kopoze rehetra
� Email or DM for collaboration
🔵Atao ahoana ny miDiverge sipa
28/08/2026
💥Faly be njy hoe lehilahy no tena namana fa vehivavy tsy mety .
🔵 Valiny:
- Eo imasonjy ny lehilahy miatsaravelatsihy.
- fosafosany lehilahy dia hafa tsy mitovy ny fosafosany vehivavy satria resaka Lely sy mazaka sipa maro ary mitanisa nono sy vody no mahafinaritra sainy lehilahy rehefa tafiaraka ry zareo.
- Misy koa ny lehilahy sasany MITIA mangina fa matahotra @ fihetsika njy mifanosona @ lehilahy maro dia aleony mitazana fotsiny.
- Alaina ohatra raha mahatazana vehivavy ny lehilahy dia mivanitika be zareo kinanjo rehefa mandalo eo anoloany njy dia mangina ry lerony satria bikanjy no mahavariana azy dia fosaina njy avy eo rehefa lasa.
- Tsy misy lehilahy hanao fihetsika toa io Raha misy vehivavy manodidina azy eo.
🟢 vaovao marina :
- ireo namany lehilahy ihany no nanolana azy tany anaty ala . Maty ilay Tovovavy ary ireo lehilahy kosa nigadra.
🩷Efa taona hafabe isika izao. Neny ao antrano no ataovy namana akaiky fa tsy ny any ivelany.
28/08/2026
🌈 Mpivady mifankatia, nefa mihena ny filàna ?
- adin-tsaina, bokany trosa(jiro, rano, sakafo, ekolazy,hofatrano, mampirafy....)
- Reraka dia malazo ny vatana rehefa miditra ny trano
- Tsy fahatokisan-tena amin’ny vatana, toy ny hoe : fohy ny ahy, malalaka ny ahy, lasa ratsy bikako...
- Ny elanelana ara-pihetseham-po eo amin’ny mpivady( tsy miresaka, tsy mifanoroka, tsy mamihina) lamosina no iainana ao ampandriana. Dia hoe : zaza sisa no iraisana.
💙Tsy vatana ihany no salama rehefa mahazo tsirony :
- Fa eo koa ny anditsaina sy tontolo andro milamina izay mahatanora.
- Ary ny fifandraisana ara pihetsepo ny mpivady ka mampilamina ny (hormone).
💥LESONA:
- Vadinao no hanananao olana dia izy irery ihany no mamaha azy fa tsy misy hidirany fiaraha monina tompoko.
- Sokafy ny vava: Atombohy @ resaka milamina na toerana mahafinaritra.
- Mila manalazy rehefa manambady fa tsy hoe efa Lehibe izahay dia tsy mila izany. (Miaraka mikotrana 15mn isamaraina, mandehandeha harivariva 30mn sady mifamihina mifampitantana eny andalana. Fa inona Kay no olana?
📀Manotsana sady manisy! Nono +ravimbody, na tampopory+foitra
Clicca qui per richiedere la tua inserzione sponsorizzata.
Digitare
Contatta l'azienda
Indirizzo
Rome