Antso MUA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antso MUA, Health/Beauty, Tanjombato, Antananarivo.
💄 MAQUILLEUSE PROFESSIONNEL ❣️
❤️ Formatrice 💄 coiffeuse ❣️ASTUCES ❤️ SOINS DE VISAGE ❤️ FORMATION❤️
🙏ROMANA 8 :28 🙏
WhatsApp :033 64 697 97 📞
Contact :033 64 697 97 /037 48 844 33
19/09/2026
Bonjour daholo ❤️
Inona tena hitiavanareo pagentsika ity ♥️
Afaka mijery kia nareo aaa 🙃🙃
Maso mijery tsy mitondra mody☺️☺️
Mety mitondra ihany ka 😌😊raha manao commende pinceau otraniny ato amiko 😌😍🥰😇
16/09/2026
Aleo asina tsiny kely loa ❣️ fanaovana bonne nuit anareo manaraka page 😊 tsy tapaka ato ☺️🫶
makasitraka foana manohana 🫶🫶❣️♥️
Antso MUA ❣️❤️
16/09/2026
Hiverina hivarotra produits
resaka makeup aminizay tenako ❤️
betsaka nareo no intéressé 😊
aleo fa hanomana Zavatra tsara bé tenako ❤️
Dia Zao Dia homano vola kia 🥰🤭😌
Sady asintsika vidéo mihitsy 😌😌
Tuto makeup Smokey eyes ❣️
indray tuto manaraka 😊😊
Araho foana pagentsika ❤️
Makeup réalise par Antso MUA 😍🥰
16/09/2026
Bonjour daholo 😍🥰
Nareo koa ve mitovy amiko hoe 😅rehefa maka sary dia mila ho feno téléphone 📞 😂🤣nefa sary 1,2,3 Eo ihany no tena tiana 😌🥹🥹😂
Nefa lany firy minutes be zao maka sary 🥹😅
15/09/2026
Maquillage full GLAM ♥️ simple mais très élégant !
♥️ Pour celles qui aiment un maquillage doux et naturel avec une peau lisse🫶 Antso MUA
15/09/2026
Make-up express 😌
ato aminay Antso MUA 😍
15/09/2026
Tuto makeup vaovao ❤️
Araho hatraminy farany Ary oo ,Dia aza andino maka rendez-vous raha Mila maquilleuse et Coiffeuse à domicile
na koa hianatra make-up en ligne 😊fa mbola mandray foana tenako ❤️🥰
Antso MUA
☎️:033 64 697 97
Category
Website
Address
Antananarivo