Mpanadio Maso
''N'y fahasalamana no Fahasoavana voalohany omen' Andriamanitra anao ka isaory izy''💪🏻❤️
👁️✨ FAHASALAMANA NO VOALOHAN-KARENA! ✨👁️
Aza atao ambanin-javatra ny fikarakarana ny masonao! 💙 Ny maso no iray amin’ireo taova tena ilaintsika isan’andro, ka mendrika ny hokarakaraina sy harovana.
🌿 FANADIovana MASO Manampy amin’ny: ✅ Fanadiovana ny loto sy ny fahalotoana manodidina ny maso ✅ Fampihenana ny fahasosorana sy ny fahatsapana mangidihidy ✅ Fanomezana fahatsapana fahadiovana sy fahatoniana ho an’ny maso ✅ Fanampiana amin’ny fahatsapana havizanana rehefa reraka ny maso
👀 Maso madio, fiainana milamina!
💙 Karakarao dieny izao ny masonao, fa tsy rehefa tena misy olana vao mieritreritra azy.
📩 Manorata hafatra raha mila fanazavana momba ny fanadiovana maso.
Miarahaba e!?👏🏻🤗
ETO Indray eh 🥰Ndao hodiovina n'y maso
Enao efa ela tsy mikarakara maso io (Maso mena2 ,maso tsy mazak rivotra ,maso Vodonan-javatra sns )
Afaka manampy anao izahay s'y Otra izahay
@ fanadiovana maso 💯👁️
💌Tongava mp fa misy n'y olana misy n'y vaholana hoanao 💦
Efa atramin'ny ela vé enao no naniry Mba hadio sy hosalama tsara n'y Masonao 🥰👁️🩶
💌Hoanao indrindra ity :
💥Izahay Dia manome fitsaboana s'y traite hoanao hoan'ny Maso👁️:
👉🏻mandefa ranomaso lava
👉🏻Magididy sy misy étoile tsapanao
👉🏻Vodonan-javatra na ditsoka na tratran'ny surmenage na mikipi2 lava
👉🏻menamena lava miarak amin'ny aretina'doha
👉🏻Mandreraka anao vé manao solomaso mahavesatra afaka manala solomaso ihany kou:: Hoan'izay te tsy te hanao solomaso
👉🏻Maso tsy de mahita alavitra na akaiky ,tsy mahavaky soratra
👉🏻Maso tsy mahazaka rivotra s'y hazavana
Raha mihalina anao sy te hahazo fanazavana fanampiny Ary enao dia mandefa hafatra miafina avy hatrany📃👁️🗨️
Salama tompoko 👋
Efa misotraka ny compte tsika ka afaka mandefa message privé izay Liana @ Fandiovana Maso🙏🏻🥰
Mbola eo andalam-pikarakarana taratasy isika izao🙏🏻💟
Mirarisoa antsika 👋🙏🏻
NB :Araho n'y pejy
👁️✨ NDAO HANADIO MASO E! ✨👁️
📢 Fotoana izao hanadiovana ny maso efa maloto sy hanesorana ireo loto manelingelina ny fahitana.
✅ Madio sy voakarakara ny maso ✅ Manampy amin'ny fahasalaman'ny maso ✅ Mahatonga ny fahitana ho mazava kokoa
📍 Tongava fa vonona handray anao izahay!
"Ny maso madio, fahitana mazava."
Category
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mpanadio Maso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.