Lunette Store Tamatave
🕶️ Lunette Store Tamatave
😎 " Voyez clair , vivez mieux "
🚩 TANAMBAO 5 EN FACE TELMA
☎️ Service clients : 034 26 200 47
30/09/2026
Nouveauté nouveauté sô taraikyyy🔥
Monture carrée fine manifinify kely😍
Tena hoe discrete kely mihintsy! ✨👓
📍 Lunette store
📞 034 26 200 47
25/09/2026
🙏 CONSULTATION MASO 👁️
✅ Tsy mila rendez-vous
✅ Afaka tonga direct
✅ Consultation rapide & professionnelle
✅ Fitaovana moderne
✅ Service tsara sy accueil matihanina
🚨👁️ OLANA AMIN’NY MASO?
Aza miandry hiharatsy vao manao consultation !
😵💫 Marary loha matetika?
📱 Mijery écran mandritra ny ora maro?
🚗 Tsy mazava ny fahitana lavitra?
📚 Mijaly na reraka rehefa mamaky?
👀 Mahatsapa fa mihena ny fahitana?
⚠️ Tsy “fatigue” foana izany…
👉 Aleo jerena sy fantarina izay tena olana.
👓 CONSULTATION MASO — LUNETTE STORE
📍 Près du VIGIE TANAMAKOA
🕗 Lundi au Samedi
☀️ Matin : 8h – 12h
🌙 Après-midi : 14h – 17h30
📞 034 26 200 47
💥 Aza miandry tena tsy mahita!
👉 Tongava manao consultation dieny izao.
👁️ Ny maso no harena sarobidy ampiasaintsika isan’andro. Karakarao dieny izao. 👓🔥
25/09/2026
✨ ÉLÉGANCE & CONFORT✨
✨
🖤🤎🤍 Couleur disponilbe:
Marron Léopard
Noir Classique
Transparent Tendence
👓 Monture légère: Tsy mavesatra mihitsy, mahazo aina tsara mandritra ny tontolo andro!
📍 Toerana: Lunette Store — eo amin'ny Vigie na akaikin'ny Pharmacie Anjara (Tanamakoa).
📞 034 26 200 47
💬 Tongava mitsidika na mandefa message amin'ny mp 🛍️✨
17/09/2026
✨Ity ilay solomaso deux en un😁😍.
✨Afaka misafidy monture hafa dia solonay anio ny verre😉.
🙌🏻 Mankasitraka antsika rehetra hatrany amin'ny fahatokisana sy ny fifandraisana!💖
💌 Mp pour plus d'infos.
📍Toerana : Tanamakoa akaikiny pharmacie anjara na eo amny vigie.
15/09/2026
Ooô leretsy a! 🤦♀️😂
Eo am-body écran mihintsy anie no tena hilana an'ilay solomaso anti-reflet sy anti-lumière bleue e! 🤓💻📱
Neny sasany rehefa hijery télé iny mihintsy indray no hesorina🤦♀️😳.
‼️Ho anireo mijery télé na miasa amin'ny téléphone sy ordi lava ka mora reraka sy marary maso?
👉 Tongava manjifa solomaso spécial écran ato aminay! ✨👓
Ampio fiarovana ny masonao ho fitiavana azy! ❤️
Bonne journée daholo🫶🏻✨
11/09/2026
✨ Le Goût du Luxe ✨
🕶️ Tena hoe coup de
coeur🤭
🤎🖤 Couleurs disponibles : Marron & Noir.
📩 Commandez dès maintenant en MP ! 📥 ou contacter le
📞034 26 200 47
🔥MODELE VAOVAO DAHOLO.
🧡LUNETTE STORE
📞 034 26 200 57
08/09/2026
Le tantina be adivarotra be iny😌.
Mentionnéo eto tantina😎.
💥Fa tena misy monture 25.000 ariary ato aminay an.