Nathalia - Savons de Soins MDG

Nathalia - Savons de Soins MDG

Share

• Savons de beauté et de soins : pulpes, huiles essentielles, huiles - décoctions et poudre végétales

29/09/2026

Savon multi-usages à la Vanille 🌱

Ireny maintimainty kely ao anaty savony ireny ilay grains de Vanille na Caviar de Vanille 😍
Savony tena hoe vita avy amin'ny vanille naturelle fa tsy avy amin'ny liquide arômatisé à la vanille akory.

Manitra sy tsara be ny miditra ao amin'ny do**he maheno ny fraîcheur an'ity Savon Vanille ity 🥰

Photos from Nathalia - Savons de Soins MDG's post 25/09/2026

Ity nisy commentaire nahafinaritra kely ana hitako tany anaty groupe tany 🥰

Photos from Nathalia - Savons de Soins MDG's post 24/09/2026

Coucou 🥰 Andefa retour clients kely indray izahay. Kelikely ihany fa sode monamonaina nareo amaky be dia be 😁

Misaotra betsaka ny clientes amin'ny fahatokisana 🙏❤️
Mirary soa hatrany 🥰🥰

21/09/2026

🌿 SHAMPOOING SOLIDE SURGRAS 🌿

Idéal pour cheveux secs et abîmés. Anti-chute et booster pousse.

Composition : miel à la gelée royale, huile de ricin, huile de calophyllum, huile d'endocarpe (noyau d'olive) 😊

Photos from Nathalia - Savons de Soins MDG's post 17/09/2026

Raha maina be ny volonao, na tapatapaka, na simban'ny produits samy hafa na koa appareils chauffants pour cheveux .. dia ity shampooing solide ity ny solution mamerina azy tsikelikely 🌿

Shampooing solide surgras : réparateur , anti-chute et booster pousse ✨

Amin'izay hoe surgras izay dia riche en huiles végétales naturelles izy. Manome hotrik'aina ny volo sy miaro ny hodi-doha no sady manamafy ny bulbes .. dia iny no mahatonga ny volo tsy mora hihitsana.
Tadidio fa raha tsy salama tsara ny hodi-doha anareo dia mora mihitsana fona io volo io, satria tsy mahafikitra tsara ilay follicules intsony izy. Noho izany ilaina salama tsara ny hodi-doha. Dia rehefa salama tsara ny hodi-doha dia mora maniry tsara amin'izay koa ny volo ✨
Raha tsy salama tsara koa anefa ny volo dia ho tapatapaka fona io satria marary izy. Dia ilaina izy misakafo tsara koa 🥰

100g - 10 000Ar

Tandremo fa ny stresse, ny malahelo lava, ny kizitina lava dia anisan'ny mampihitsana volo an. Arovana amin'ny rivotra mangatsika be koa izy fa iny tena mora mapakina volo be mihitsy 😊

Za zao teto tsy nanao volo, tsisy appareil chauffant mihitsy fa namainiko fotsiny amin'izao, dia aveo naholako tamin'ny ... tadidinareo ilay fanaovako boucle iny? 🤭😊

Point de vente : Analankely - Urbania, boutique Mirror box 04
Local : Imerinafovoany
034 86 985 03

15/09/2026

Nos modèles de savonnettes d'hôtel personnalisés ✨

Pour vos commandes et personnalisation, vous pouvez contacter directement au 034 86 985 03 ou sur message prive 😊

10/09/2026

Ohatran'izao zany ny tarehiko raha zoomer-na be 😁. Izy tsy misy tâche fa somary misy pores dilatées kely ireny eeh 😊

Naturel tsy misy fond de teint izy io na crème. Izaho aloha tsy dia mandeha tongotra be na mijanona amin'ny masoandro amin'ny andavan'andro .. izany hoe tsy dia tratran'ny rivotra be sy masoandro izy.
Fa ho an'izay miteny hoe somary maina, na maina be ny tarehiny dia normal ve izany dia inona no tokony atao ?
Dia ny valiny hoe "eny" normal izany raha amin'ny andro ririnina izao. Ny andro mangatsika dia mora manamaina tarehy, molotra, tanana, volo... ka raha mivoka matetika any ivelany ianao dia tsara fona manao crème hydratante kely mba hiarovana azy tsy ho simba aveo. Manao labello na gloss kely koa. Ny volo arovana amin'ny rivotra tsara indrindra ho an'ireo mandeha moto 😊

Ohatran'ny tsy mety tapitra mihitsy ilay andro mangatsika fa ho antsika izay efa leo dia courage daholo tsika 😁🥰

Ny savon fanasako tarehy isan'andro dia efa fantatrareo : savon mixte isa-maraina, indraindray manasa koa amin'ny ariva (depuis 4 ans zay) ❤️

08/09/2026

Reraka be ilay maso eh 😁. Fa saika hiteny fotsiny za hoe tiako be oa ny fofon'ity Savon Mixte ity 🥰

Sary moa ohatran'ny mahazatra tsisy filtre, tsisy retouche, tsy natao montage fa tonga dia selfie maina be zao 😊

07/09/2026

Efa disponible ny Savon Mixte Éclaircissant fa alefaso aingana ary ny commande nareo 🩷

Savon Mixte : éclaircissant visage et corps, il unifie le teint ✨✨

100g - 10 000Ar

02/09/2026

Quelle belle combinaison n'est ce pas ? 🩵💚
Savon multi-usages au Concombre et au Citron Vert ou Combava 🥒🍋
Ils sont adaptés pour visage et corps. Ce sont des savons tonifiant et donne un éclat pour votre peau ✨

Imaginez un peu l'odeur rafraîchissante qu'ils dégagent pour votre salle d'eau.. mmmh 🥰🥰

Telephone

Website

Address

Talatamaty
Talata-Maty
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nathalia - Savons de Soins MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Talata-maty.