Tsara Kely by Cah
Beauty fades, so, let's care then �
29/09/2026
💢💢 PROMOTION 💢💢
❤️ Extension Cils ❤️
Tsy mangirifiry - Maharitra tsara - vety2 dia vita - ary tena effet Naturel be 💥🔥🔥🔥
Jereo ne ny sary ehhh ❤️❤️
Les filles aa , tena Woaouuu 🥰
ataotsika 10.000ar ny pose voloany zao. ❤️🥰❤️🥰
28/09/2026
Averiko Kely ito fa maro no mbola manontany hoe aiza Ary Ilay ''salon''
Eto Antsirabe _ Ambavahadimangatsiaka akia.
Eo @ vavahady eo no mitsofoka dia Porte tout droit 🥰🥰
Apitan'ny sapanan'ny Artic no hahitanareo an'io trano io 🥰
28/09/2026
Ny mahatsara ny Gainage?? mafy ny hoho andrie tsy ataorana tapaka mitsy 🥰 ity zao nanao Gainage il y a 5 semaines izy dia androany no nanao remplissage 😍😍
Merci Prisça Ravoajanahary 🥰😍❤️
26/09/2026
Chocolat 🍫🍫🍫🍫🍫🍫
❤️❤️❤️❤️❤️
Fatatrindrie ve?
8.000ar no manao ohatr'izao ato aminay 🥰🥰🥰
Ndri sisa no andrasana ❤️❤️❤️
25/09/2026
Tsy miasa ve ndry?
ndao atao Tsarakely ny tongotra 🥰❤️🥰
mapazoto manao kapakapa kely ❤️🥰🥰
25/09/2026
Coucou 🥰❤️
Tsika miasa fona an , Misokatra foana dia ato foana koa za 🥰❤️
Bonne journée daholo 🥰🥰
24/09/2026
Masosotra Kely oh??
extension Gel ity. 🥰❤️
24/09/2026
coucouu 🥰
Efa nanao an'ity challenge ty daholo ve? de nanakory?? mafiable ve nareo sa innocente kely fona 😅😅🤣
19/09/2026
Eny aki a ❤️🥰
Elle est déjà belle mais avec un petit touche , elle est sublime ❤️❤️❤️
Félicitations akia ❤️🥰
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambavahadimangatsiaka
Ambatolampy
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |
| Sunday | 03:00 - 06:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Tsara Kely by Cah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.