Import chine express
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Import chine express, Health/Beauty, Antananarivo.
IMPORT CHINE EXPRESS dia centre de formation mampianatra anao ny fomba fanafarana entana any chine😊
TONGA DIA MIDITRA MP NA MIANTSO
CONTACT: 032 81 574 94 (Disponible sur Whatsapp)
27/08/2026
MISY TRANSPORT gratuit Maka sy Manatitra eo Anosy (AMBADIKAN'NY HJRA eo amin'ny vonikazo )
Départ : 7h: 50 Maraina
Fidirana volana août :
Samedi : 22
Samedi 29
Lundi 31
♦️Une journée iany Ilay formation tompko fa ny suivi no illimité
Iza amin'ireo no daty mety aminao azfd?
17/08/2026
🔥 TENA AZAHOANA TOMBONY VE NY MANAFATRA ENTANA ANY CHINE? 🇨🇳➡️🇲🇬
Raha te hianatra manafatra entana mora, mitady fournisseur tsara ary mahazo tombony ianao, aza adino ny formation! 😍
📅 Sabotsy izao
🚐 Transport gratuit eo Anosy
📩 Midira MP na alefaso ao amin’ny commentaire ny anaranao + numéro.
👉 Aza tara fa voafetra ny toerana! 🔥
17/08/2026
🔥 FORMATION GRATUIT – MORAMANGA 🔥
Te hianatra manafatra entana avy any Chine ve ianao? 🇨🇳📦
👉 Amin’ny 29 Août izao ny formation GRATUIT!
📍 Ao Moramanga
💬 Te handray anjara? Alatsao ao amin’ny commentaire ny ANARANA + NUMÉRO anao 📲
🔥 Aza avela handalo fotsiny izao opportunité izao!
16/08/2026
🔥 Ho antsika eto Moramanga! 🇲🇬
🎓 Formation GRATUITE hianarana manafatra entana any Chine 🇨🇳 — 29 Août. Tsy mila vola aloha na dia kely aza! 💰
👉 Midira MP na alefaso ny anaranao + numéro 📲
14/08/2026
🇨🇳📦 ANDAO HANAFATRA ENTANA ANY CHINE AMIZAY!
Te hahazo entana tsara kalitao amin’ny vidiny mirary ve ianao? 💰
Aza mijanona amin’ny fijerena fotsiny — tonga ny fotoana hanombohanao! 🚀
✅ Suivi illimité — arahinao hatrany ny entanao
🚚 Transport gratuit
💰 Vidiny avy any Chine
📦 Safidy entana maro azo hafarana
🔥 Manafatra am-pahatokisana, mivarotra am-pahombiazana, ary mampitombo tombony.
👉 ANDAO HANAFATRA ANY CHINE AMIZAY! 🇨🇳
14/08/2026
Tsy ny fitadiavana entana mora fotsiny no zava-dehibe, fa ny fahafantarana ny fomba hahitana fournisseur tena tsara, azo antoka ary manome prix tena mahaliana 👍😘
Rehefa mahay misafidy fournisseur ianao dia afaka mahazo entana amin'ny vidiny mirary, misoroka ny fournisseur tsy fiable, ary mampitombo kokoa ny tombony rehefa mivarotra eto Madagasikara 💰👍
Izany indrindra no hianarantsika amin'ny formation: fomba fitadiavana fournisseur, fomba fanamarinana azy, fomba hahazoana prix tsara, ary ireo teknika ilaina rehefa manafatra entana avy any Chine 🇨🇳📦😘
Raha tena te hanomboka na hampitombo ny business-nao ianao, aza adino ity fotoana ity ❤️👍
👉 Aza adino ary ny formation antsika rahampitso 😘🔥
📍 Eo Anosy no toerana fandraisana, ary transport gratuit no hanaterana anareo any amin'ny formation 🚐👍
Aza tara, tongava ary mianara mivantana amin'ny tena pratique 💪😘❤️
13/08/2026
Tena te hahazo tombony ve ianao amin’ny fanafarana entana any Chine? 🇨🇳📦
Aza mividy fotsiny — ianaro ny fomba fanafarana amin’ny vidiny mirary sy hahazoana tombony. 💰🔥
👉 Formation manaraka: SABOTSY IZAO 🚚 Transport gratuit eo Anosy
Aza tara, fa mety ho izao no fiandohan’ny business-nao! 🚀
13/08/2026
AZA Adino ny formation antsika manaraka👍👍
12/08/2026
🚨 SABOTSY IZAO NY FORMATION FANAFARANA ENTANA ANY CHINE! 🇨🇳📦
Te hahay hanafatra entana any Chine amin’ny fomba tsotra sy azo antoka ve ianao? 💼
Amin’ity formation ity dia hianatra ny fomba fanafarana, fitadiavana entana, fandoavana ary fitaterana ianao.
🎓 Formation pratique
🚌 Transport gratuit eo Anosy
🎁 Bonus sy fanohanana aorian’ny formation
📍 Sabotsy izao — aza adino!
📲 Réservation en message privé.
11/08/2026
🔥 MITADY OLONA LAHY SY VAVY! 🔥
Te hianatra hanafatra entana mivantana avy any Chine ve ianao, nefa mbola misalasala satria tsy fantatrao hoe aiza no hanombohana? 🇨🇳📦🇲🇬
Amin’ity formation ity dia hianatra tsikelikely ianao ny fomba fanafarana entana, hahafahanao misoroka ny fahadisoana, mampihena ny fandaniana ary mampitombo ny tombom-barotra. 💰📈
✅ Fiofanana azo ampiharina
✅ Fomba fanafarana entana
✅ Fampandrosoana ny fandraharahana
✅ Fanohanana sy fifampizarana traikefa
💡 Aza miandry ho vonona tanteraka vao manomboka. Ny fahalalana no dingana voalohany hahatonga ny hevitrao ho tena fandraharahana.
👉 MIDIRA MP IZAO!
📩 Raiso ny toeranao ary atombohy ny dianao mankany amin’ny Business in China. 🇨🇳🚀
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Import chine express posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.