AnnA jejo
📦 Commandes uniquement par livraison
💬 Service client et vente en ligne
🚫 Aucun retrait sur place
❌ Fermé le samedi
Anna Jejo | Mode & Beauté 🛍️ Vêtements & soins 💖 Qualité à prix doux 📩 Commandez en MP.
📍 En ligne uniquement — Antananarivo 102
❌ Aucun point de vente physique
Maillot de bain, 5 000 ariary fotsiny ! 👙🔥 Eny, dimy arivo ariary ihany ! Aza tara fa destockage izao ! Mandefasa MP dieny izao hanafatra ny anao ! 😍
10/10/2026
Raha mbola iady varotra na angataka prix de gros dia aleo tonga dia tsy mandefa mp ❌
5 000 ar kia neny aaaaa
Lundi ihany ny livraison tara an'io hafa ny prix
10/10/2026
He!!!! aty maso fa manao destockage be izahay , 5 000ar ny vidinyyyyyyyyy nefa tsara , andro izao efa afana ka mahaiza manararaotra zavatra mora, tsy misy ady varotra eto fa efa mora ary tsy misy hoe omeo prix de gros, ary tsy misy hoe réservation , lundi ihany ny livraison , tara an'io hafa ny prix 🫶🏻
10/10/2026
Ireo miaraka tsara sady mafana izao ny andro,
10/10/2026
Maillot de bain 5 000 ar (anio ihany ity prix ity)
Livraison Gratuite en ville raha lundi ny Livraison
Tsara be daholo ireo
08/10/2026
Crop top TBE
Hauts pour femme
Chemise Bodysuit Crop top
Top
5 000ar Livraison gratuite en ville uniquement
Tsy misy point de vente ❌
TBE
08/10/2026
Kapa vaovao mafy
8000ar ny iray
Prix de gros 7000ar (Mividy 5)
Livraison gratuite en ville sy mandefa any amin'ny faritra
Tsy misy point de vente
07/10/2026
Maillot de bain 10 000ar , TBE tsy misy défaut, livraison gratuit raha ville no hanaterana azy na any amin'ny farintany no misy anao.
Photo réel daholo ny ato.
❌Tsy mandray ora.
❌Tsy misy point de vente.
Alefaso commande👍🏻
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 21:00 |
| Tuesday | 06:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:30 |
| Saturday | 11:00 - 22:30 |
| Sunday | 11:00 - 21:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when AnnA jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.