Hiroko Piercing
L'art du piercing dans le respect de l'hygiène et de votre style.
Piercings • Conseils • Suivi personnalisé
📍 BEHORIRIKA (dans l'enceinte de HIT FIT Gym)
📩 Prise de rendez-vous et renseignements par message privé.
07/10/2026
Botsakeely 🤭🙈 za ihany mahazo miteny anah an'zany an 😅
Efa aty Tanà za ho an izay haka rendez-vous hitevika, Behoririka hatrany no ahitana ahy ato amin ny HIT FIT Gym , ilay salle mahafinaritra kely en pleine centre ville 🥰🥰
05/10/2026
Ireto ary misy karazana tevika angalanareo sopapa kely rapitso ry RN1 amin izao fandalovany Hiroko Piercing izao an 🥰🥰
Mandefa contact izay eny Arivonimamo - Soamahamanina - Miarinarivo sns rehetra iny, 11h à 17h kosa ny fotoanantsika eo Analavory eo aminy fidirana eny aminy tsena mintsy 😊😊
Rahampitso ary e, ilazao ny namana sao taraiky fa ela indray za vao mandalo any ka araraoty araraoty❤️❤️❤️
05/10/2026
Ho antsika any aminy RN1 rehetra izay te hitevika🥰🥰
Rahampitso 6 Octobre ny fotoana antsika, alefaso MP contact anareo miaraka aminy toerana fa ho antsoiko 😊
✅️ Manomboka aminy zaza 1volana dia efa raisiko, prix tsy miova fa mitovy aminy aty Tana ihany, ny tevika zay atao rehetra dia efa miaraka aminy kavina
Ampitapitaho aminy namana sao taraiky an ❤️❤️
04/10/2026
Vaovao mahafinaritra kely ho an ny RN1 🥰
Mardi izao fotoanantsika any Analavory an, dia izay aminy lalana makany ka itevika mandefa MP amzay svp ❤️❤️
03/10/2026
Vie de maman et l'entrepreunariat 🥹🥹
Eto za manome courage be an ireo reny sady mitaiza no miasa, fa indrindra isika mpandraraha.
Tsoriko fa tena tsy mora, nefa tsy manaiky koa ilay saina sy vatana raha tsy miasa, rare be amiko izany hoe hiala sasatra fotsiny ah eto fa tsy ieritreritra asa, na andeha atao hoe terena fotsiny mitsy aza 😅 tsy sanatria andevoiziny fitadiavana fa te hiezaka mafy ee 🥰🥰
Bref, misaotra anareo manohana ahy foana. Manohana anay sy bestie eny 😉❤️ fa ankoatra ani bestie efa manana bandikely anaky 2 za ann 😁 tsy mora ny gérance fotoana mandefa mpianatra, mitaiza kely, mikarakara tokantrano, miasa (ny any aminy faritra, à domicile, aty aminy siege, gérance salle de sport)... fa tsy misy abandonner-ko izany io ee 💪 par rapport an izay, aleo mba ho matotra kely tsika ilay maka rendez-vous na mba miteny mialoha raha tsy ho avy ndray na tara fa mifampiankina be daholo ny fotoanako rehetra isan'ora 🫶
Am-pitiavana be, eto foana tsika. Bisous bisous dia mahombiaza daholo aminy fiainana ❤️❤️❤️
03/10/2026
Ity indray misy kavina manjakely 🥰
Titane ny matière-ny dia à vice ilay izy (fisaka ny ao arina fa tsy manindrona dia ilay eo aloha no miodina manidy azy), afaka atao kavina anjaza, lehilahy, tragus, ...
Afaka manao commande aminy MP 😊❤️
03/10/2026
Tsy ho eo kely ndray za aminy herinandro 😊 Misy andehanana à domicile ve amin ity week end ity?? 🥰
Sinon, iza moa svp ilay afaka mikarakara toerana any Analavory?
Merci et bon week-end daholo en passant ❤️❤️❤️
01/10/2026
Andao hividy kavina rehefa tsy hitevika ihany 😏🥰
Afaka atao 1st lobe na 2ème lobe ity kavina ity, volafotsy tena hoe mihaja kely, tsy misy betsaka izy io an 😊
Aza adino fa manao livraison izahay ❤️❤️
01/10/2026
Tsy mba asiantsika fanovana endrika kely ve ity volana vaovao ity? 🤔 Vonona foana zay sy Bestie hanisy touche Piercing mitondra fahamanjana kely ho anareo 🥰❤️❤️
Tanà à domicile na Behoririka (sur rendez-vous) aloha no misy anay indray pandrapandeha aminy destination manaraka an 😊
29/09/2026
Merci dia aminy heritaona indray RN7 a 🥰😊
Tonga dia efa miomàna ary ny RN1 - RN4 - RN2, alefako eo ihany ny date rehetra fa omany ny saina sy aiza ny tevehina sy ny vola 😜❤️❤️❤️
Tanà afaka mandray rendez-vous za amin ity semaine ity (à domicile na ao Behoririka) 🫶😉
Contact the business
Telephone
Website
Address
Behoririka En Face Poids Lourds Près SBM Banque Et Phoïne
Ambohibao
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Hiroko Piercing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.