AV Beauty Pro Natural

AV Beauty Pro Natural

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AV Beauty Pro Natural, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

AV Beauty Pro Natural 🌿
“Votre partenaire beauté & bien-être naturel.”

Grain • Fruit sec • Huile végétale • Soins cheveux, visage & corps

📍 Livraison 🇲🇬 | DM pour commander directement 🥰

28/07/2026
28/07/2026

Somary elaela tsy hita fa mbola mampitombo fahaizana kely,fa hitondra vokatra tsara be ho anareo

28/07/2026

Grain de chia
riche en proteine,omega-3 ,fibre
🧋Manampy mampihena cholesterol
🧋Manampy mampihena lanja
🧋Mahatsarany fahasalaman'ny vantana iray manontolo
disponible de suite
livraison partout

27/07/2026

huile de coco presse à à froid
100ml 8000ar
250ml 18000ar
500ml 35000ar
1l mora be
alefaso dienizao commande

26/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ideal Peinture, Israel Rahari, Yvette Nrdmb

21/07/2026

Raha hanao retour au naturel (miverina amin'ny volo voajanahary), dia misy zavatra vitsivitsy tena ilaina ho fantatra mba hahombiazana:
Fantaro ny toetry ny volonao
Mety ho bouclé, frisé na crépu ny volo rehefa maniry indray.
Samy mila fikarakarana hafa ny karazana volo tsirairay.
Mila faharetana
Mety haharitra volana maromaro na mihoatra ny herintaona vao soloina tanteraka ny volo voatsabo simika.
Misafidiana fomba
Big chop: tapahina indray mandeha ny faritra voatsabo simika.
Transition: avela hiara-maniry ny volo voajanahary sy ny volo voatsabo, dia tapahina tsikelikely.
Ataovy laharam-pahamehana ny hydration
Mampiasà shampoo malefaka.
Asio après-shampooing.
Mampiasà leave-in, crème coiffante ary huile mba hitazonana ny hamandoana.
Aza mampiasa hafanana be
Fadio matetika ny fer à lisser sy sèche-cheveux mafana loatra satria mampitombo ny fahasimban'ny volo.
Tapaho tsy tapaka ny tendrony simba
Manampy hisoroka ny fourches sy hitazona ny fahasalaman'ny volo.
Ataovy coiffure miaro (protective styles)
Tresses, twists, chignons malefaka, sns., fa aza atao mihenjana loatra.
Tandremo ny hodi-doha
Diovy tsy tapaka.
Afaka manao massage amin'ny menaka voajanahary (ohatra: huile de coco, huile de romarin, huile de ricin) mba hampahazo aina ny hodi-doha.
Mihinàna sakafo mahasalama
Proteinina, legioma, voankazo, voan-tsakafo (chia, lin, sésame, fenugrec) ary rano ampy dia manampy amin'ny fitomboan'ny volo salama.
Aza manantena vokatra avy hatrany
Amin'ny ankapobeny, ny volo dia mitombo eo amin'ny 1 hatramin'ny 1,5 sm isam-bolana, ka ny fikarakarana tsy tapaka no tena mitondra vokatra.
Ny zava-dehibe indrindra dia ny manaiky sy mianatra mikarakara ny texture voajanaharin'ny volonao, fa tsy mikendry hanova azy. Izany no fototry ny retour au naturel mahomby.

Afaka mampiasa ny produit anay koa ianao mba anampy anao hahita vokatra tsara

21/07/2026

Beurre de karité
tsara ho an'ny volo ,vantana
manome hydratation, miaro ny volo sy ny hoditra
mp commande

20/07/2026

🌿 NY HERY AVY AMIN'NY VOAJANAHARY HO AN'NY FAHASALAMANAO! 🌿

✨ (Grain de lin)
✅ Manankarena Omega-3
✅ Manampy ny fandevonan-kanina
✅ Mety hanampy ny fahasalaman'ny fo
✅ Manampy amin'ny fahasalaman'ny hoditra sy ny volo

🌱 Voa Chia (Grain de chia)
✅ Be fibre sy proteinina
✅ Manome hery sy faharetana
✅ Manampy haharitra ela ny fahavokisana
✅ Manankarena kalsioma sy mineraly

🌾 Vovoka Fenugrec
✅ Manampy amin'ny fahazotoan-komana
✅ Manankarena vitamina sy mineraly
✅ Azo ampiasaina amin'ny sakafo na fikarakarana vatana

🌾 Voa Fenugrec
✅ Manampy ny fandevonan-kanina
✅ Mety hanampy amin'ny fitazonana hery
✅ Ahitana otrikaina mahasoa maro

💛 Menaka Moutarde
✅ Mety ampiasaina amin'ny fanorana
✅ Manampy amin'ny fanalefahana ny hoditra
✅ Manome otrikaina ho an'ny hoditra sy ny volo

🥥 Menaka Coco (Pressé à froid)
✅ Manalefaka sy mamelona ny hoditra
✅ Mety ampiasaina amin'ny sakafo sy fikarakarana vatana
✅ Manankarena tavy mahasalama

🌼 Menaka Fenugrec
✅ Mamelona ny hoditra sy ny volo
✅ Tsara amin'ny fanorana
✅ Ahitana otrikaina avy amin'ny fenugrec

🌿 Menaka Sésame
✅ Manankarena vitamina E sy antioxidant
✅ Mety hanampy amin'ny fahasalaman'ny fo rehefa ampiasaina amin'ny sakafo
✅ Mamelona ny hoditra sy ny vatana

🌱 Safidio ny voajanahary, safidio ny fahasalamana!

17/07/2026

🌿 FENUGREC (Voa menaka Vovony) – Mpiara-dia amin'ny volo salama sy matevina! 🌿
Te hanana volo matanjaka, tsy mora tapaka ary matevina kokoa ve ianao?
✨ Ny Fenugrec dia: 🌱 Manampy hanamafy ny fakam-bolo. 🌱 Manampy hampihena ny fahatapahan'ny volo. 🌱 Manome volo malefaka sy mamirapiratra. 🌱 Mety amin'ny fanaovana huile capillaire, masque, crème coiffante ary shampoing.
📦 Misy amin'ny endrika: ✔️ Voa (Grains) ✔️menaka Vovony (Poudre)
💚 Safidio ny kalitao voajanahary ho an'ny fikarakarana ny volonao.
📩 Alefaso hafatra izahay raha mila fanazavana na hanao commande.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address

Antananarivo