Curly by Anny

Curly by Anny

Share

- Cheveux curly ou bouclรฉs
- Produits chevelures naturels
- Soins de cheveux naturels

19/05/2025

Toy izao ny fivoakan'ny volo rehefa atao ๐‚๐”๐‘๐‹๐˜ ๐Ÿฅฐโค๏ธ

Misy karazam-bolo telo (3) amin'ity sary ity:
1- Volo manify somary olioly no tsy lava
2-Volo tsotra be ireny, manify ary tsy dia lava
3- Volo olioly, matevina ary tsy dia lava ihany koa.

Mbola mitohy foana ny ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป = ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ร  ๐—ฑ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ฐ๐—ถ๐—น๐—ฒ, ร  ๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐˜… ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ฎ๐—ฏ๐—น๐—ฒโ˜บ๏ธ

08/05/2025

Te hanana volo โ€œ ๐—ฐ๐˜‚๐—ฟ๐—น๐˜† โ€ ve ianao sa mba te hiavaka amin'ny volo mahazatra ? Nefa tsisy olona afaka manao ny volonao ๐Ÿฅน.... Aza manahy ๐Ÿค—

๐‚๐ฎ๐ซ๐ฅ๐ฒ ๐›๐ฒ ๐€๐ง๐ง๐ฒ dia afaka manampy hanatanteraka an'izany fanirianao izany ๐Ÿฅฐ.Araka hitantsika amin'ny sary izao ny endrika ilay izy, jere anie fa ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐›๐ž ๐ฆ๐š๐ก๐š-๐ญ๐ž ๐ก๐จ ๐ญ๐ข๐š ๐Ÿ˜.
Ka aza misalasala intsony arany ianao, fa tonga dia mandefasa hafatra miafina amin'ity pejy ity (mba ahafahanao haka fotoana hanamboarantsika ny volonao ho lasa โ€œ ๐—ฐ๐˜‚๐—ฟ๐—น๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† โ€). Noho izany, ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ง๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ร€ ๐——๐—ข๐— ๐—œ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—˜. Hataontsika ho fahafahana olon-drehetra ny vidiny fanamboarana azy izany hoe โ€œ ร€ ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ ๐—ฃ๐—ฅ๐—œ๐—ซ ๐—ฒ๐˜ ๐—”๐—•๐—ข๐—ฅ๐——๐—”๐—•๐—Ÿ๐—˜ โ€.

NB :Fantaro anefa fa ny โ€œ ๐ฉ๐ซ๐จ๐๐ฎ๐ข๐ญ๐ฌ โ€ ho ampiasaina dia natoraly izay hahasalama ny volonao ... Tsy hahatahorana hanimba na hampiova ilay volo ๐Ÿ’๐Ÿผโ€โ™€๏ธ

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo


Impact-Site-Verification: 5f7e650c-011a-4d7e-b989-d3fe8f74c47e