Jejo Beauty
💅beauté et bien-être 💄
07/07/2026
⚫️ 🕊️🔥❗ URGENT ❗ HITA FATY TSY NISY FILAHIANA INTSONY I JOHARY REHEFA NANJAVONA OMALY.
Johary Tovolahy 19 taona nanaovana ombay mitady omaly hita faty androany maraina, novonoina tamin’ny fomba feno habibina, tsy nisy filahiana intsony, teny Ambatomaro Carrière 🕊️⚫️
🚩 Tovolahy iray 19 taona i Johary no anarany, mirefy 1m 60. Toerana nahitana azy farany Super U Analakely omaly 06 Jolay 2026, avy nanao visite pedagogique, tamin’ny 03 ora sy sasany no nisarahany tamin'ny namany teo farany dia tsy hita nody intsony izy.
🚩 Androany maraina Talata 07 Jolay 2026 no hita faty teny Ambatomaro Carrière izy. Miforotra ny razana, tsy nisy filahiana intsony ihany koa, ary heverina ho tapaka ny taola-tongony.
đźš© Olona nandeha hiasa vao maraina no nahita azy ka nampandre ireo manodidina. Nifampiantso sy niezaka nitady izay mety hahafantatra azy ireo olona tonga teny an-toerana, saingy tsy nisy nahalala ny mombamomba azy na ny fianakaviany hatreto.
🕊️ Mirary fihononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo
🕊️
Antsiva Radio 97.6 FM đź“»
06/07/2026
🔥Ankaditoha Tsimbazaza :
VEHIVAVY TRATRAN’NY FOKONOLONA NIDITRA AN-KERINY TAO AN-TRANON' OLONA‼️
Raha ny nambaran’ny fokonolona dia saika hangalatra zazakely ity vehivavy ity no tratra.
Efa saika nodorana natao fitsaram-bahoaka ity farany.
ďż˝ PACK MAKE-UP ďż˝
� Tout le nécessaire en un seul kit :
• Palette 48 couleurs – pigments intenses �
• Gloss sans transfert – longue tenue �
• BB crème x2 – teint naturel
• Poudre compacte – effet mat
• Eyeliner – noir intense
• Pinceaux + accessoires
� Idéal débutante & pro
� Disponible – commande en privé
29/03/2026
✨ PACK MAKE-UP ✨
💄 Tout le nécessaire en un seul kit :
• Palette 48 couleurs – pigments intenses 🎨
• Gloss sans transfert – longue tenue 💋
• BB crème x2 – teint naturel
• Poudre compacte – effet mat
• Eyeliner – noir intense
• Pinceaux + accessoires
✔️ Idéal débutante & pro
📩 Disponible – commande en privé
Prix:25000ar
Tuto make up pour débutante
Category
Website
Address
Toamasina
501
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Jejo Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.