Gasy Care
✨ Gasy Care, cosmétiques clean & naturels, fabriqués à Madagascar. Des soins capillaires adaptés à chaque type de cheveux, éthiques et respectueux de la nature.
La beauté au naturel, signée Madagascar.
02/10/2026
👉𝐌𝐢𝐬𝐲 𝟐 𝐤𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐠𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 Gasy Care ☘️
🍃Gamme Hydra'Curl ( curly)
✅️Misy hoan'ny karazam- bolo rehetra
Hydra'Curl hoan'ny volo type 2 sy type3
Afrodeep hoan'ny volo miloko sy type 3c ary type4
Hydra'Milk hoan'ny volo type1 sy volo fins sy gras
🌿 Gamme repousse & antichute :
Shampooing stimulant + masque antichute + spray tonus + huile repousse
✅️ Mety amin' ny volo rehetra
100% 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒆𝒍𝒔 & 𝑪𝒍𝒆𝒂𝒏 :
❌️𝑺𝒂𝒏𝒔 𝒂𝒍𝒄𝒐𝒐𝒍, 𝒔𝒂𝒏𝒔 𝒔𝒖𝒍𝒇𝒂𝒕𝒆 ❌
❌️️𝑺𝒂𝒏𝒔 𝒑𝒂𝒓𝒂𝒃𝒆𝒏 , ️ 𝑺𝒂𝒏𝒔 𝒑𝒂𝒓𝒂𝒃𝒆𝒏 ❌️
La beauté inspirée de la nature !
𝐌𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐨 ❓️
𝐌𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐬𝐨𝐢𝐧 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐩𝐫𝐨𝐭𝐨𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐛𝐞 , 𝐭𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞́𝐬𝐮𝐥𝐭𝐚𝐭𝐬 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚❓️
Aza misahirana intsony fa ato amin'ny Gasy Care no mety aminao !
Sady garantie 100% naturels & Clean 🌿
Ilay tena mety aminao tia volonao natoraly 😍
Tsy mila fotoana lava ,
Tsy mila miandry ela be,
Efa mahavita soin capillaire ianao🫠
Ny tena mahatsara azy ihany koa ve ?
Rentable sady économique !
Isaky ny 2 na 3 mois eo indray ianao manampy ny produits capillaires .
Tsy izay ihany fa ny résultats dia mihatsara hatrany ✌️
Taizainy tsara ny fibre capillaires !
Matanjaka tsara ary salama, mihaina tsara !
👉Misy gamme karazany 2 azo hisafidianana
👉Azo , hifampidiambasana,
✅️Hanaovanao routine capillaire isankerinandro 🗓
Karakarao amizay ny volonao fa io no satro- boninahitra 😍
Anisany investissent tsara be ihany koa 😉
Mila fanazavana fanampiny ve ?
Raisinay am- pitiavana be ao amin'ny mp .
Tongavasoa tompoko 🥰
𝐍𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐩𝐫𝐞̀𝐬/ 𝐚𝐯𝐚𝐧𝐭 😁
👉Volo type 3 colorés
Soin: gamme complète Afrodeep 🌿
👉Methode : brosse
💧Soin : Curly by Nad/ revendeur Gasy' Care à Moramanga
Résultats au rendez-vous 👌
Misaotra betsaka amin'ny vidéo Nadia Rah 🥰
01/10/2026
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐞́𝐯𝐨𝐥𝐮𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐨𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨 ❓️
Octobre sahady atsika ity ! 3 volana sisa de vita ny 2026!
Efa mihatsara ve ny volonao ? Efa mahazo résultats amin' ilay tena tadiavina ?
Sa hoe tsia?
Tsy miova fa mbola ilay tsy mahafa- po foana 😪
Inona ny tsy ampy ?
Inona ny soin tokony tohizana na ajanona?
Mba tantarao anay moa azafady ny fivoaran' ny volonao 😄 Ao amin'ny commentaire
Zarainay astuces hanampy ny volonao raha mbola sahirana amin'ny routine ianao 😉
🌺Mirary volana octobre sambatra miaraka amin'ny volo salama sy mamirapiratra tompoko 🥰
30/09/2026
𝐓𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧' 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐬𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 𝐬𝐭𝐢𝐦𝐮𝐥𝐚𝐧𝐭 𝐦𝐚𝐥𝐞𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧' 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐧𝐲 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐳𝐨𝐧' 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐋𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 🫠
Izany ny témoignage azonay tamin' i Mme Ravo 🥰
👉Anisan' i cliente mampiasa pack antichute miaraka amin'ny leave-in Hydra'Curl 🌿
👉Volo type 2
Tsy mety lava ve ny volonao ? mora maina be, tsy mitazona hydratation ?
Shampooing stimulant + masque antichute + leave-in ( miankina amin'ny type ny volo) no vahaolana ho anao 👌
👉Araraoty fa mbola mitohy ny offre promotion:
Fihenam- bidy 5 000Ar, 3 produits
Livraison gratuite , 2 produits
Remise 5000Ar + livraison gratuite, 4 produits
Iza ihany koa efa mahita résultats miaraka amin'ny pack antichute hampiarana amin'ny leave-in avy ato amin'ny Gasy Care ❓️
29/09/2026
👉 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐚𝐧𝐭𝐢𝐜𝐡𝐮𝐭𝐞 🌿 👉 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 🌿
Mety mandeha par pack ihany koa ny gamme repousse & antichute
Pack antichute :
shampooing stimulant + masque antichute
Pack repousse :
Spray tonus + huile repousse
✅️𝙊𝙛𝙛𝙧𝙚 𝙥𝙧𝙤𝙢𝙤𝙩𝙞𝙤𝙣 :
𝙋𝙖𝙘𝙠 𝙧𝙚𝙥𝙤𝙪𝙨𝙨𝙚 : 40 000Ar + livraison gratuite
𝙋𝙖𝙘𝙠 𝙖𝙣𝙩𝙞𝙘𝙝𝙪𝙩𝙚 : 45 000Ar + livraison gratuite
Hatramin' ny rahampitso 30 septembre
Te hanana volo salama, matanjaka, maniry, mihalava , matevina, mihaina tsara, tsy vakivaky sy tapakatapaka intsony ❓️
Tsy mihintsana sy tsy miongotra ihany koa ❓️
Tongavasoa ary ao amin'ny mp tompoko 🥰
👉𝐌𝐢𝐧𝐮𝐭𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐬𝐞𝐢𝐥𝐬 𝐆𝐚𝐬𝐲’𝐂𝐚𝐫𝐞☘️
𝐇𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐦𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 & 𝐥𝐨𝐧𝐠𝐮𝐞𝐮𝐫 😍
✅️Miaraka amin'ny gamme repousse & antichute
1- Bain d' huile : miaraka amin'ny huile repousse
30 mn alohany hanasana loha ( farafahakeliny)
2- Shampooing stimulant:
Soin antichute & active repousse
Sasana amin’ny shampooing stimulant ny volo, kosehana tsara ny odidoha
3- Masque antichute : soin kobanina
Réparateur, antichute & repousse
Alona 15 à 45mn
Kobanina tsara avy eo.
Raha faible porosité : tsara raha saromana ny volo
4- Spray tonus : soin sans rinçage
Soin repousse, antichute & réparateur
Atifitifitra amin'ny odidoha sy volo mbola lena ,hanaovana refresh ihany koa
5- Huile repousse :
Soin repousse, antichute, anti- casse & réparateur
Hanaovana scellage ihany koa, rehefa ho maina ny volo
Soin hydratant, repousse, réparateur , anti-casse
& antichute : hanaovanao soin isankerinandro.
👉Après 1mois : efa mahazo résultats tsara 👌
✅️Mijanona volo mihintsana,
✅️Avoa tsabo ny volonao simba
✅️ Mahazo repousse & longueur
Efa mampiasa gamme antichute & repousse ve ianao ❓️
&
28/09/2026
𝐆𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 & 𝐚𝐧𝐭𝐢𝐜𝐡𝐮𝐭𝐞 🌿
👉 Soin hydratant, antichute, repousse& réparateur
✅️ Mitsabo volo simba
✅️ Mampatevina volo
✅️ Mi activé repousse
✅️ Stoppe la chute
Mety mandeha par pack ihany koa :
👉 Pack repousse : spray tonus + huile repousse
👉 Pack antichute : shampooing stimulant + masque antichute
🍃Vita avy amin' ny zava-maniry,natoraly sy Clean !
Gasy Care , volo salama, matanjaka ary maniry ☘️
28/09/2026
✨️"𝐁𝐨𝐧𝐬𝐨𝐢𝐫
𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐢𝐭𝐬 𝐤𝐚.
𝐌𝐛𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐭𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨.
𝐍𝐲 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐠𝐚𝐦𝐛𝐚
𝐅𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐨𝐛𝐣𝐞𝐜𝐭𝐢𝐟𝐤𝐨 𝐡𝐨𝐞 𝐦𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐭𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚"
👉Gamme complète repousse & antichute 🌿
Misaotra indrindra amin'ny retour Mme Miora 🥰🙏
👉Anatin' ny postpartum i Mme Miora, tena mihintsana be ny volony
Manahirana mihitsy fa maro amitsika vehivavy tratran' ity cas ity rehefa avy miteraka 😒
Nivelabelarina tao amin'ny mp ny olany sady efa maro koa ny produits nampiasainy.
Ankotran' ny torohevitra mahasoa izay zarainay hoan'ny volo mihintsana dia no ni conseillé nay taminy
Ny gamme repousse & antichute :
Mitsabo volo miongotra, tapatapaka, vakivaky, manify, malemy, mihintsana, tsy mety maniry sady manome repousse ary manalava volo.
2 mois teo izy nampiasa ny gamme, mahazo résultat tsara izy ☺️
Izay no tanjonay ho anareo rehetra manjifa ato amin' ny Gasy Care ☘️
Ry mpanjifa hajaina, misaotra betsaka amin'ny fahatokisana tompoko 🫶
26/09/2026
Ny valinteny azo: " 𝐀𝐥𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐝𝐢𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐚😅
Kay vola be no ampiana 😆"
Iza ihany koa efa tratra toy izao ?
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Gasy Care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.