Bar's Beauty

Bar's Beauty

Share

Toujours et encore belle��

Photos from Bar's Beauty's post 07/10/2026

Tonga indray izahay sy lay promotion bé anay a 😍😍😍😍

À partir 3.000ar ny manao épilation ato aminay 💝💝💝 madio tsara VAO mody fa aza matahotra 🙏🏼🙏🏼

Alaivo n'y rendez vous Ary ❣️❣️❣️

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

19/09/2026

💝💝💝 20.000ar💝💝💝
Épilation maillot+aisselles 💕😋

Tena promotion bé mihintsy io tarif io fa araraoty les Beauty ❤️🌹
Offre rahampitso ihany io fa ataovy n'y rendez vous ao amin'ny mp na Tonga Dia miantso avy hatrany 🙏🙏🙏

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

19/09/2026

Ataotsika 10.000ar manao an'io modèle io rahampitso ❤️❤️❤️💝💝💝

Haingana maka rendez vous any amin'ny mp Ary n'a Tonga Dia miantso avy hatrany 🙏🙏❤️❤️

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

17/09/2026

Hey les Beauty ❤️🌹

Misy Liana vé isika maman ato raha hanao atelier épilation izahay?

Tombony amin'ilay izy Dia tsy voatery handeha salon intsony isika rehefa mahay manao épilation fa afaka ao antrano ihany Dia vita n'y sôkôlà😋🥰,Miala amin'ilay hoe za akia menatra an🫣 fa efa ndri ihany no manao azy ao antrano 🌹❤️

Afaka atoandri vadin'asa ihany koa anefa rehefa mahay tsara 💯💝

Afaka miditra mp izay Liana Ary Dia any miresaka tsara e🙏🙏

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

03/09/2026
31/08/2026

Revélez votre beauté naturelle chez Bar’s Beauty ! ✨
Besoin d'une pause douceur et de prendre soin de vous ? Notre équipe d'expertes vous accueille pour sublimer chaque détail de votre beauté. 💖
Découvrez nos prestations incontournables :
🌹🌹 Épilation : Pour une peau douce et lisse durablement. ✨

🌹🌹Extension de cils : Un regard de biche intense dès le réveil. 👁️

🌹🌹Onglerie & Soins : Manucure et pédicure soignées pour des mains et pieds parfaits. 💅
Maquillage : Sublimez votre visage pour toutes vos grandes occasions. 💄

« Prenez soin de vous, vous le méritez » 🌿
📞 Réservez vite votre moment de bien-être au 034 73 104 69 !

Photos from Bar's Beauty's post 21/08/2026

👉🏻Iza no tsy Tia colle fa hoe sode manimba Hoho ?

👉🏻 Iza no tsy manana fotoana bé anefa te hanao pose gel?

👉🏻 Iza no Tia effet naturel Sady maivamaivana ?

🎁🎁🎁 Natao ho anareo indrindra n'y pose américaine satria Sady tsy mampiasa colle no tsy plastique(faux ongles) no eo ambony Hoho fa gel x,tsy mandany fotoana bé manao azy ,tsy manelingelina fa otrny tsy manao n'inona2🎁🎁🎁

Alaivo n'y rendez vous Ary fa❌ 20.000ar❌monja no manao an'izay ato aminay

Mp na Tonga Dia miantso Ary ❤️🙏🏻

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

19/08/2026

Hey les Beauty 🌹❤️

Vaovao bé ity an 🥰🌹.... Asiantsika carte de fidélité amin'izay ....

Ho an'izay cliente rehetra manao prestation na inona na inona Dia mahazo ity carte de fidélité ity daholo ka isaky ny Tonga ianareo Dia tamponner tsika ny carte ka ny 10 ème prestation offerte gratuitement ❤️💝💕

Alefa Ary n'y rendez vous fa hataotsika ampitiavana bé ny prestations 🙏🏻

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹 🌹 🌹

17/08/2026

✨ Sublimez votre regard sans effort ! ✨

Marre du mascara qui coule et du recourbe-cils tous les matins ?
Craquez pour nos extensions de cils chez Bar’s Beauty ! Un regard intense, volumineux et parfait dès le réveil.

📅 Prestations uniquement sur rendez-vous.📞 Réservez vite votre moment beauté au 034 73 104 69.

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹🌹🌹

14/08/2026

Team épilation koa ngah ndri akia 😍😍😍

Natao ho anao indrindra ity offre iray ity💝💝
❌15.000ar ❌n'y épilation maillot au lieu de 20.000ar 😋😋

Sur rendez-vous hatrany hatrany 🙏🏻❤️ mp n'a Tonga Dia miantso 🥰

Bar's Beauty toujours et encore belle 🌹 🌹 🌹

Website

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bar's Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.