Ifa R.
Coiffeuse professionnelle certifié et maquilleuse
Mitofatofa erý anie izany volo izany e😍😍
Leo ilay couleur-ny volony hono izy de te hiova kely indray, Glossing no natao taminy androany😍
Nahazo retour t@ ity cliente ity za androany oe naharitra erinandro tsy niova mintsy ny volony fa lisse be foana🥰 tsy natao lissage anefa io fa nisintomina fotsiny😁
Iza daholo ilay te hanapaka volo fohy ato ô? Maivamaivana erý izy vita ny volo😍
Satriny foana hanetsiketsika ilay volo😍 nahazo volume sy mouvement tsara ialy bolo vao notapahana🥰
Efa in-2 ity cliente ity no nanao Lissage brésilien fa mbola afa-po be foana🥰 matevina be mantsy ny volony de manampy azy sy manamora ny fikarakarana ny volony ilay izy😍
Ilay wolfcut aloa tena oe wow be e😍 iza daoly ny tia an'ity coupe ity ato?
Andao andoko volo 🥰
Atreto aloa de afa-po sy tsara be foana ny retours-nareo izay nanao Lissage brésilien taty amiko ary miverina daholo refa misy repousse🥰 Misaotra foana @ fahatokisana❤️
Relooking mafatifaty kely ndray no atolotra anareo androany🥰 tonga dia niova avy hatrany ny endriky ny tarehiny vo nolokina ilay volo, mamoaka tsara ny lokotsika @ izao Sommer zao ny lokombolo otrizao😍
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.
Kategorie
Webseite
Adresse
Munich