Import Business Academy
Formation pratique en importation depuis la Chine 🇨🇳📦
De l’achat jusqu’à la réception de vos marchandises.
📞 038 48 483 07
12/09/2026
🚨🚨 Ho anareo te hisehatra amin’ny fanafarana entana any Chine ity🚨🚨
✅ Izahay afaka manokatra compte e-commerce izay ilainao rehetra: Taobao, 1688, Alipay, SHEIN, Pinduoduo, Xianyu, Wechat
‼️Raha efa manana compte indray ianao ka misy olana, dia mamaha izany olana izany koa izahay.
🔥Tsy voatery hivezivezy ianao, fa afaka manantona anao ny ekipanay😉
☎️ 038 48 483 07
12/09/2026
🚨TOAMASINA🚨
🚀 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳
🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯
Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
📍 Lieu : Toamasina
📅 Samedi 19 Septembre 2026
💰 Frais de formation : 80.000 Ar
📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07
⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation
12/09/2026
‼️CALENDRIER DE FORMATION MOIS D’OCTOBRE 2026 ‼️
Raikitra ary ity fa ampidiro anaty programanareo😎🫵
🤩 Taorian’ny fangatahan’ny maro dia hiezaka izahay hitety faritra, hampianatra ny rehetra ny fomba fanafarana entana any Chine 🇨🇳
📍Tsy voatery mahay teny sinoa
📍Tsy voatery mila fond be fa 𝟭𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗥 𝗺𝗼𝗻𝗷𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮
📍Tsy mila diplome
📍Tsy mila passeport
Ny zavatra hianarana:
Hampianarana anao ny fifehezana ilay base-n’ny fanafarana entana manontolo:
✅ Fomba fanokafana compte
✅ Fomba fijerena sy fitadiavana fournisseur fiable
✅ Fomba firesahana amin’ ilay fournisseur tahaka ireny maha voafehy teny sinoa ireny ( misy paikady hampiasaina)
✅ Fomba fijerena entana entana mora
✅ Fomba fandoavana ny vola vidin’entana ( paiement amin’ny fournisseur)
✅ Fomba hahatongavan’ny entana eto Madagasikara
Tsy vitan’ny hoe manao formation fotsiny, fa sady tonga dia pratique no mbola misy suivi foana ataonay ho anao
🔴Formation en salle: 80.000Ar
📆 Samedi 03 Octobre 2026
📍Ambositra
📆 Dimanche 04 Octobre 2026
📍 Fianarantsoa
📆 Samedi 10 Octobre 2026
📍 Antsirabe
📆Dimanche 11 Octobre 2026
📍Antananarivo
📆Samedi 17 Octobre 2026
📍Toamasina
📆 Samedi 24 Octobre 2026
📍Mahajanga
📆Samedi 31 Octobre 2026
📍Antananarivo
🔴𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝘂𝗹𝗶𝗲̀𝗿𝗲 𝗮̀ 𝗱𝗼𝗺𝗶𝗰𝗶𝗹𝗲:ianareo no misafidy ny date izay mbola malalaka dia manantona anareo izahay amin’ireo fotoana sy daty andalovanay any amin’ny faritra misy anareo ireo
🔴Azonareo atao sahady ny manao famandrihana ora sy fotoana amin'ny 038 48 483 07 (Whatsapp) na mandefa hafatra miafina
12/09/2026
📌 CONDITIONS DE RESERVATION‼️
La participation à la Formation Importation depuis la Chine est soumise aux conditions suivantes :
-La réservation est confirmée après le paiement des frais de réservation.
-Les places étant limitées, les inscriptions sont validées selon l’ordre de paiement.
-Le reste des frais de formation est à régler le jour de la formation.
-Toute réservation est nominative et ne peut être transférée sans l’accord de l’organisateur.
-En cas de désistement du participant, les frais de réservation déjà versés ne sont pas remboursables.
-En cas d’annulation ou de report par l’organisateur, la réservation pourra être reportée à une nouvelle date ou remboursée.
FORMATION PARTICULIÈRE À DOMICILE:
-Pour toute formation particulière à domicile, un acompte de 25 % du montant total est exigé afin de confirmer et bloquer la ou les dates convenues.
-Le solde restant est à régler le jour de la formation.
-Aucune date n’est considérée comme réservée sans versement de l’acompte.
☎️Infoline: 038 48 483 07
11/09/2026
‼️Frais de formation en salle ho an’Antananarivo: 30.000Ar‼️
Omenay promotion be ianareo rehetra izay misoratra anarana androany, tsy 80.000Ar intsony no aloanareo fa 30.000Ar monja😍
Ity ny frais de formation mora indrindra, ary raha mbola mahita mora noho ity ianareo dia remboursenay x2 ny difference😎
Aza tara ary fa androany fotsiny ity, frais de formation : 30.000Ar‼️‼️
📆Date de formation : Samedi 12 Septembre 2026
📍Lieu:Anosy Antananarivo
‼️Places très limitées
☎️038 48 483 07
30/08/2026
🔴 OFFRE SPÉCIALE FORMATION EN LIGNE🔴
Natokana ho anareo tsy manana fotoana amin’ny fiatrehana ny formation en salle izy ity, tsy miova ny modules fa izay ampianarina ny mpianatra en salle ihany no ampianarina anareo, ary mahazo suivi sy accompagnement toy ny rehetra ihany koa😎
📍Tsy voatery mahay teny sinoa
📍Tsy voatery mila fond be fa 𝟭𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗥 𝗺𝗼𝗻𝗷𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮
📍Tsy mila diplome
📍Tsy mila passeport
Ny zavatra hianarana:
Hampianarana anao ny fifehezana ilay base-n’ny fanafarana entana manontolo:
📍Manokatra compte amin'ilay plateforme
📍 Mitady fournisseur sy mamantatra hoe azo antoka ve izy sa tsia.
📍Miresaka amin' ilay fournisseur tahaka ireny maha voafehy teny sinoa ireny ( misy paikady hampiasaina)
📍Mitady entana mora sy manao commande
📍Manao paiement en direct
📍Ny fomba hahatongavan’ny entana eto Madagasikara
💰Frais de formation en ligne: 50.000Ar
☎️ 038 48 483 07
27/08/2026
📦 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳
🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯
Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
📍 Lieu : Toamasina
📅 Samedi 19 Septembre 2026
💰 Frais de formation : 80.000 Ar
📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07
⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation
27/08/2026
📦 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳
🫵Te hianatra hanafatra entana avy any Chine ve ianao?
Sady ahazahoana tombony mihoatra ny 100% raha mbola hivarotra 🎁💯
Mandritra ity formation pratique ity dia hianatra tsikelikely ianao:
✅ Fanokafana compte hanaovana achat
✅ Fomba fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✅ Fomba fanaovana paiement
✅ Fomba fandefasana sy ahatongavan’ny entana eto Madagasikara (transit)
📍 Lieu : Anosy – Antananarivo
📅 Samedi 12 Septembre 2026
💰 Frais de formation : 80.000 Ar
📞 Inscription & renseignements : 038 48 483 07
⚠️ Voafetra ny toerana asaina sahady ianao hisoratra anarana raha maniry hanatrika ny formation