CEA NOVA

CEA NOVA

Share

CEA NOVA vend des vêtements, sac, accessoires et aussi des articles SHEIN…


📍: Antananarivo, Madagascar
☎️038 64 171 20
✅+261 38 08 513 93‬ (WhatsApp)

02/04/2026

❌❌Efa tapitra omaly ny lalaon-tsika dia misaotra anareo rehetra nandray anjara🥰😅

Mahazo 20.000ar izay commentaire tsy misy reaction eo
Go go

01/04/2026

Mahazo 20.000ar izay commentaire tsy misy reaction eo
Go go

Photos from CEA NOVA's post 24/02/2026

❌VENTE AUX ENCHÈRES ❌

Ireto avy ary ny vente ntsika androany aannn
D aza misalasala manontany, izay mandray anjara ihany no mahazo Ann🥰🥰🥰
☎️0386417120
📍Salazamay

23/02/2026

🎉🎉Ela ela tsy hita annn☺️
Oui, tsy hoe nanadino aloha fa somary sahirana kely. Fa amin’izao ariva zao aannn dia hilaza vaovao tsara sady mety amin’ny rehetra mihitsy aho
🥰🥰Inona ary zany ooo?
Ao fa teneninoko ary eeee
Rampitso annn, misy lalao izay ataontsika atao amin’ny page annn. Zah mametraka prix farany ambany dia ianareo no mampiakatra
Koa aza adino ann, rampitso amin’ny 15h30 ny fotoanan-tsika eto @ pejy ihany CEA NOVA
Izay milalao ihany no mahazo 😘❤️

Photos from CEA NOVA's post 24/12/2025

Arooow eee, efa atao prix cadeaux de Noël kony izy ty eee 🥰🎉

Aza tara fa stock tena très limité ann
Super Bella : 4.500ar
Curly piece: 8.000ar
Soft dread : 12.000ar
Mousse: 12.000ar
Crème coiffante: 10.000ar
Crayons cils: 5.000ar/ 12pcs

12/12/2025

📝

Tsy voatery ho fantatr’olona ny momba anao.

Tsy voatery ho fantatr’olona inona ny projet-nao.
Tsy voatery ho fantatr’olona ohatrinona ny vola miditra aminao.
Tsy voatery ho fantatr’olona hoe sambatra ianao na tsia.
Tsy voatery ho fantatr’olona hoe aiza ianao izao.
Tsy voatery ho fantatr’olona hoe aiza ianao mipetraka.
Tsy voatery ho fantatr’olona raha mahantra ianao sa manana.

Raha mbola azo atao dia mianara mangina.
Avelao ho “surprise” amin’ny olona ny zavatra ataonao sy ny vokatra mipoitra.

Satria ny bonbon rehefa tsy misy fonony dia tangoronan’ny vitsika hihinana azy.

Mianara mangina.
Manatanteraha mangina.
Miaino mangina.

Amin’izay tsy ho fantatr’olona hoe aiza no hamelesana anao. Aza hamoraina ny lalana hanimban’olona anao.

Réussir avec Martin

05/12/2025
Photos from CEA NOVA's post 27/11/2025

Aiza daoly ry manja oooô🥰🥰
Aty misy arrivage sady efa natao mora be
✅Pince Hawaïennes
✅Prix: 2.500ar/ pièce

📍Lalambaovao,Tanambao V
☎️ 0386417120

Photos from CEA NOVA's post 24/11/2025

Coucou les filles ♥️
🎉Tolotra vaovao be ato amin’ny CEA NOVA

✅Ho anareo izay tia mandrandrana na mitaly jiaby…

✅EFA afaka mangano réservation dieny izao ...
Mitongava maro 🥰Prix mora be sad promotion be 10.000ar à 15.000ar
❌afaka mitondra postiche dia afaka mividy ato amnay ihany koa ianao, izay tianw ☺️

Afaka mitondro ny modèle mety aminao koa ianao

📍Lalam-baovao, Tanambao V

Tonga de miantso na miditra Mp
☎️ 0386417120

Photos from CEA NOVA's post 20/11/2025

❌PROMO PROMO❌


📢📢 1500ar na 7500fmg /pièce
📌📌Tattoo temporaire
☎️0386417120

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

09:00 - 17:00