VL Beauty

VL Beauty

Share

✨Choisissez de prendre soins de vous✨

09/01/2026

Bon voyage ki a . Merci nandalo !

Photos from VL Beauty's post 04/01/2026

🎉🌟 Bonne année o!! Hoentinay hiarabana antsika rehetra dia faly izahay manolotra ny asa tatouage efa vita tato am VL Beauty ❤️. D mbola manasa antsika izay mbola vonona iany !!! 👋

Photos from VL Beauty's post 30/12/2025

Bonjour daholo indray e👋! Andao hamarana ny taona en beauté miaraka amin ' ny VL beauty .De nouveau avec le coiffeur crea razafimanantsoa. Misy koa ireo perruques isankarazany ho an ireo izay tsy manampotoana hikarakarana volo nefa te ho top😍😍😍!! Izahay iany no mametaka azy. Afaka manao curly , chignon koa an !!! Aza tara fa izay Tonga aloha no raisina satria samy mbola maika hamonjy réveillon 🎉🌟✨🥰🎈 daholo isika !! Ny toerana , akaikin Jesosy Mamonjy mahazina !Raha mila fanazavana fanampiny ☎️ 0344345155

Photos from VL Beauty's post 23/12/2025

Coucou daholo e! Ireto misy robe mafaty2 Kely🥰🥰🥰 !!

Photos from VL Beauty's post 20/12/2025

Cc Aiza daholo ry manjakely tia de marque rehetra a!!! 😘😘😘. Ity ndray ki ny kiraro krismasy a! 🌲🌲🌲🌲🎉🎉🎉. Antsoy ny 0344345155 e!

16/12/2025

🥳💫✨Cc !! Ilay ato amin' ny sisiny no vavahady miditra ato am Coiffure VL Beauty fa tsy ao am vavahady b an! Misy azonao ametrahana fiara 🚗🚙 moto 🏍️🛵 . Tongava soa daholo ary e 🙏🙏. ☎️ 0344345155

Photos from VL Beauty's post 16/12/2025

🎉🎈🌟 Bonjour daholo e! Ndao indray ary e!! Nouvel adresse🏠, nouvelle équipe mais la même passion 🥰🥰🥰 !! VL Beauty ❤️ se situe maintenant à Mahazina à quelques mètres de l Église Jesosy Mamonjy. Venez nombreux 🏃 !!

Photos from VL Beauty's post 14/09/2025

Hello tout le monde 😍😍😍. Izahay ato amin ́ ny VL beauty dia mbola faly foana manolotra izay irinareo 🤩🥰 .Lissage, tissage, coloration , curly, chignons , coupes, brushing . Merci hoan ireo izay rehetra nandalo 😍😍😍😍😘😘😘

Photos from VL Beauty's post 10/09/2025

Hoantsika izay te hanatrika andro iray , Chignons isankarazany hamonjena anniversaire🎉🥳, fiançaille💍💍, confirmation 😇 .mariage🏰 sns .....dia vonona anome fahafahapo ho anao VL beauty❤️❤️❤️.

07/09/2025

Salut tsika jejokely 🥰🥰🥰🥰🥰..!!! Coupe PAPILLON 🦋 bouclé 💙!!! Tongava mba miova kely am mahazatra. e!!

Website

Address

Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VL Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antsirabe.