MALALa nirinahaingo
Coiffure ๐ฅฐ๐๐ฝ,
onglerie ,๐
๐ฝ
รsthetique๐
Mifanoro ,mifanampy ๐ฒ๐ฌ
๐๐
๐๐โฆMbola ato ve nareo zay .sa efa lasa dahole ๐
๐
๐ฏAleo afanaina aloha le andro e๐ฅฐ
๐
Mirary herinandro feno fifalina ๐
MALALa nirinahaingo
๐ค..Mirary fety sambatra , Ny Asaramanitra ho antsika malagasy rehetra ๐๐๐ฒ๐ฌ๐
MALALa nirinahaingo
22/06/2026
โก๏ธ๐
Refa ririna otrizao ๐ฅถ
๐De lasa mihinankanina fotsiny
โก๏ธ๐ค De lasa mahazo takolaka tsara
Ampitomboy le akanjo fa trop ity๐คง
MALALa nirinahaingo
15/06/2026
โบ๏ธManaona ny atsika any aminareo
๐ฅถ Nenay aty efa tina hitsoahana mintsy fa mapijaly๐ช
๐ฅฐ Bonne journรฉe dahole
๐.. De mirary herinandro feno vola sy fasalamana ๐๐ค
MALALa nirinahaingo
05/06/2026
๐ ๐
๐ค..Ho anao io mihintsy
๐ Hahazo fitahina mihotra anie ianao
Ary fahasoavana tsy tambo isa ๐ฅฐ
๐Raha matoky ilay Andriamanitra
Amizay hatao , sy madeha aminy fahamarinana hatrany ๐คโ
๐ดSoava ny alina Dahole isika ๐
Aza adino manasa namana hiabone page
MALALa nirinahaingo
24/05/2026
๐..Joyeux pentecรดte ๐ง๐๏ธ
๐..Ny valiny ilay lalao antsika tato
Nisy maromaro nahamarina โบ๏ธ..
๐ค De zao ary no anaovana azy e
๐..Izay comantaire Farany hitako ato aminy ity
Publication ity mandrapatonga ny Rapitso maraina no mahazo avy hatrany ilay goute๐๐ต๐
๐.. Metioneo namana ary ,de izay abone hatrany no mahazo , Partageo โบ๏ธ
Apetraho ny Afaka adefasana ilay vola ,na Yas ,na Airtel ๐ค.. Mirary soa hatrany โฅ๏ธโฅ๏ธ
MALALa nirinahaingo
16/05/2026
Coucou ๐
Elaela nangina tsika tato e
Aleo asina jeu goutรฉ ndray ary e โบ๏ธ
Io ary de tsapaho ny vintana ๐ง
Isa miafina (02) Fa mety enao no mahazo
Mitsatoka indroa (02) ihany no mety oh
Izay abone page no mahazo
De mentioneo namana ary๐?MALALa nirinahaingongo
08/05/2026
He๐.. Ndao hosoloina Fihezahana ilay hakamona
De ndao fa mila mandroso na sarotra ary lalana ๐
Tsisy tonga Lafatra fa ianao vonona no ilaina
Ndao ary fa ilay Tanjonao no mila vitaina โฅ๏ธ๐
Mirary zoma feno fifalina oh๐
MALALa nirinahaingoingo
01/05/2026
๐คฉ volana May ,,Volana mamy kely ๐
๐Ho tanteraka aminao anie izay zavatra hirinao ๐
๐Ho azonao amizay le vola tedavinao ๐ค
๐Ho feno fahasoavana bediabe๐ค๐
Araho hatrany page fa hanomana kilalao aMALALa nirinahaingonahaingo
Click here to claim your Sponsored Listing.