Fi-Akanjo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fi-Akanjo, Anosizato est II, Antananarivo.
🛍️ FI-AKANJO
✨ Toerana ahitanao entana manara-penitra sy mora vidy.
👕 Akanjo sy lamaody
⌚ Famataranandro
🎧 Écouteurs sy kojakoja elektronika
🛒 Entana isan-karazany mifanaraka amin'ny filanao
💯 Kalitao tsara • Vidiny mirary • Serivisy azo itokisana
Misy livraison oa fa aza tara manao ny commande 📩😘
038 87 289 09
Bonne continuation à tous 🙏🫶
Fi-Akanjo ✨🎁🫶
Ataovy aingana ny commande
Miaraka amin'ny confirmation 📩
🔥👟 CHAUSSURES DE SPORT DISPONIBLES AO AMIN’NY FI-AKANJO! 👟🔥
😍 Mitady kiraro tsara, manara-penitra ary mampahazo aina ve ianao? Ireto kiraro ireto no safidy mety aminao! 💯✨
✅ Design moderne 😎
✅ Maivana sady mampahazo aina tsara🏃
✅ Mety amin’ny sport sy ny fiainana andavanandro tsara🔥
🎨 Loko misy : Blanc-violet-orange, blanc-gris-noir, noir-blanc ary blanc-bleu marine-rouge ❤️
📏 Pointure disponible : 40 sy 41
📩 Aza miandry ela ary ah😉💗
🚨Alefaso MP dieny izao raha te hanao commande. 🛍️🔥
Fi-Akanjo — Mitafy kalitao, misafidy Fi-Akanjo! 💯
07/10/2026
❤️ Ato indray ary ny maso oh😱👇
⌚🔥 FAMATARANANDRO — VAOVAO AO AMIN’NY Fi-Akanjo 🔥⌚
Mitady famataranandro tsara tarehy, élégant ary mety amin’ny andavanandro ve ianao? 😍
✨ Ity modèle ity dia afaka ampiasaina amin’ny fotoana maro: rehefa miasa, mivoaka, mandeha amin’ny rendez-vous, na amin’ny fotoana manokana. Manome endrika classe sy moderne ho an’izay miravaka azy. 👌✨
🎁 Mbola misy avantage lehibe miaraka aminy!
✅ Efa misy fiche technique miaraka amin’ilay famataranandro, ahitana ireo informations ilaina momba azy.
✅ Misy pile 1 efa omena anao ataonay CADEAU miaraka aminy 🔋🎁
✅ Sous carton izy, ka voalamina tsara sy mety tsara raha hatao fanomezana ihany koa. 🎁
✅ Loko GRIS — mora ampifanarahana amin’ny akanjo sy style samihafa. 🩶
💥 Tsy mijery tsara fotsiny, fa natao ho an’izay mitady style sy élégance amin’ny vidiny mirary!
📦 Disponible ato aminay😍
👉 Raha liana ianao dia mandefasa message privé
MP! 📩🔥
❤️ FI-AKANJO — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro!
✨ “Ny style tsara dia manomboka amin’ny détail kely.” ⌚🩶
Salama daholo 🤗💖
🔥✨ AZA MIANDRY ELA FA HARAO NY PAGE ✨🔥
Eto amin’ny Fi-Akanjo, tsy hoe mivarotra fotsiny izahay… ❤️
Fa mitondra style, qualité azo antoka 🥰 👕👗👟🎧⌚
💥 Maillot, akanjo, ary zavatra maro hafa mbola ho hitanao eto!
💥 Misy nouveautés vaovao hatrany!
💥 Misy offres sy prix mahaliana!
💥 Ary indrindra, entana voafantina mba hanomezana fahafaham-po anao! 🛍️😍
👉 Koa raha tsy te ho diso ireo nouveautés sy offres manokana, dia aza misalasala:
❤️ TSINDRIO NY “SUIVRE” / “FOLLOW” NY PAGE FI-AKANJO ❤️
📲 Araho ny page, zarao amin’ny namana, ary mijanòna miaraka aminay!
Ny fanohananao dia hery lehibe ho anay. 🙏❤️
🔥 FI-AKANJO — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro! 🔥
✨ Fi-Akanjo, ny style-nao… ny fahatokisanao no tanjonay! ✨
🔥 TIA HANARAKA NY VAOVAO AO AMIN’NY FI-AKANJO? 🔥
👕 Maillot & akanjo lamaody
🎧 Écouteurs Bluetooth
⌚ Montres & accessoires
💥 Ary mbola maro hafa!
👉 Tsindrio ny “Suivre” ary araho ny page Fi-Akanjo ❤️
📲 Aza avela handalo fotsiny ny nouveautés😉
🚨Tsy hanenenanao ny manindry io suivre mangamanga io e 👇💖
✨ Fi-Akanjo — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro! 🛍️🔥
06/10/2026
😱Hey oh😉
Tonga indray ny arrivage 💖🤗
🔥 MAILLOT 🔥
⚽ Barça
⚪ Real de Madrid
🔴 Arsenal
🔵 PSG
📏 Taille : L,M
✨ Maillot stylé, tsara kalitao!
🚨Na olon-tsotra,na mpakafy kitra,na mpilalao😍
Mety ho anao ireto🫵💖
📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina 😉
🛍️ Fi-Akanjo — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro! ❤️
📩MP🚨
05/10/2026
🎧 ÉCOUTEUR BLUETOOTH – NOIR 🖤
✨ Song tsara • 🎶 Style moderne • 🔋 Mora ampiasaina
Ataovy namana ny mozika! 😍
📦 Disponible ao amin’ny Fi-Akanjo 🛍️
🚨 Raha liana dia mandefasa hafatra miafina
📩Mp
Tongasoa eto amin'ny PEJY🤗💗
Manasa anao Hi-suivre 🙏 fa hifampizara zava-baovao be foana isika😉
🚨Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha toa ka misy ny mahaliana anao👉📩
💖Fi-Akanjo 💖
04/10/2026
Pochette tsara tarehy Kely indray Ireto
Chez Fi-Akanjo ✨🫶
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fi-Akanjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.