MADA COMM
Compte officiel
03/06/2026
EF KELY SISA AHH.
AZA ADINO NY MIVIDY BILLET ATO AMIN'NY ""MADA COMM"" LIVRAISON GRATUITE PAR TOUT ANTSIMONDRANO.
CONTACT+261 33 06 926 72 OU SUR MP
02/06/2026
🧴 Tavoahangy Plastika 500ml
✅ Kalitao tsara sy matanjaka
✅ Mety amin'ny rano, ranom-boankazo, gel, na vokatra hafa
✅ Madio sy mangarahara
💰 480 Ar/pc
📦 Fivarotana manomboka amin'ny 100 pcs
⚠️ Ny sarony dia vidiana manokana.
📞 +261 38 47 933 59
📩 Midira hafatra privé na antsoy mivantana raha hanao commande na mila fanazavana fanampiny.
MADA COMM – Madagascar Commerce
20/05/2026
🔥 FIOFANANA ARAK’ASA & FAMPANDROSOANA NY FIAINANA 🔥
Tsy miandry vintana fa mianatra mamorona fahafahana.
Tongava hanefy ny sainao sy hampivelatra ny fahaizanao amin’ny alalan’ity fiofanana mahasoa ity 💼📈
📚 Lohahevitra hodinihina :
✔️ Fanefena ny saina ho mpandraharaha
✔️ Fitantanam-bola mahomby
✔️ Ady gasy @ fitadiavam-bola (Technique de vente)
🗓 Zoma izao
⏰ Amin’ny 9h maraina ka hatramin’ny 10h
📍 Itaosy Dall, apitan’ny Banque BOA
🎯 Fiofanana natao ho an’izay te handroso, te hanana vina lehibe ary te hiova ho tsara kokoa.
🎁 Maimaim-poana tanteraka — TSY MISY SARANY.
💡 “Ny fahalalana no renivola tsy mety lany.”
Anio mianatra, rahampitso mandroso.
📩 Midira message privé raha hisoratra anarana.
17/05/2026
✨ FORMATION SAVONY SOLIDE & LIQUIDE VAISSELLE ✨
Te hahay hanao savony tsara kalitao sady afaka atao fidiram-bola ve ianao? 😊
📍 Toerana : Itaosy Dall, apitan’ny Banque BOA
💰 Saram-piofanana : 10.000Ar
📘 Boky fanazavana sy techniques : 3.000Ar
Ahitana :
✅ Fanazavana feno
✅ Recettes sy techniques
✅ Ireo zavatra ilaina amin’ny fanamboarana
✅ Hianarana :
🧼 Savony vaingany (solide)
🫧 Liquide vaisselle tsara kalitao
✅ Techniques sy astuces
✅ Afaka atao activité na asa mihitsy
🏠 Afaka manao formation à domicile ihany koa
📅 Daty : 23 mai 2026
🕑 Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro
📩 Réservation sy informations supplémentaires :
➡️ Ao amin’ny message privé (mp)
⚡ Toerana voafetra ka aza tara manao réservation !
🔥 Tsy voatery hanomboka lehibe vao mahomby, fa ny fahaizana sy ny finiavana no mampandroso. Mianara anio, mety ho lasa loharanom-bola ho anao rahampitso 😉
04/05/2026
✨ Fantaro ny tsiambaratelon’ny hoditra mamirapiratra! ✨
Mitady vahaolana ho an’ny hoditra malefaka, madio ary tsy misy kilema ve ianao?
🌿 Andramo izao ny Savon Café
☕ Tombony azo:
✔ Manala sela maty amin’ny hoditra
✔ Manadio lalina ny hoditra
✔ Manampy mampihena pentina sy mony
✔ Mampihetsika ny rà ka manamafy ny hoditra
✔ Mamela hoditra madio, malefaka ary mamirapiratra
💯 Vita amin’ny akora voajanahary
🌱 Mety amin’ny karazan-koditra rehetra
🔥 Mahita vokatra sahady ianao aorian’ny fampiasana voalohany!
📩 Manaova commande amin’ny message privé
📦 Misy livraison haingana
💥 Karakarao ny hoditrao amin’ny herin’ny café!
💰 Prix :
5.000 Ar
3.000 Ar
2.500 Ar
Contact : +261384793359
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
102