Kilonga

Kilonga

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kilonga, Health/Beauty, Malaho bevalala, Antananarivo.

✨Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza ; Ka na antitra aza izy , dia tsy hiala amin'izany✨ Ohabolana 22:6

✅ Boutique enligne spécialisée dans la vente de vêtements pour enfants

28/05/2025

Ireo zavatra kely ataonao isan’andro fa lehibe ho an’ilay zanakao😊

✅Ilay oroka iray alohan'ny hatory

✅Ilay fotoana kely entina mihaino azy rehefa mitantara izy

✅Ilay sangisangy madinika mampihomehy azy ireny

✅Ilay teninao hoe:Tiako anie ianao e

✅Ilay safosafo malefaka eo amin'ny lohany.

Ho anao, mety ho fahazarana fotsiny fa ho an’ilay zaza io no mampahatsiahy azy hoe tiana izy,azo ianteherana izy.

Ireo “zavatra madinika”ireo atao amin’ny fitiavana no manangana zaza salama saina sy fo❤️
Aza mieritreritra fa kely izany fa manan-danja be ho azy Ary aza amavainina ihany koa 🤗
Soavamandry daolo ouh ❤️
Abonnez-vous 🥰🙏

25/05/2025

Ndao aloha isika hirary soa ho an'ilay olona mahery ntsika ❤️

Bonne fête à tous les mamans 🌷🥰

Photos from Kilonga's post 21/05/2025

Hello 👋
Efa tena mangatsika be ny andro de izany no hanoloranay an'ireto akanjon'ankizy mafana kely ireto 😊
▫️𝗔̂𝗴𝗲: 2ans à 13 ans

🛵𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗼𝘂𝘁 𝗮̀ 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿

20/05/2025

Bonsoir 😊
Tena ialana tsiny bédabe ry reto fa tena tsy tafiditra tato mitsiny androany tontolo ah nohon'ny antony manokana izay tsy azo hanoharana fa mampanantena anareo Zay fa rapitso Amin'ny 9h 30 avokako eto ilay izy 😥🤗
Antsoy fona aloha ny namana antsakaiza i-abonné ny pagentsika 😅
Soavamandry aby 🥰 🙏

19/05/2025

Bonsoir 😊
Rahapitso no mivoaka ny arrivage ntsika ,mety ho inona re izany eh ???
Aza adino mi -abonné ny page ah de taggeo fona ry maman isany Raha hijery akanjo mafatifaty kely ato amin'nyKilonga
Fanamarihana kely ataontsika isakin'ny faran'ny volana ny jeux d'interaction 🤗

14/05/2025

❌❌ STOP INSÉCURITÉ ❌ ❌

Mamy anie ny zanaka eh ❤️Ry Ray aman-dreny tandremo sy arovy foana ny sombin’ainao aza avela mandeha irery intsony ,aza de mahatokitoky olona eny fa na dia ny ankizy miasa ao aminao aza fa ambeno tsara fona ny zanakao, Lasa ratsy loatra ny olombelona sasany eny fa na dia ny olona akaiky anao azy😭
Tsy maninona ,Aleo mamono fotoana maka sy manatitra azy rehefa avy mianatra izy na tsy avela hivoka ny trano mitsiny fa tena efa ratsy lotra ny Fahandrim-pahalemana🥺

Betsaka loatra zay zaza very Zay tato ato na ao an-trano ary dia ataorana ny Haren-tsika😥

Mila mailo isika ,aza adino ihany koa ny mivavaka mba hiarovan'Andriamanitra antsika amin'izay alehantsika🙏

Abonnez-vous de zarao amin'ny hafa ,malagasy iray isika ndao ifanampy 🥰

14/05/2025

‎Salamaaaaaa daolooo ouhhhhh🥰
Ahoana ny fiatrehana ny hatsiaka ao ry reto ‎ah,efa manomboka miditra ny ririnina mantsy eto Antananarivo Zao 🥶
‎Ireto aloha Ary misy torohevitra mahasoa vitsivitsy kely tsara ho fantatra ahafahatsika miatrika izany ao anaty fahasalamana hatrany 😍

‎✔️ Dieny izao Dia manomboka avoaka ireo akanjo mafàna ( ho an'ny Ankizy eny fa na ny lehibe ihany koa aza Ary indrindra ho an'ireo efa nahazo taona)
‎✔️ Ny lamba firakotra ihany koa rehefa Alina aza atao ambanin-javatra
‎✔️ Ireny peignoir Mafàna ireny koa mety be mba tsy ho voaelingelin'ny hatsiaka satria sarobidy ny torimaso
‎✔️ Ny sakafo tsy azo atao ambanin-javatra ( tsara dieny zao Dia mihinana sakafo be otrikaina mba hatanjaka tsara ny Hery fiarovana satria maro ny aretina amin'izao vanimpotoana mangatsiaka izao)
✔️Ny mihinana zavatra mafana (rano mafana...)
‎✔️ Marina fa mangatsiaka fa ilaina hatrany ny manokatra varavarakely mandritra ny tontolo Andro Mba hiarovana @ hamandoana ka miteraka sery sy aretina hafa

Aza adino ny mi-abonnné ny pagentsika fa hisy fizarana mahasoa foana ato de aza adino ny mizara amin'ny hafa 🙏🥰

‎Mirary soa antsika rehetra Dia ankafizitsika ny vanimpotoana rehetra satria TSARA daholo ❤️



Photos from Kilonga's post 13/05/2025

Salama arivariva ohhh 🥰
Elaela tsy hitahita fa sahirankirana kely fa hanomboka ho ato foana amin'izay Zao 🤗

Ndao ataontsika mafinaritra bé fona amin'izay ny fiarahana ary ehh fa tsy avelantsika hangina tsony ❤️
🥇 Ho asiantsika jeux azahoana cadeaux mamy kely atsy ho atsy(mety ho inona re eh 🤔)
🥈 Ho asiantsika jeux d'interaction amin'izay mba ho motivé be ianareo (COMS+réaction+partager+invité d'amis++++++ amin'izay publication milatsaka eo)izany hoe izay be points indrindrany manaraka an'ireo mahazo azy

Fa mialoha an'izay retraretra izay de Mbola misy articles vitsivitsy kely dispo reto mialohan'ny ahatongavany arrivage ntsika manaraka Sady manja be 😮🤗

Izay Ary fa soavamandry aby 🥰
☎️0389559123☎️

Photos from Kilonga's post 25/04/2025

Soava ny Alina aby 🥰

▫️𝗝𝘂𝗽𝗲 𝗽𝗹𝗶𝘀𝘀𝗲́𝗲 𝗳𝗹𝗲𝘂𝗿𝗶 disponible chez nous
▫️𝗔̂𝗴𝗲: 2ans à 13 ans
▫️Tissu de qualité
▫️Photo portée en commentaire

🛵𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗼𝘂𝘁 𝗮̀ 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿

25/04/2025

📌CONDITIONS GENERALES DE VENTES📌
💎 Iza moa izahay?
Kilonganga dia mivarotra articles isankarazany ho an'ny ankizy Ary tsy izany ihany koa fa mizara izay mahasoa momban'ny fahasalamana sy ny fomba fitazaina ny ankizy 🤗
Manasa anao mba hamaky tsara ny 5 CGV ny Kilonga 🥰

1)COMMANDE:

✨ Mandefa ny sarin'ilay articles tianareo miaraka aminy couleur✔.
Alefa mazava ny contacts sy ny lieu

Raha any amin'ny faritra nareo dia
✨Mi confirme aminy MP ny article tiana ho vidiana

✨Raha hi-commande article dia mandefa acompte 50%(non remboursable)MBA hi-confirmena an'ilay commande

2) MODE DE PAYEMENT et FRAIS DE LIVRAISON :

✨Raha any amin'ny faritra dia:
✓Alefa par mobile money ny paiement Zay vao afaka mandefa entana izahay
•Prix Article
•Frais de RETRAIT
•Frais de livraison (frais anlay livreur nanatitra anlay entana teny )
🌸Nareo no misafidy ny koperativa mahazatra anareo
🌸Nareo no mandoha ny frais de colis rehefa tonga any aminareo ny entana (Tonga avy manao livraison ny livreur vao afaka mandefa coordonnées izahay )

✨Raha eto Tana :
🌸Mandoha vola amin'ny fotoanan'ny livraison na alefa mobile money (prix d'article+frais de retrait+frais de livraison)
🌸À partir 3000ar ny frais de livraison arakarakan'ny halaviran'ny toerana

3)RESERVATION

✨ Ny reservation miotrany ny 24heures dia mandoha acompte na avance 50%.
✨Tsy mihotra ny 2 semaines max ny reservation
✨ NON REMBOURSABLE

4) LIVRAISON :
✨ Lundi à Samedi
✨Sur Tana:8h-16h selon leur disponibilité de livreur
✨En province :24h après confirmation de l'achat
✨Commande avant 23h dia livrer na ny ampitson'iny ihany.
✨Farany tara 6h nareo mi commande dia livrena andron'iny ihany

5) VÉRIFICATION
✨Verifier na tsara ny entana alohany hialany livreur.
✨Omena 5min nareo hijerena azy tsara
Rehefa OK iny ka lasa ny livreur dia tsy mahazo mamerina entana intsony ianareo

❗Raha ohatra ka tsy antonina Ilay izy dia tsy mamerina izahay fa kosa afaka manova commande hafa hanoloana azy ❗

Ireo rehetra ireo dia natao mba ahatsara ny fizotran'ny varotra sy ny fifandrasaina.Samy ho faly sy afapo na izahay na ianareo.

Mankasitraka Tompoko 🥰🙏

NB: livraison fa tsy misy récupération
Contact rapide:0389559123/0349020735

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Malaho Bevalala
Antananarivo