Rasosport

Rasosport

Share

Trail running et marche rapide. Sport, nature, solidarité. Sorties en groupe hors sentiers battus dans les hauts plateaux de Madagascar.

Rejoignez-nous pour essayer le trail running!

10/07/2026

FILAZANA MAIKA⚠️⚠️
TSY MISY NY HAZAKAZAKA RAHAMPITSO 😢

08/07/2026

Coucou ny ekipa solida ô!
Hisy azy ity zavatra ity fa nitambatra daholo koa ny namana ao Vatomandry hanampy ôôô 🏃🏾‍♀️‍➡️🏃🏾‍♀️‍➡️🏃🏾‍♀️‍➡️🏃🏾‍➡️🏃🏾‍➡️🏃🏾‍➡️💪🏽❤️❤️

Raha toa ianao efa mpiaraka aminay ary mbola tsy ni-rater RASOA TRAIL tamin’ity taona ity, ka liana 🤔 dia aleo mp avy hatrany fa miandry anao ny mp!

Photos from Rasosport 's post 07/07/2026

Natsiro be ny vao maraina-nay mitanina afo avy nanao escalier fa ho anareo nilaza fa ho avy kanefa tsy tonga tampoka dia mba asio fahalalampomba ihany ilay milaza aloha be fa very fotsiny ny sakafo ny vola ary energie ampitiavana natolotra! Dia izay sy izay fa mandeha ny mandeha 🏃🏾‍♀️🏃🏾‍♂️dia am manaraka indray ✈️

05/07/2026
05/07/2026

Dieny izao, hangony ny entana tena ilaina fa hanomboka andehandeha i Rasosport! 🏃🏾‍♀️🏃🏾‍♂️ ka rehefa hoe let’s go! Ny vatana efa draissss ny entana efa vonona 💪🏽🏝️🌳🌳🌳

05/07/2026

14-15-16 Août Vatomandry ka izao dia ✋ fotsiny aloha fa katraka be io
RASOA TRAIL OBLIGE

Photos from Rasosport 's post 04/07/2026

Ndriiii … nahafatifaty loatra ❤️ ilay Sortie Trail kely anikeo! Misaotra anmi Hanitra dia misaotra an’i Fabrice fa tsy ampoizinareo ny zavatra vitan’ny olona 18taona! 😍❤️
- Nandeha tany Ambohidrapeto zahay nanao 6km sy 12km
- Organisation mahafatifaty kely
- Ny tovolahy sy tovovavy rehetra manoro lalana tsy nahitana olona very io na iray aza fa milamina be 👍🏽
- Oh leretsy e, misy ravito anie eny an-tanimbary 6km e! Miam miam
- Fa tena touchant koa aloha ilay mihazakazaka miaraka amin’ny olon-dehibe eo an-tanana fa indrindra RAD Fabrice sy mpiray tampo aminy manampy azy daholo!
- Fa ilay RASOSPORT waaa lasa mafy be daholo! Mitana ny lohalaharana, tsy misy abandon, tsy misy crampe, tsy misy maratra! 🙏 ❤️ Tonga amin’ilay tanjona isika ry ireto aaaa! Mahavita sady tsy misy rodana.
- Bravo 👏 be Ikala Soa mifampitana amin’ny lehilahy lehibe tompon-tanana! 💪🏽 dia sady tonga voalohany! 😘
- Bravo 👏 beeee i Eli sy Vony mirifatra tsy azo atao n’inona n’inona! Mazava be izao fa raha izay trail court efa ampirihatinareo daholo 🥳🥰😍
- Bravo be daholo koa ianareo lehilahy rehetra fa tena mihaiky aho! Taloha be izany crampe izany fa tsy izao intsony.
- Misaotra an’ilay mpahay tantara nanazava ny Ambohidrapeto sy ny tantarany! ❤️❤️❤️❤️❤️

Photos from Rasosport 's post 30/06/2026

Ny anay moa tena kotrana maharatsy tarehy tompoko ilay 10km a l’heure avec 580D+ fa tsy hoe 🙄😂😂
Bravo be daholo fa tena niril be ity ekipa androany ity an!
Hohaninareo manta fotsiny na ny escalier farany aza! 💪🏽🏃🏾‍♀️🏃🏾‍♀️🏃🏾‍♂️🏃🏾‍♂️ ALLEZ LES RASOSPORTS vitantsika io
Samia manomana ary dia 1h koa ilay arikatra e! 🤭

30/06/2026

Farak’izay ratsy ny sarinay anio fa ho alefa eto hono oziz Rasoa fa 1h/10km 💪🏽 Mafy be ireto ekipa androany ireto 🌹😂😂😂😂😂😂

Category

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasosport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.