The Jenna Show
“Bienvenue!Ici nous parlerons de Coiffure,Make-Up,Fitness, cuisine et conseil pour les jeunes mamans”
15/10/2026
„Inona ny vitan‘i Neny tsy vitan‘i Dada?“
Resadresaka kely nataonay sy rapapany:
Narary i Sky kely tany ampianarana dia voantso izahay haka azy.
Za moa tany am-piasana fa i rapapany no efa nirava taloha dia afaka naka azy.
*Za: aôna hiera hody ve a hamonjy anareo mianaka?
*Rapapany: Tsy voatery mody izany ianao fa inona moa ny vitanao mety tsy ho vitako?
*Za: … (😳?)…eny ndray ary ko!
Nieritreritra an‘izay fanontaniana zay a avy eo ny tontolo andro.
Nody a dia hoy rapapany: „Nitomany nitady anao foana izy, de tsy mety nisakafo ary tsy mety nampatorina koa“ sady efa hitako somary stressé izy.
Tonga de noraisiko i Sky notrotroiko sy notambatambazako.
Nanontaniako azy ny sakafo mba tena tiny ary avy eo nampofoiko, nasiko ondana teo ambony kiboko dia teo izy no nasaiko natory efa ho adiny roa.
*Rapapany: Efa ho adiny roa izy no matory eo ambony kibonao de aôna tsy mba reraka ve ianao fa maninona raha alefa ary ambony fandriana amin’izay.
*Za: efa henoko mangorovitsika mihintsy zany tongotro zany aloha eh 😅 fa ny zava-dehibe amiko aloha zao hoe matory i Sky kely.
*Rapapany: 😳😳😳?
*Za: zay le valin’le fanontanianao tamin’ny maraina. 😌 Ny Reny mahavita mihafy zavatra betsaka ho an’ny zanany. 😉
Tsy sanatria akory mampitahy zavatra tsy mitovy aho, na hoe mampitahy ny masoandro sy ny volana na ny vary sy ny rano.
Samy tsara daholo ireo ary samy ilaina.
Na i Papa na i Mama dia samy manana ny hanitra ho azy ary samy tia ny zanany avokoa.
Fa ho an’ny zanaka ohatran’ny hoe misy mampiavaka kely azy izay foana i Neny 🥰.
10/10/2026
Bon Week-end à toutes et à tous 😘.
06/10/2026
Salama daholo 🙋🏽♀️.
Mba hizara zavatra mahasoa indray aho androany.
Tsara ny mahay teny vahiny ry zareo an, indrindra raha maimaim-poana toy izao 🥰 aiza koa ny hahita fa araraoty 🤗.
🇺🇸✍ Fiofanana maimaim-poana! Andiany farany amin'ity taona ity. 100% online 💻📲 Misokatra indray ny fisoratana anarana amin'ireto fiofanana maimaim-poana an'ny American English at State, sady ampitain-davitra, no azonao arahina amin'ny fandaharam-potoana izay mety aminao.
👉Afaka misoratra anarana sy manokatra ny kaonty fanarahana ilay fiofanana ampiain-davitra ireo ianao manomboka androany 5 Oktobra ka hatramin'ny 21 Desambra 2026. ⚠️ Vantany vao vita ny fiofanana dia alaivo ao amin'ilay tranonkala fanarahana fiofanana avy hatrany ny "Badge" sy "Certificat" anao.
Ireto avy ireo fiofanana misokatra:
💼 English for Business and Entrepreneurship - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fandraharahana sy serasera
✈️ English for Tourism Professionals - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fizahantany
📈 English for Career Development - Hianarana ireo fomba fanomanana antontan-taratasy fangatahana asa sy fiatrehana ny adina am-bava (interview) manoloana mpampiasa mampiasa ny teny anglisy.
✍️ Raha vonona ianao dia tsidiho avy hatrany ny tranonkala https://openenglishcommunity.org/page/massive-open-online-courses-moocs
💡Jereo ity torolalana ity manazava ny fomba fisoratana anarana:
https://www.facebook.com/usembassy.madagascar/videos/891103686429892
---
🇺🇸✍ Are you ready to boost your teaching and learning skills? American English at State FREE OPEN MOOCS is now open!
ℹ Learn more about these courses here: https://openenglishcommunity.org/page/massive-open-online-courses-moocs
💡Explore courses like 🔹English for Career Development 🔹English for Tourism Professionals 🔹 English for Business and Entrepreneurship, and much more.
Enrollment for the first three courses starts today October 5.
Satria volana Octobre isika izao a 🤗 dia hoentiko kely ianareo hamonjy an‘izany „Oktoberfest“ izany aty Allemagne 🇩🇪
„Fête de la bière 🍻” ihany koa hozizy isika izay 🎉🎊🥳.
Anisan’ny fety izay malaza indrindra aty Allemagne izy io ary fety tena maha be mpitsidika ny aty ihany koa satria dia malaza eran-tany izy io.
Indrindra fa ny Oktobefest ao München.
29/09/2026
Coucou la famille 👋🏽, et voici notre petite pensée positive de la semaine ☺️.
Bonne semaine à tous.
„Secourisme, les gestes qui sauvent“
Zaraiko aminareo ito vidéo ito fa hitako mahasoa ary mety ahafahantsika manampy ny hafa ihany koa 💪🏽😌.
Ny hajejoana anio indray ary eh ✨🤗🥰.
Mirary tontolo andro sambatra ho antsika rehetra 😘
Torohevitra kely ho antsika zandry izay maniry te haka aty ivelany indray andro any 🤗🫶🏽.
Tena tsy natao ho an‘olona kamo kosa aloha aty andafy fa de tena mila miketrika an 😅.
Ny hajejoana anio indray ary eh! 😘💋👠👠
Mirary tontolo andro sambatra ho antsika 🥰.
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.
Kategorie
Website
Adresse
Karlsruhe
Benachrichtigungen
Erfahren Sie als Erste/r von Neuigkeiten und Aktionen: Wir schicken Ihnen eine E-Mail, wenn The Jenna Show etwas veröffentlicht. Ihre E-Mail-Adresse wird für keinen anderen Zweck verwendet, und Sie können sich jederzeit abmelden.