Eula-Rotsy

Eula-Rotsy

Share

Bienvenue sur notre page familiale ! 💕
♥️🫶 famille 👉ANDRISOA RAKOTONIRINA ❤️🫶
👶👸Rotsy👑🧸

07/08/2026

Iza avy ilay miandry wed leg?
Demain ny live fa omano ny mega 🤪😁

Photos from Eula-Rotsy's post 05/08/2026

Ho ataotsika live . Tena tsy ho vita ilay haka sary sy handrefy ary ametaka soratra tsirairay. Nareo efa tsy mahandry mihintsy.
Live samedi :omano ny credi 😊

Photos from Eula-Rotsy's post 01/08/2026

❌🎀 Arrivage wed leg a partir 2.000 ariary ❌🎀
Bientôt 🔜… aza miala lavitra 😊

30/07/2026

5 carton disponible 🎀 tsy mandefa en détails fa tonga de am carton satria vitsy kely . Ho anareo izay hanodim bola na hampiasa ao an trano koa mety .
Roserose kely mahafatifaty . Mp na miantso avy hatrany :038.63.895.94

Photos from Eula-Rotsy's post 23/07/2026

Produit capillaire, friperie

Photos from Eula-Rotsy's post 22/07/2026

🎁 produit gratuit ho an’izay mipartage sy mi-mentionner namana amin’ny live avy eo .21 H ny live

19/07/2026

🎀bon d’achat 100.000 ariary 🎀 tsy lelavola fa entana valeur an’io vola 100.000 ar io ( sao misy tsy ahazo resaka manko)
Rehefa feno 25 K tirrage .. ilay nahazo wed leg avokako eo ref voarainy rapitso ilay wed leg . Misy tsy maharaka live de oe aiza ihan le valin’le jeux

18/07/2026

Efa ho avy indray ny fitaovan- dakozia rose rose kely 🥰🎀 ilay vilia sy soupiere ary vilany tsis panana 🥰
Aza miala lavitra fa sady mora ny atsika no miaavaka sady tsara .

Photos from Eula-Rotsy's post 17/07/2026

❌🎀 arrivage mamy be ❌🎀 Ndao hikarakara volo 🥰 Authentique daholo ireo fa friperie. Misy pour cheveux colorés . Mbola feno be daholo ny ao anatiny . Misy parfum Authentique 💯 koa an . 95% eo dhl ny habetsaky ny ao anaty parfum
Efa misy prix am sary tsirairay . Tonga de mandef contact sy lieu izay maka fa ze tonga alo no mahazo

Photos from Eula-Rotsy's post 15/07/2026

Karakarao ny volo ry reto an . Zao mba tsy hita oe sondenda be 😂
Misy gamme capillaire authentique friperie afaka ikolokolona volo ato amiko 🥰
Misy parfum hampitahoràna fahatrana koa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahamasina
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00