AntsiraBio
✅ Vokatra natoraly
✅ Madio, malefaka, mandaitra
✅ Ho an'ny volo/hoditra marefo
✅ Zakan'ny rehetra, ankizy/bevohoka
✅ Vita Malagasy
✅ Vita eto Madagasikara
03/08/2026
Salama tsara daholo ve?
Amin'ity volana ity, tsy miankina @ fb ny lalao, fa hitsinjo an'ireo fans tsy hitan'ny lisitra fb indray, toy ny taloha.
Alefaso foana ny réaction, commentaire, partage, asao ny namana hanaraka ny fizarana.
Mankasitraka ny mpanaraka ny pejy rehetra 🥰
01/08/2026
Farmasia mpiandry raharaha eto Antsirabe
Mirary fahasalamana ho antsika rehetra 🙏
31/07/2026
Zoma miaraka @ Parfum Beauté Antsirabe indray 🥰
Ankoatra ny vokatra AntsiraBio dia hitanao ao ireto Body ho an'ny vehivavy ❣️
✅ Misy ny taille rehetra
✅ Loko misy: Fotsy, blanc cassé, rose n**e, beige, marron, mainty
Manasa hitsidika ny tsena , lalana andrefan'ny U 🥰
Soin protecteur 🥰
20 000Ar
29/07/2026
Boost repousse ❤️
28/07/2026
BOOST REPOUSSE ❤️
Ho an'ny volo manify, miongotra, maina ...
• Mampaniry, manalava, mampatevina
• Mampitsahatra ny volo miongotra
• Manamandina ny volo maina
• Mahasalama ny hodi-doha
➡️ Bain d'huile sy sérum:
• Aosotra ny hodi-doha adiny 1 alohan'ny hanasa loha, o***a kely
• Aosotra ny loham-bolo isaky ny maina ny volo
✅ 100g
✅ 15.000Ar
✅ Toerana: Parfum Beauté Antsirabe
✅ Manao livraison Antsirabe
✅ Mandefa any @ faritra
27/07/2026
Arahabaina dia mankasitraka manohana hatrany ny pejy 🙏❤️
Manasa anao hifidy ny kadoanao 💝
Mankasitraka indrindra ny mpanohana ny pejy rehetra 🥰❤️
26/07/2026
Mirary Alahady feno fitahiana sy hery hiatrehana ny herinandro vaovao 🙏❤️
Huile de coco pure 🌴🥥
Pressée à froid
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |