Sun and Sea Vibe

Sun and Sea Vibe

Share

🌅Sun an Sea Vibe
L'été n'attend pas - vos accessoires non plus ✨
📍 Tanà :🚚 Livraison rapide
👇🏻Dm pour commander maintenant

09/09/2026

👜 ILAY SAC SIMPLE FA TENA PRATIQUE 😍

💙 Bleu | 💚 Vert | 🧡 Orange | 🩶 Gris
🤏 Petit — 12.000 Ar
👜 Grand — 16.000 Ar

🔥 DISPO DE SUITE !
📸 Photo réelle en PV
📩 Alefaso MP + couleur & taille tianao.

⚠️ Mety hiovaova arakaraka ny arrivage ny motif/soratra.

Photos from Sun and Sea Vibe's post 20/08/2026

✨ NEW ARRIVAGE ✨
Kanto, simple & élégante 🤎✨ Ireo bijoux kely ireo no tena mety hanampy touche chic amin’ny look-nao 😍

💌 Intéressée ? Andefaso MP izahay pour commander 📩
⚠️ Stock limité — aza miandry ela sao lany 😍

🌊 Sun and Sea Vibe — votre style, votre vibe. ✨

19/08/2026

🎁✨ JP CADEAUX — MISY SURPRISE HO ANAO ! ✨🎁

Noho ny anniversaire an'ny Admin 🎂🥳 dia misy cadeau surprise kely atolotra ho anareo, ho fisaorana amin'ny fanohanana sy ny fahatokisanareo ny page hatrany 💕✨

Raha te handray anjara ianao dia tsotra be :

💗 1. Abonne-toi amin'ny page
👯 2. Mentionne 10 amis ao amin'ny commentaire
📲 3. Partage-nao amin'ny mode PUBLIC ity publication ity

🎁 Ary ilay cadeau… SURPRISE 🤫💕
Tsy mbola hambarantsika aloha hoe inona izy 😌

📅 FISARIHANA : 30 SEPTEMBRE 2026 🎉🎂

Koa mbola manana fotoana tsara ianareo rehetra handraisana anjara 😍
Aza adino fa tsy maintsy feno daholo ireo conditions 3 vao valide ny participation-nao ❤️

Abonne-toi ➡️ Mentionne 10 amis ➡️ Partage PUBLIC ➡️ Miandry ny 30 Septembre ! 🎁✨

Mirary soa ho an'ny rehetra 🍀💕
Bonne chance à tous ! 🥰

Photos from Sun and Sea Vibe's post 17/08/2026

Manahoana ry Fashion lovers 👋🏻🌸

Te hahafantatra ny hevitrareo izahay 🥰
Ahoana ny fahitanareo an'ity style féminin ity ?👗

Raha ianao ? Inona no couleur tianao indrindra ?🤔❣️
Aza misalasala mametraka commentaire, fa tena manan-danja aminay ny hevitrareo 🥰

🗨️ Lazao anay : quelle couleur vous préférez ?

15/08/2026

Tinay ho fantatra izay tena tianareo, hahafahanay misafidy sy manolotra ireo articles tena mety aminareo, amin’ny vidiny mirary. 🤍

Ka raha style iray ihany no fidinao :

🌸 1 — Féminine
🤍 2 — Chic
☀️ 3 — Décontractée

Iza amin’ireo no tena anao? 1, 2 sa 3? 👇

Lazao aminay koa ny antony. 👀

14/08/2026

🎂 Une petite surprise se prépare...👀🎁

J'ai envie de vous gâter.🤭

RESTEZ PAR ICI , JE VOUS EN DIS PLUS BIENTÔT.✨

Abonnez-vous à la page et restez dans le coin pour ne pas manquer la surprise.

👯‍♀️Et mentionnez une amie qui devrait absolument être au courant.👀

Gros bisous mes amours 😘

Photos from Sun and Sea Vibe's post 13/08/2026

🌞 L'été approche...

Les longues jupes imprimées vont clairement être partout.🌸

Mais laquelle mérite une place dans votre dressing ?👀

1,2,3,4 ou 5?

Category

Website

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 05:00
Tuesday 08:00 - 05:00
Wednesday 00:00 - 00:00
Thursday 00:00 - 00:00
Friday 00:00 - 00:00
Saturday 00:00 - 00:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sun and Sea Vibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.