Kojakojavatana

Kojakojavatana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kojakojavatana, Health/Beauty, Toamasina.

Photos from Kojakojavatana's post 21/11/2024

Kolokoloy ny endrika fa io no harenatsika!!
Ireto ilay tsiambaratelon'ny fahamanjana
👉SAVON PURE 🌸 à base de LAIT DE CHÈVRE
✅ Garantie an 💯 ✅
Na véhivavy na lehilahy afaka mampiasa daholo ✨
Mividy 2 dia mahazo 10.000ar
Mividy 1 dia 7000ar

🌹Mahatanora lalandava
🌹 Mamerina amin'ny laoniny ny tarehy efa simban'ny produit
🌹Manala ireo tâche rehetra,point noir, menamena..
🌹Manala mony ,panda ,ride..
🌹 Manasitrana ny fery amin'ny tarehy, manala ny areti-koditra..
🌹Manakatona ny maso-koditra
🌹 Mitsabo ny tarehy vakivaky sy komavoka

Ho afapo tateraka ianao rehefa mampiasa azy, mazava tsara sy mangirana ny tarehy ary tsy maina be intsony!

0320476641/ 0347131985

11/11/2024

BAZAR DE LETCHIS ETO TOAMASINA
Arahana promotion Be eto Toamasina ny 12-13-14-15-16 novembre NON STOP io !!!
Disponible ao amin'ny Stand N° 75 ny Sirop minceur by Meizah mandritry io fotoana io ;
Prix promotion uniquement sur place 16000Ariary ny tavoangy anakiray !!!
Mividy 5 tavoangy dia mahazo kadoa 1 tavoangy e araraoty fa tsy misy toy izany
Tongava daholo amizay ary nareo mangetaheta promotion fatratra iny eee 0342970207 ☎️ contact raha hanao réservation !!! Stock très limités 🔥🔥🔥 tagguer ny akama 😍😉
Ento ao amin'ny stand N°75 ny tavy nao mba tsy hisy haka ny vadinao 🫢😅😄

29/10/2024

Itatsika ao @ GRAND MARCHÉ DE MIAMI ao @ STAND N°93 ny SAVON LAIT DE CHÈVRE PURE

🌹Miverina madio be ny faritra rehetra izay asiana an'io SAVON LAIT DE CHÈVRE PURE Spécial pour visage
✅Mahafaka tache bé mihitsy
✅Manala mony, panda , ride,point noir
✅Miaro ny hoditra tsy ho maina
✅Manakatona masokoditra
✅Manasitrana ny tarehy Simba Sy may ny masoandro
✅Manalefaka ny hoditava
✅Manasitrana ny areti'koditra rehetra sy
Izay Mety ho problème aminy hoditra
👉Na tache efa ela na vao haingana Dia afany avokoa
Ka raha te hanafotsy vatana ,na faritra tina ho fotsy Dia Io no efficace indrindra
Garantie 100%

Prix: 7.000ar
Manao livraison eto TOAMASINA
032.04.766.41/ 034.71.319.85

28/10/2024

MBARAKALY ANTSIKA ETO TAMATAVE
CONFITIA MADA izay itanareo ao @ GRAND MARCHÉ DE MIAMI ao @ MIAMI eo @ Jet d' Eau.
PÂTE DE FRUITS ET LEGUMES
SANS GELATINE
FRIANDISES NATURELLE
📍𝐅𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 : 30octobre - 01 - 02 - 03 - 04 NOVEMBRE
STAND N°93 no misy ny CONFITIA
​🗓️​𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 : JET D'EAU MIAMI

ENTRÉE GRATUIT
Mitongava maro e

Category

Website

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kojakojavatana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.