Aina piercing studio

Aina piercing studio

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina piercing studio, Beauty, cosmetic & personal care, Antanivao, Antsirabe.

30/07/2026

Ny fahafahampoko anie dia nareo afam-po vao Miala ato amiko ee🥰

nanao manjamanja vao maraina izy🥰
hoanao ko tongava fa afam-po enao vao mivoka 🥰
misy soins avant piercing et après 🥰

piercing avec pistolet ou aiguille 😊
tarif efa mora
toerana antanivao andrefany mesonges bleus 🥰

30/07/2026

Gabie Andria Rabesaotra Arahabaina ianao no mpandresy🥰
tongava mp🥰
mankasitraka antsika rehetra nilalao🥰araho hatrany n'y page fa ato no anarahanao n'y zavatra rehetra🥰

tongava izay te hanao piercing fa tarif mora🥰
toerana:antanivao andrefany mesonges bleus

29/07/2026

Raha te ho manjamanja otrizao de ndao hitevika aty aminay🥰❤️
natao pistolet ity fa nosoloina Ilay boucle 🥰jereo fa mafatifaty Kely ery🥰

ndao nareo atao manja otrizao🥰
piercing avec pistolet ou aiguille
alaivo n'y rendez vous na miresaka aminy mp aminy fajatongavanareo aty🥰
toerana :antanivao andrefany mesonges bleus 🥰
tel:038.80.249.44
whatsapp :+261.34.70.508.26

29/07/2026

sary AVY any amin'ny client ity no hirariana tontolo Andro mahafinaritra ho antsika rehetra❤️
mandray olona foana aho hoan'ny pistolet 🥰
aiguille a partir n'y samedi no manomboka fa fandrio dieny Zao 🥰

Ny kilalao ntsika hariva mivaly 20:00 🥰
toerana ahitana Aina piercing studio :antanivao andrefany mesonges bleus 🥰

28/07/2026

manjakely anie miaraka aminy Aina piercing studio
zao kosa vé n'y hamanjany oa dee 🥰🥰
eto antsirabe aloha isika fa ambola ho AVY aminy faritra hafa🥰

tongava mp Maka NY andinindininy
rampitso mifarana n'y jeu antsika🥰

toerana: antanivao andrefany mesonges bleus

27/07/2026

vao miatomboka n'y herin'andro dia asintsika jeu❤️
ndao hanao manja Kely miaraka amin'ny Aina piercing studio ❤️
conditions:
✨Follow Leo aloha n'y page🥰😅
✨asio reaction ity publication ity👍
✨partageo en mode public ity publication ity🥰
✨tague o olona 5 hiaraka ilalao aminao🥰✨izay commentaire be reaction indrindra no mahazo azy🥰
Mahazo:piercing boucle 1 izay mandresy
let's gooooo🤤
toerana antanivao andrefany mesonges bleus 🤩

26/07/2026

❌❌Jeu piercing avec pistolet 1 gratuit❌❌
Io no logo vonjimaika n'y Aina piercing studio
Asintsika jeu aloha❤️izay mamorona logo ka mi taguer olona 5 ,mahazo reaction betsaka indrindra ataontsika piercing avec pistolet 1 gratuit: au choix🤩❤️

Toerana :antanivao andrefany mesonges bleus ho anizay hitevika❤️

izay commentaire ato aminy page Ihany no mananankery🥰

26/07/2026

ndao Ranga ataontsika manja Kely na reo an❤️

izay nitevika taminah aloha afam-po daholo❤️anjaranao indray izao❤️
tongava mp Ary fa hanomboka amizay Raha ty eee❤️

abonnez vous les gars❤️

Photos from Aina piercing studio's post 25/07/2026

iza no EFA nitevika tato amin'ny Aina piercing studio 🥰mivoka daoly Ary aloha ee🥰sa ampintsika jeu Kely amizay ara vé ee?🥰

mandray rendez vous hatrany🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antanivao
Antsirabe