Maรฎtrise de l'informatique bureautique ( en dactylographie serait un atout)

Disponible de suite
Lieu: Mandroseza
Horaire: Lundi au vendredi de 11h - 21h

Cantine et transport du soir inclus

Merci de nous envoyer votre CV en mp

Photos from Vatana Tomady's post 07/12/2023

๐Ÿ’– TOHANAKO FA GASY TOA AHY๐Ÿ’– ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

Salama daholo ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹

Tsy Dia fanaoko eto @ fb fa MBA misy namana iray , GASY toa antsika Mila fanampiana avy amin-tsika ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Misy fifaninanana @ resaka fanaovana mofomamy any Etazonia @ izao dia izy irery no GASY mandray anjara @ Ilay izy ๐Ÿ˜

Mitร na ny laharana FAHAROA izy @ izao Ka izay no Antony mba angatahany fanampiana @ tsika rehetra ๐Ÿ™๐Ÿ™

Tsy misy hoe resa-bola ilay izy fa resaka "VOTE" eto @ Facebook ihany anefa no anaovana an'izany .

Androany no fifidianana farany koa andao Ary eee ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

Sokafana ilay "LIEN" (rohy) ao anaty commentaires voalohany ao Dia ilay "VOTE" no cliquer-na
VOTE FREE no ataon-tsika fa tsy mila mandoha vola ๐Ÿ™๐Ÿ™

Tsy zoviana @ ny maro ( tsika) angamba ny anarany:

"SANDY "

Namorona ny pejy :
๐Ÿ’– Sandy Fruiandises ,

โค๏ธFruiandises Produits Keto ,

โค๏ธ Fruiandises Groupe (sakafo low-carb, cetogรจne, keto)

Manasa antsika rehetra izay mbola tsy mahafantatra azy hanaraka ny pejiny fa tena ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ mahafinaritra izy sady Tia mizara .

Misaotra sy mankasitraka mialoha antsika rehetra ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™





Sombiny kely @ ireo sakafo nataony ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿคค

MISAOTRA TOMPOKO ๐Ÿ™๐Ÿ™

Photos from Vatana Tomady's post 02/12/2022

Salama daholo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Efa aty Pavรฉ Antaninarenina izahay miandry anareo ๐Ÿ˜๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขMisy promotion indray ny Gobelet Alcalin Longrich (Picup) koa aza Tara ary fa efa vitsivitsy sisa ny disponible ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ

Eo ihany koa ireo produits rehetra izay efa ahafantaranareo an'ny Longrich ๐Ÿ€

๐Ÿ“ข Mandray mpiara-miasa vaovao ihany koa izahay ato @ Longrich.
Afaka Tonga ihany koa ianao izay liana ny ๐Ÿค—

๐Ÿ€๐Ÿ’– Ara-pahasalamana 100% foana ny antsika sady mampitombo ny fidiram-bola ny tsirairay ๐Ÿ€๐Ÿ’–

Photos from Vatana Tomady's post 25/11/2022

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFiadanana eee ๐Ÿ‘‹๐Ÿฅฐ

Inona no vaovao?
๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃBLACK FRIDAY sy BLACK WEEK izao no malaza

๐Ÿ’ฅTsy diso anjara @ izay Koa ny LONGRICH an
Misy black FRIDAY @ ireo produits rehetra hitan-tsika ambany ireo dia @ Alahady 27 Novembre vao mifarana n'y tolotra ๐Ÿฅฐ

Araraoty Araraoty ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ

๐Ÿ“ž 0349034933

27/09/2022

Finaritra daholo ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹

๐Ÿ˜Tonga ny arrivage izay efa ela no niandrasan-tsika Azy ๐Ÿ˜

โœ… Calcium
โœ… Sรฉrum Snake oil 120ml
โœ… Dentifrice enfant
โœ… Savon noir

โžก๏ธAza miala alavitra fa mbola Maro ny produits ho avy ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Telephone

Address


Immeuble E-city, TSIAZOTAFO
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ManSar Boutique 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.