Recycl'palette MADA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Recycl'palette MADA, Ampatsy Soamanandrariny, Antananarivo.
Manamboatra fanaka amin’ny hazo palette efa nampiasaina
Manao fandriana, table, chaise, canapé, sns
Style rustique sy moderne
Manao commande araka ny safidin’ny mpanjifa.
13/10/2026
🔥🪵🪵🔥
🍹 MITADY FANAKA HANOME ENDRIKA MIAVAKA NY TOERANAO VE IANAO?
😍 Comptoir sy tabouret avo vita amin’ny palette, natao ho an’ireo tia fanaka tsotra, kanto ary tsy fahita firy!
✨ Manatsara ny endrika ny bar-nao 🏡 Mahatonga ny terrasse-nao ho manintona ♻️ Hazo nohavaozina, lasa fanaka manana ny maha izy azy!
💚 Aza manaraka fotsiny ny lamaody, mamoròna ny anao manokana 🙂.
Ny style personnaliser an’ny etablissement anao.
📲 WhatsApp: 034 51 773 40.
Lieu Soamandrariny.
11/10/2026
Fanaka tsotra nefa miavaka foana no atolotray ho anareo! 🪑💚
Ny hazo palette ovaina ho fanaka kanto, mateza ary manome endrika miavaka ny tranonao. ♻️🏡
💚 Tsotra nefa tsara tarehy 🪵 Vita amin’ny hazo palette ✨ Miavaka sy mifanaraka amin’ny filanao
📩 Mifandraisa aminay hanafatra ny fanaka nofinofinao!
Recycl’palette Mada — Ny hazo avadika ho hatsarana! 🌿
Contact 0345177340.
10/10/2026
Izay fanaka minimaliste ilainareo dia vitanay avokoa.
- Table de chevet;
- Table basse;
- Etagere a chaussures;
- Bou de canape ....
Aza misalasala mifandray aminay.
Contact 0345177340.
Show Room Soamanandrariny.
08/10/2026
🌿🪵 FANAKA EN PALETTE MIAVAKA
Manome aina vaovao ny hazo efa nampiasaina izahay, ka mamorona fanaka tsara tarehy sy maharitra ho an'ny tranonao. ✨
🛋️ Salon en palette
🛏️ Fandriana
📺 Meuble TV
🍽️ Latabatra fisakafoana
☕ Latabatra kely
🏡 Ary fanaka araka izay itiavanao azy
✅ Mafy sy maharitra
✅ Kanto sy miavaka
✅ Mampiasa hazo averina ampiasaina
✅ Azo atao sur mesure
💚 Ny hevitrao no aingam-panahinay, ny nofinao no vokatray!
Contact 0345177340.
Show Room Soamanandrariny
06/10/2026
Manja be ilay table basse en Palette.
Mandray commande hatrany izahay.
Contact 0345177340.
ShowRoom Soamanandrariny.
05/10/2026
Faly izahay rehefa voarainareo ny entana sy afa-po nareo.
Marihana fa palette import foana moa ny palette ampiasainay ato amin’ny Recycl’palette mada.
Contact 0345177340.
05/10/2026
FANDRIANA EN PALETTE KING SIZE ✨🛏️
Mitady fandriana lehibe, solide ary manana style naturel ve ianao? 🌿
Ny lit King Size en palette dia natao ho an'ireo tia: 🤎 Design simple & authentique
🪵 Bois solide sy tsara finiavana
🛏️ Espace malalaka sy confortable
✨ Style moderne, industriel na rustique
📏 King Size : 180 × 200 cm
🎨 Azo atao sur mesure araka izay tianao.
👉 Commandez ny anao dieny izao!
📲 WhatsApp : 034 51 773 40
🚚 Livraison disponible.
04/10/2026
Na fandriana, na bureau, salon,cuisiniere.
Vitanay tsara tarehy amin’ny Palette avokoa ireny.
Aza misalasala mifandray aminay.
Contact 0345177340.
Atelier et Show Room Soamanandrariny.
03/10/2026
🪵✨ PALETTE BRUT HO AN’NY MPANKAFY BRICOLAGE! 🔨
Manana hevitra ao an-tsainao ve ianao? 💡
Avelao ny palette brut hanampy anao hanova izany ho zavatra tena miavaka! 😍
🏡 Afaka amboarina ho: • 🛋️ Seza sy canapé
• 🛏️ Farafara
• 🪑 Latabatra sy seza
• 📚 Étagère sy rangement
• 🌿 Jardinière
• ✨ Décoration isan-karazany
🌱 Palette brut — vonona hovaina araka izay hevitrao!
👉 Ho anareo tia mamorona, manamboatra ary manome aina vaovao ny hazo, ity no fotoana! ❤️
📩 Antsoy izahay raha mila palette brut.
Recycl’palette Mada ♻️ — Hazo iray, hevitra tsy manam-petra.
Dimension 100x100
Prix 30000ar
Contact 0345177340
02/10/2026
Bonne soiree
💚💚💚💚💚
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Recycl'palette MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.