Sage Femme Henitsoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sage Femme Henitsoa, Health/Beauty, Ambohimiadana Andramasina, Antananarivo.
Sage-femme diplômée 🤍
Compétence en échographie obstétricale 🖥️🤰
Accompagnement grossesse, accouchement & post-partum
Consultation en ligne & conseils personnalisés
📩 Message privé pour rendez-vous
mety Maman vé Raha asintsika accompagnement à domicile ?
11/04/2026
⚖️ Prise de poids pendant grossesse : combien est normal ?
🤰 11 à 16 kg en moyenne
📅 1er trimestre : +0 à 2 kg
📅 2e : +4 à 6 kg
📅 3e : +5 à 8 kg
Raha toa ka mahazo lanja aingana bé ianao dia Manantòna Sage femme na Mpitsabo
Izaho kosa afaka manoro hevitra anao sy manome menu équilibré + suivi mandritra n'y fitondrànao vohoka Raha tianao ho Salama tsara ianao sy ny Zaza kanefa tsy mitombo bé ny lanja🥰
Afaka miditra message privé Raha Liana ianao🥰
💡 Ton corps change pour donner la vie ❤️
28/03/2026
inona indray ny tianareo ho resahantsika?
ataovy ao @ commentaire Ary🥰
MBA lazao ao @ commentaire hoe izay Zavatra naharatsiana anao t@ bevohoka ?😊
06/03/2026
bonsoir🥰
iresaka Kely ndray tsika androany momban'ny "infertilité" na ny tsy fahazahoana Zaza Satria maro ny couple misedra an'izay olana izay
Azo tsaboina ny infertilité fa Mila fantatra ireo Antony aloha VAO afaka manao traitement.
Ireto Avy Ary ireo Antony mahatonga izany:
Tsy votery Avy @ vavy fa mety ho Avy @ lahy ihany koa
🔹 Chez la femme :
🌸Trouble de l’ovulation
🌸Problème des trompes (infection, obstruction)
🌸Syndrome des ovaires polykystiques
🌸Endométriose
🌸Déséquilibre hormonal
🌸Âge avancé
🔹 Chez l’homme :
🌸Faible quantité ou mauvaise qualité des spermatozoïdes
🌸Infection génitale
🌸Problème hormonal
ireo Antony hafa mapitombo ny risque
🌸Stress intense
🌸Tabac et alcool
🌸Surpoids ou maigreur excessive
🌸Infections sexuellement transmissible
Manao consultation sy n'y analyse ihany no amantarana n'y Antony sy ny traitement mifanaraka @ toe batan'ny tsirairay
Afaka manampy anao sy manoro hevitra anao aho Raha misedra izany olana zany ianao🥰
27/02/2026
🌧 "Je devrais être heureuse… alors pourquoi je me sens vide ?"
Après l’accouchement, certaines mamans sourient à l’extérieur…😊
mais pleurent en silence à l’intérieur.😞
Fatigue extrême.😥
Culpabilité.
Envie de s’isoler.
Difficulté à créer le lien avec bébé.
⚠️ Ce n’est pas un manque d’amour.❤️
C’est peut-être une dépression post-partum.
Tu n’es pas faible.
Tu es une maman qui a besoin de soutien. 🤍
Parler peut tout changer.
Chercher de l’aide est un acte de courage.
💬 Si tu te reconnais, écris "🌸" en commentaire ou envoie-moi un message privé.
26/02/2026
coucou les mamans 🥰
iresaka Kely indray isika ireo Sakafo mampiakatra nono Satria maro no manontany hoe inona rasazy ny sakafo hoanina MBA ampiakatra nono 🥰
🥣 1. Vary sy lafarinina feno(farine complète)
Vary mena
Avoine
Katsaka
👉 Manome angovo sy manampy amin’ny famokarana ronono.
🥬 2. Legioma maitso
Anamamy
Anandrano
Anatsonga
👉 Be vy sy calcium, manatsara ny kalitaon’ny ronono.
🥜 3. Voanjo sy tsaramaso
Voanjo
Tsaramaso mena
👉 Be protéine, ilaina amin’ny famokarana ronono.
🐟 4. Hena sy trondro
Trondro (sardine)
Atody
Akoho
👉 Manampy protéine sy omega-3.
🥛 5. Rano sy ranon-javatra
Rano betsaka (2–3L/andro)
Ronono
ranon-tsakafo
👉 Ny tsy fahampian-drano dia mety hampihena ronono.
🌸Ny fampinonoana matetika no tena mampitombo ronono
🌸Ataovy miala sasatra tsara ny vatana.
🌸Raha mihena tampoka ny ronono na tsy mitombo lanja tsara ny zaza, tsara manatona mpitsabo na sage-femme.
20/02/2026
1️⃣ireo Sakafo tokony hoanina mandritra ny fitondràna vohoka
2️⃣Ireo sakafo ferana ny fihinana azy mandritra ny fitondràna vohoka
3️⃣Ireo Sakafo fadiana mandritra ny fitondràna vohoka
Bevohoka vé ianao na VAO teraka?😍🥰
Araho ny pejy fa Natao ho anao ity pejy ity anomezana ireo torohevitra ilainao rehetra mandritra ny fitondràna vohoka sy aorinan'ny fiterahana 🥰
19/02/2026
Inona no asan’ny fer?
🌸Manamboatra hémoglobine
→ Izy no mitondra oxygène ao anaty ra ho an’ny reny sy ny zaza.
🌸Misoroka “anémie”
→ Raha tsy ampy fer dia mety ho malemy, reraka, mivalan-dra kely, na manaintaina loha.
🌸Manampy amin’ny fitomboan’ny zaza
→ Ilaina amin’ny fivoaran’ny atidoha sy ny taova.
Miaro amin’ny fahasarotana
→ Anémie mafy dia mety hiteraka fahaterahana aloha loatra na zaza kely lanja
🍣Sakafo misy fer betsaka
🥩Hena mena
🍣Atiny
🫘Tsaramaso
🥗Anana maitso (anandrano, brèdes)
🥜Voamadinika(noix) manankarena fer
👉 Tsara raha ampiarahana amin’ny vitamine C (voasary, goavy) mba hahamora ny fidiran’ny fer ao amin’ny vatana.
Inona no tena manahirana antsika Maman @ fampinonona?
Teneno ao @ commentaire dia ho valintsika❤️
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Sage Femme Henitsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.