Curly by Nï santatri Fianarantsoa

Curly  by Nï santatri Fianarantsoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Curly by Nï santatri Fianarantsoa, Beauty, cosmetic & personal care, Andrainjato, Fianarantsoa.

Photos from Curly  by Nï santatri Fianarantsoa's post 10/05/2026

coucou les filles 🤗 tongava kie fa amboariko tsara be volondri a ❤️ io zao nataoko omaly 🥰tena hoe kanto sad manja , manao crochet sy curly ihany koa ❤️

02/05/2026

ny tongolo dia tsara ho volo 🧅

Ankoatra ny mampaniry volo izay efa fantatsika dia mitazony n'y volo mba tsy ho tapatapaka .

✨fomba fikarakarana azy :
- maka oignon rouge 1🧅 lehibe de mixena ,na rapena rf tsis mixeur fihazana ny ranony ary afangaro huile coco🥥 na huile d'olive 🫒rah ohatra ka tsy mahazaka ny fofiny , ahosotra ny hodidoha mandritra ny 20 na 30minite ⏰dia koba'ina avieo
- atao mandritra 2- 3 isak ' herin' andro 📅

mazto mikarakara n'y volo fa n'y volo no bikany vehihavy 😁 Following

Website

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Curly by Nï santatri Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Fianarantsoa.