Tresse et mode by rant's
coiffeuse spécialisé en chignons avec tresse et maquilleuse a domicile
11/10/2026
Afa❤️fona ianareo ianareo rehefa miaraka @ nay misaotra sy makasitraka indrindra 🙏❤️❤️❤️❤️
Tel 0339323314
07/10/2026
Ity modèle manja kely ity no hatolotro ho anareo androany
Miavaka kely izy ty satria volo Foy nefa koa sady nasiana fleur be dia be no nasiana tissage
Mermaid + mak up simple
03/10/2026
Misaotra sy mankasitraka indrindra dia mirary toka trano sambatra ❤️❤️❤️❤️🌹🌹🌹
Princesse manjab
Mp na 0339323314
27/09/2026
Merci bcp ❤️❤️❤️d mirary toka-trano sambatra
Volo sy maquillage fiancaille 🥰😘
Tel 0339323314
19/09/2026
Tafiditra andapa ny mpanjaka vavy 🥰❤️😘😘😘🌸
Marihiko fa Foy ny volony fa nasiana postiche
Tel 0339323314
Efa akaiky ve ny JJ anao? aza misalasala miantso anay ary e!
18/09/2026
15 mn isakin’ny volo 1 no nanaovako azy ireto 🥰😘
Tsara kely e! Mety ra volo fiançailles n’a hanotrona fety ianao classe sady tsara
Tel 0339323314
16/09/2026
Anisan’ny chignon tsotra kely izy ty fa tianareo❤️🥰😍
Mp na 0339323314
06/09/2026
Salut les filles 🖐️
Manja e?
Hafa kely mihintsy ny volony !
Mety ra asiana tissage ny volo Foy fa tafavokako otr’ireo
Mp ary na miantso ny numéro 033 93 23314
Rehefa akaiky ny JJ anao
05/09/2026
Salut les filles 🖐️
Miova kely isika eto !
Somary couleur tropicale kely indray ny chignon nataoko teto 🌺💐🌹🌸
Afaka soloina beige na fotsy ilay cordon ra atao fiancaille ianao na mariage
Izy ty mety ra olona tsy mampiasa appareil chauffantes satria chignon curly izy ty 💇♀️💇♀️
Aza misalasala ary mandefa mo na miantso ny numéro 0339323314 fa ho afa❤️ Ianao
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tetezan’ny Namontana Sonerana
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Tresse et mode by rant's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.