Queen's Beauty Mdg
�
27/09/2026
Prête à révéler votre plus beau glow ? ✨🥰
Je viens directement chez vous 👣🏠❤️
📍 Service à domicile
📞 Contact : 0346173445
📩 DM pour réserver ✨
Prise de Rendez-vous en Mp 📨😍
Ou
☎️+261346173445
📍Antsirabe 🫶
19/08/2026
Vita aaa🌊🥹❤️
Efa vita aloha ny an’i Admin ny fialan-tsasatra fa anakaiky an’i lisany bebe kokoa amzay izy iny anh🦋
Maromaro ny appel, msg, … sns azonay tatoato izay hoe :
« Efa afaka manantona amin’izay ve ndri❓
« Oviana ihany aki ndri no afaka makaty an-trano mikarakara ny fahamanjanay❓
« Ho atao raharaha aki za, afaka ve ndri❓
👉Eny Tompoko, efa afaka manantona anareo izahay.
Fandrio dieny izao ny date sy ny ora ary🥹❤️📆
Nalahelo kely anie za namaly anareo ireny fa zany hoe misy zavatra tsy azo apandeferina ry reto a, dia mianatra miaina, mamindra arak’izay eo isika aloha, fa tsy hoe manadino anareo🥹 Tena ialana tsiny indrindra a🙏😘
⚠️ Antsirabe ihany aloha hatreto no Tonganay fa tsy mbola afaka mandeha alavitra be isika🥹🥰
❗️Misy fandaminana vitsivitsy fotsiny fa tsara raha tonga dia ao amin’ny « Message privé » ❗️😘
Misaotra foana amin’ny fanohanana🙏❤️
Whatsapp : 034 61 734 45
Fb : Queen's Beauty Mdg , Fara Andriam
☎️ : 0346173445
📍Antsirabe
29/07/2026
Andao ary e🥰🛍️
Iza daholo ilay mpankafia fofona « Mampite ihinana » be ireny ato? 🍭🍫😍
✨Ity indray ary no hatolotray ho anareo : « Vanilla crush » ✨
EDT izy ity anh🥰 amin’ny endriny 100ml😘
📍Antsirabe
📞0346173445
01/07/2026
Andao ary e✨🛍️
Ianareo ve tsy mandinika fa tena vetivety kely ilay fotoana? 📆🥹
Volana Jolay sahady isika anefa ohatran’ny vao omaly ilay nifampiarahaba Taona vaovao ✨🥰
Ity Admin kely lasa saina ity no entinay Irariana soa ho anareo rehetra mpanaraka ny pejy😅🥰❤️
Nb: Aza miala alavitra fa hisy « Arrivage » bomba sy manitra kely atoato anh..🔥😍
Oroka mamy be😍🥰
📞0346173445
26/06/2026
🇲🇬✨Miarahaba ny Malagasy rehetra ✨🇲🇬
21/06/2026
✨🥹Tena Mamy anie izany Dada izany reto eh🥰✨
20/06/2026
Andao ary e😍🛍️
✨Efa nahita cadeau ho Dada ve ianareo ?✨
« Inspire Your Mind » Ity indray no hatolotray ho anareo izay mpankafia ny marika Reebok 😍
Mety tsara raha ho atao fanomezana ho an’i Dada🛍️
Vitsivitsy ny amin’izy ity sao tara anh🥰😍
Alefako ao amin’ny commentaire ny momba azy ii👇
💯Authentique ✅
📍Disponible Antsirabe
📞0346173445
16/06/2026
Andao ary e🥰🛍️
Ity indray zareo a😍
« 313 » indray no anaran’ity manjakely tsika tonga vaovao ato ity…❤️
Ny fofony aloha dia tena fofona mpanakarena dia tena mpanakarena tokoa😅☺️😋😍
Nb: Aza matahotra fa raha lany dia mahatonga foana isika fa samia fotsiny mitadidy ny anaran’ilay manitrakelitsika tsirairay avy😇😌
Ao amin’ny commentaire ny mombamomba azy🥰👇
💯Authentique ✅
📍Disponible Antsirabe
📞0346173445
✨Mirary soa ho an’ireo zandry kely rehetra manala fanadinana CEPE androany🥰😍✨
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Queen's Beauty Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.