Fan'DIO
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fan'DIO, Health/Beauty, Antsirabe.
Nous produisons et vendons des savons solides et liquides de qualité, fabriqués avec soin pour l’hygiène et le bien-être de toute la famille.
✨ Propreté et Qualité 👌
11/08/2026
❗❗❗
Nohon'ny antony manokana dia rahampitso alarobia daholo ny livraison rehetra.
Mamerina ny fialatsiny 🙏
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🙏🥰
07/08/2026
ARARAOTY ARARAOTY ❗ ❗ ❗
AZA TARA fa elaela ndray vao misy toy izao 🥰
Dispo daholo izy 4 🧼🫧🫧 🫧
🤍 RONONO (3 sisa)
🤎 KAFE
🧡 TAMOTAMO
💚 VAHONA PERSIL
NB: MPAMOKATRA MIVANTANA izahay fa TSY REVENDEUR 😊
📞0342731804 ou Mp 😊
23/07/2026
TANDREMO ❗❗❗
Rehefa tsy misy Anarana hoe: SAVON FANASINA dia ❌TSY IZY❌ tompoko 😊
👉 Toy ito amin'ny sary manaraka ito ny soratra
Mankasitraka antsika rehetra 🙏 🥰
18/07/2026
Efa fantatrao ve??? 😊
Ny savony 💚PERSIL sy VAHONA (Aloe vera) 💚 dia:
🌿 Manampy tsy hahamaina ny hoditra
🌿 Mamela ny hoditra hahatsapa ho malefaka sy mahazo aina
🌿 Manampy hitazona ny hoditra tsy ho maina loatra aorian'ny fandroana
🌿 Manome fahatsapana madio sy mahazo aina mandritra ny andro
13/07/2026
Café au lait amin'ny andro mangatsiaka ☕🤎🤍😁
Dispo tsy ho ela 🥰
Ny savon de beauté🫧 🤎café🤎🫧 dia savony vita amin’ny kafe natoraly, natao hanadio sy hikarakara ny hoditrao isan’andro.
🌿 Ny soa azo avy aminy:
✔ Manala loto sy cellule morte
✔ Manampy manala tasy mainty
✔ Mampihena boutons sy menaka be loatra
✔ Manome éclat naturel sy hoditra malama
✔ Mety amin’ny tarehy sy vatana
10/07/2026
Santionany amin'ny savons de beauté indray ireto 🧼🫧
👉Tamotamo sy tantely 🧡 (Curcuma et miel 🍯 )
👉 Ronono 🤍 ( Lait 🥛)
Fihetsika tsotra kely isan'andro ny fanasana tarehy amin'ny savony nefa miantoka ny fahamanjana natoraly 👌🥰
NB: Mbola tsy dispo de suite fa efa afaka mi-réserver an!!!
10/07/2026
Betsaka ny karazana savons de ménage
Fa HAFA IHANY ny savony 🧼FANASINA🧼
👉 Mandroatra 🫧
👉 Mateza be👍
👉 Tsy manimba tànana 🙌
👉 Mety hanasana lamba (na lamban-jaza aza tsy misy hatahorana) sy ny kojakoja rehetra ao an-tokatrano
📞 0342731804
Un grand merci à mes nouveaux followers 🥰🙏 ! Namby Rah, Mi'ando Andrianina, Andry An Ralala, Miranto Layah Kwelly, Yantsa Rjn, Sitraka Arinesy, Solo Ny Aina, Maelys Ny Aina, Lynah Herinirina Raz, Ando Niaina
31/05/2026
A toutes les reines du quotidien!!!🌷
Click here to claim your Sponsored Listing.