La vertu de la nature
Vente et Partage
17/09/2026
Salama daholo indray,
Disponible ny huile d'olive vierge format 100ml ho antsika izay hanao soin sy ny sisa.
Efa nisy foana moa fa izany hoe izao vao nivoaka teto amin'ny Pejy.
Azo antoka hatrany dia io tavoahangy lehibe io no nankany azy eh.
13/09/2026
Il y a de ces personnes qui nous soutiennent véritablement et qui apprécient de tout cœur ce que nous faisons. Malheureusement, elle nous a quittés aujourd'hui...
Une personne simple et tellement remplie d'amour. Elle faisait partie de celles qui ont cru en notre travail et qui a recommandé nos produits à tellement de monde autour d'elle.
Le cœur est profondément touché. 🖤
Que son âme repose en paix. 🕊️
09/06/2026
🍀Ireto daholo ary zava-misy eto amin'ny Pejy🍀
Amin'ny sary tsirairay ny fatra sy ny vidiny
💚 Mirary hatrany ny vidiny
💚 Kalitao azo antoka
20/05/2026
🍀 HUILE COCO PURE 🍀
Fanontaniana mipetraka foana rehefa mitady diloilo azo antoka ity.
Ka indro ary fa avoaka amin'ny fomba ofisialy ity format 250 ml ity.
Vidiny: 9000 ar
11/05/2026
Salama daholo indray 🥰
Tohizantsika hatrany ny eto amin'ny page.
🍀Huile coco pressée à chaud format 200ml en bocal 9000 ar raha toa ka 10 000 ar
Raha efa client manana bocal dia lasa 7000 ar fotsiny 😉
Herinandro ihany ny faharetany ka haingana ary sao tratran'ny prix miakatra eo anh 😁
03/05/2026
Salama daholo indray oh!
Indro indray ary Ilay promotion de la semaine e.
Huile coco pressée à froid
50 ml 5000 ar au lieu de 6000ar (nouveau format)
100ml 10 000 ar au lieu de 12 000 ar
200ml 18 000 ar au lieu de 20 000 ar
Herinandro ihany no manan-kery ny promotion antsika
28/04/2026
Hainareo moa fa misy an'ilay tolotra hoe rehefa mividy fanindroany sy ny manaraka ianareo dia mihena 2000ar ny vidiny raha toa ka mamerina bocal?
Kopa-tanana manokana ho an'ireo cliente ireo fa fahatokisana matoa miverina toy izao zareo 🥰
Santionany amin'ireo bocal efa niverina.
25/04/2026
Asiantsika promotion isaky ny Sabotsy eto amin'ny Pejy. Manan-kery mandritry ny herinandro mandra-pahatapitry ny stock.
Androany, huile coco pressée à chaud 250 ml en bouteille plastique amin'ny vidiny 8000 ar raha toa ka 10 000 ar ny 200ml amin'ny bocal.
22/04/2026
Ireto ny livraison antsika androany 🙂
Tantely en bouteille
Tantely en bocal étoile tsara kely sady atao haingotrano
Confiture goyave
Misaotra foana ireo manjifa sy ireo efa miverina foana 🥰
❤️
18/04/2026
Tena tsy mety mihitsy aloha raha tsy hanararaotra kely ny fahavokaran'ny Goavy ny La vertu de la nature .
Mitobaka loatra izy izao dia navadika ho confiture aloha mba hanovana kely ny fomba fihinana azy.
Confiture goyave fait maison et 100% naturel
Disponible en format 200ml et 250 ml
Format 500ml et 1 Litre sur commande
Category
Website
Address
112
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when La vertu de la nature posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.