Nails by illy
� Life is not perfect but your nails can be �
14/08/2026
Life is not perfect but your nails can be 💅
Summer , Summer , ☀️🏖️🐚
Avy manao ho manjakely , 🌸
📍Immeuble Ampefiloha , eo ampitan’ny FJKM Ambalavao Isotry
03/08/2026
Coucou Les Manjakely 😍💅
Otrany ahoana indray ny tianareo hanaovana ny Ho anareo mandritra ity vancances ity ? ⛱️☀️🏝️
Alefaso commentaires ny modèles dia tongava manomboka Talata izao fa ho atao tsara kely ny tananareo 😄😘
📍Batiment A Ampefiloha ampitan’ny FJKM Ambalavao Isotry
Ireto ny santionan’ny asa tanana sy ny hatsaran’ny tananareo ny volana Jolay lasa teo 😘
« LIFE IS NOT PERFECT BUT YOUR NAILS CAN BE » 😘💅
Gainage 💅
📍 Ambalavao Isotry en face FJKM
📞 038 73 556 69
Full gel mamyii🥹😍
📍En face FJKM Ambalavao Isotry
📞038 73 556 69
is not perfect but yours nails can be💅
26/06/2026
🇲🇬Arabaina tratry ny Asaramanitra🇲🇬
Mankasitraka anareo tonga taty Nails by illy 🥰
Bisouss😘
"Io aloha ny sary misy 🤣"
24/06/2026
Ndao ndray ary iaraka hanao manja eh 🥰
Misokatra izay rapitso dia izay manao extension chablon rehetra demain mahazo remise (-5000ar) be izao😯❤️
👉Offre mlay ny code
Ambalavao Isotry en face FJKM
038 73 556 69
31/05/2026
Arabaina ny reny rehetra ohh💐
18/05/2026
Coucou les filles ❤️
Misy olana kely ry zareo ilay page dia ialanatsiny bedebe amin'ilay message tsy voavaly 🙏😭
WhatsApp alefa aloha pour le moment 🤗 (0387355669)
Pose Américaine mamy be 🥰 promotion 15000ar amin'ity volana mai ity🫣
01/04/2026
Tongava manao manja fa akaiky anie fety io ehh🤗
Ampefiloha cité en face FJKM Ambalavao Isotry
Lundi-Samedi (9h-17h)
30/03/2026
Ela zay ehh???🤔🫣
Gainage coup de cœur tamin'ny ongles courts rehetra nandalo tamin'ny semaine teo iny 🥹🥰
Misaotra betsaka anareo clients rehetra nandalo, tena faly miara-miasa aminareo hatrany 💖”
Misokatra fona ho anareo izahay (9h-17h)
Lundi -Samedi
is not perfect but your nails can be 💅
Category
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Nails by illy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.