LarchiMode

LarchiMode

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LarchiMode, Nosy-Be.

Mati hanina aminy routine Skincare .
🌿 Voafehy ny panda & mony - Hoditra madio sy mamiratra anaty 2 volana
Aho dia manampy ny vehivavy na lehilahy 25-60 ans hiverina hatoky tena indray
Livraison đŸ‡Č🇬
đŸ‘‰đŸœManomboka ato ny fiovana
wa.me/261344491341

26/09/2026

FA MANINONA NO MATETIKA EO AMIN’NY TAKOLAKA, HANDRINA ARY AMBONY MOLOTRA NY MELASMA?

Raha manana melasma ianao, mety ho tsikaritrao fa tsy miparitaka kisendrasendra fotsiny ilay pigmentation.

Matetika izy no hita amin’ny:
- takolaka
- handrina
- Ambony molotra
Ary mety hiseho amin’ny lafiny roa amin’ny tarehy koa.

Fa maninona ireo faritra ireo?

- Voalohany: exposition Ă  la lumiĂšre.
Ireo faritra ireo dia anisan’ny faritra tena exposĂ© amin’ny hazavana sy ny UV isan’andro. Ny UV dia afaka manentana ny mĂ©lanocytes hamokatra mĂ©lanine bebe kokoa.

- Faharoa: ny mĂ©lanocytes an’ireo faritra ireo dia mora voa-stimuler amin’ny olona manana prĂ©disposition amin’ny melasma.

- Ary misy koa ireo facteurs hormonaux izay mety handray anjara amin’ny dĂ©clenchement na aggravation-n’ny melasma, ka izany no antony ahitana azy matetika amin’ny olona sasany mandritra ny fiovan’ny hormones.

đŸ‘‰đŸœ Melasma dia pigmentation complexe, ary mety hisy facteurs maromaro miaraka no mahatonga azy hiseho.

☀ Izany no mahatonga ny protection solaire ho anisan’ny zavatra tena important rehefa mikarakara melasma.

💬 Aiza amin’ny tarehinao no tena ahitanao pigmentation: takolaka, handrina sa ambony molotra? đŸ‘‡đŸœ
Afaka tonga MP na WhatsApp +261344491341 raha mila DIAGNOSTIQUEđŸ€—

25/09/2026

NY HODITRAO DIA METY MANOME SIGNAUX. HAINAO VE NY MAMAKY AZY?

Indraindray ny hoditra tsy miteny hoe:
“Mila an’ity produit ity aho.”

Fa manome signaux fotsiny:

💧 Misintona / maina → mety mila hydratation bebe kokoa na misy irritation.
🔮 Mora mena → mety sensible na irritĂ©e.
✹ Mamirapiratra be → mety misy excĂšs de sĂ©bum.
😣 Boutons tampoka → jereo izay mety niova tamin’ny routine-nao.
đŸ«Ł Texture miova → mety misy zavatra tsy mifanaraka amin’ny routine.

Fa tandremo ⚠ : tsy tokony hitsambikina amin’ny conclusion avy hatrany isika.

Ny tena fanontaniana dia:
“Inona no mitranga amin’ny peau-ko, ary inona no tena ilainy?”

💬 Inona ilay signal omen’ny peau-nao matetika izay tena mampanahy anao?

24/09/2026

Rehefa mividy skincare ianao, inona no jerenao voalohany?
Prix ? Sa ny Ingredients ao anatiny?? Sa ny Avis des autres? RĂ©sultats/promesse ?? Sa Packaging ?? đŸ€—

24/09/2026

“NATUREL” TSY MIDIKA HOE SANS RISQUE HO AN’NY HODITRA

Ireto akora ireto indray no ho resahantsika androany! Na tsy Naturel ary ny sasany dia isany tena mahazo vahana amintsika ny mampiasa azy amin’ny tarehy. Anefa mety hiteraka voka-dratsy ihany koa!!!

🚹Citron
Olona maro mampiasa azy amin’ny:
* taches
* boutons
* éclat
Fa ny jus de citron dia acide sy irritant, ary mety hampitombo irritation sy pigmentation, indrindra rehefa tratran’ny masoandro.

🚹 Bicarbonate de soude
Ampiasaina ho “nettoyant” na exfoliant naturel izy io matetika.
Ny problĂšme anefa: tsy natao ho skincare mihitsy izy io, ary mety hanakorontana ny Ă©quilibre naturel an’ny peau ka hahatonga sĂ©cheresse, irritation ary hanimba barriĂšre cutanĂ©e.

🚹 Dentifrice
Efa samy nampiasa an’ity daholo angamba rehefa misy mony😂
Anefa misy ingrédients manaitaitra ny peau ka mety hahatonga rougeur, brûlure, sécheresse na irritation. Tsy traitement ny acné mihitsy izy.

🚹 Tongolo gasy
Misy mampiasa azy amin’ny bouton/acnĂ© na tache.
Fa ny tongolo gasy manta apetraka mivantana amin’ny peau dia mety hiteraka irritation mafy, voire brĂ»lure chimique, ka mety hampitombo ny tache.

Ny hoe naturel dia tsy garantie hoe:
❌ tsy hiteraka irritation
❌ tsy mampisy allergie
❌ tsy manimba barriĂšre cutanĂ©e
❌ tsy mampitombo pigmentation

💬 Ary iza amin’ireo no efa nampiasainao tamin’ny tarehy? Sa hafa mihitsy no ampiasainao?? Ahitanao vokany ve??

23/09/2026

Mba henoy kely soa dia mahasoa anao

Ao aminy commentaire ny tohiny resaka đŸ‘‡đŸŸđŸ‘‡đŸŸ

23/09/2026

“PRODUIT sa DIAGNOSTIC ALOHA?” đŸ€”
Fa maninona no mividy produit aloha no ataony maro amintsika
nefa tsy mbola mahalala akory hoe inona marina no olan’ny hoditra?

Raha ianao, inona no mahatonga anao tsy mbola liana hanao diagnostic peau aloha? 👇

A — Tsy fantatro hoe tena ilaina izy
B — Aleoko manandrana produit aloha
C — tsy manana budget hanaovana azy
D — Tsy mbola nahita diagnostic tena atokisana
E — Antony hafa, soraty commentaire 👇

22/09/2026

🚹 CAROTONE NO ANISANY NANOME AHY RESULTAT HAINGANA
 NEFA NANENINA AHO TATá»Č AORIANA.

Nampiasa Carotone aho taloha satria te hanana hoditra mazava sy mitovy loko. Tamin’ny voalohany dia faly aho: toa nihamazava haingana ny hoditro. Noheveriko fa “tsara sy efficace” ilay crùme.

Fa tatỳ aoriana vao tsapako fa tsy mitovy ny hoe mihamazava vetivety sy ny hoe salama ny hoditra.

Rehefa mampiasa crĂšme Ă©claircissante tsy fantatra tsara ny composition, na tsy mifanaraka amin’ny hoditra, dia mety:

❌ hanimba ny barriĂšre cutanĂ©e
❌ hampalemy sy mi irriter ny hoditra
❌ hampisy tasy tsy mitovy loko
❌ hampitombo ny sensibilitĂ© amin’ny masoandro
❌ hampiverina mafimafy kokoa ny tasy rehefa ajanona

Fa ny tena lesona nianarako dia izao:
aza variana amin’ny rĂ©sultat rapide. Fantaro aloha izay tena hosoranao amin’ny hoditrao.
Aza mifidy crĂšme noho izy mampazava haingana fotsiny. Fantaro aloha ny hoditrao, ny composition anilay izy ary ny tena olana hotsaboina.

Izany indrindra no antony anaovako Diagnostic de hoditra : tsy hanome produit kisendrasendra, fa hamantatra ny Ă©tat ny hoditra , ny anton’ny tasy ary ny routine tena mifanaraka aminao.

💬 Iza amin’ireo A–F no efa nampiasainao?
Nety taminao ve sa nanenenanao?

Raha mila diagnostic personnalisĂ© ianao,alefaso MP na sur whatsup 0344491341 ny hoe DIAGNOSTIC. đŸ€Ž

22/09/2026

🚹 MARIKA 4 FA TSY HO SITRANA INTSONY NY PANDA-NAO

raha mbola izao no ataonao:

1ïžâƒŁ Mividy produit araka izay hitanao malaza amin’ny rĂ©seaux sociaux, na mety aminy namanao , nefa tsy fantatrao akory ny karazana panda-nao.
2ïžâƒŁ Manova routine isam- bolana satria tsy mbola nahita rĂ©sultat.
3ïžâƒŁ Mampiasa crĂšme misy singa mahery vaika tsy reconnue , tsy fantatra ny ingredients fa dia mampadio vetivety, nefa manimba ny barriĂšre cutanĂ©e sy mampiverina ny tasy ho maizina kokoa avy eo .
4ïžâƒŁ Manao soin amin’ny alina, fa tsy miaro tena amin’ny masoandro sy hafanana amin’ny antoandro.

❌ Tsy hoe tsy azo tsaboina ny panda-nao.
Fa tsy hisy vokatra maharitra raha tsy voatsabo ny tena antony, tsy mifanaraka amin’ny hoditrao ny routine, ary tsy misy dingana de maintenance ( fikarakarana tsy hiverinany ) .

Ny panda tsy mila produit maro. Mila diagnostic marina, teknika mifanaraka ary discipline Ary investissement ihany koa .

Raha Tena vonona hampitsahatra io olana io ianao, soraty hoe “ZÉRO TACHE” ao amin’ny commentaire na alefaso MPna whatsup 0344491341 , dia hanomboka amin’ny diagnostic isika.

21/09/2026

MAY, MANGIDY ARY MENA NY TAREHY REHEFA MANAO PRODUIT AMINY TAREHY ? 🚹

Mety tsy hoe mila actif vaovao intsony ianao
 fa simba ny barriÚre cutanée-nao.

Famantarana azy:

✅ Mora mena sy mangidihidy
✅ Maina nefa mety mbola be menaka
✅ May rehefa manosotra produit
✅ Mipoitra tampoka ny boutons
✅ Tsy mahazaka actif intsony ny hoditra

Amin’izay fotoana izay dia ajanony aloha ny gommage, acides, rĂ©tinol ary actifs mahery. Ataovy simple ny routine:

đŸ«§ Nettoyant doux
🧮 CrĂšme rĂ©paratrice
☀ Écran solaire SPF50+

Ireto no afaka manampy:

* Cicaplast Baume B5+: mampitony sy manohana ny fanarenana ny barriÚre cutanée.
* AvĂšne Cicalfate+: tsara amin’ny hoditra tena irritĂ©e, mena na sensibilisĂ©e.
* Bioderma Cicabio Pommade: tena matevina sy occlusive kokoa; mety amin’ny faritra tena maina sy fragilisĂ©e, fa tsy voatery amin’ny tarehy manontolo indrindra raha mora misy boutons.

⚠ Tsy crĂšme manala panda ireo, fa manampy manarina ny hoditra mba hahazaka tsara kokoa ny routine. Ny barriĂšre cutanĂ©e simba koa dia mety hampitombo irritation sy pigmentation.

May na mangidihidy ve ny tarehinao rehefa manosotra produit? Soraty hoe “BARRIÈRE” dia hojerentsika izay mety amin’ny hoditrao.

Telephone

Website

Address

Nosy-Be
207

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 08:00 - 22:00