Mia Hair

Mia Hair

Share

Vente en gros et en details

12/10/2026
12/10/2026

😍 SOLDES CHEZ MIA Hair ! 😍🔥💇🏽‍♀️
✨ Craquez pour notre Closure finition tissage – Lace Frontal 13x4 à raie libre ! 💕
💎 Finition élégante et naturelle✨ Raie libre pour varier vos coiffures
📏 Longueurs disponibles : 12 à 20 pouces
❤️‍🔥 EN SOLDE À PRIX DOUX !
❤️‍🔥Ne ratez pas cette occasion de vous faire belle à petit prix ! 🛍️
📩 Inbox pour connaître le prix et passer commande.
👑 MIA Hair — La beauté à portée de main !
📞038.09.242.42
📞037.78.211.28

Photos from Mia Hair's post 12/10/2026

😍✨ Sublimez votre beauté avec notre tissage frisé Kinky en vrais cheveux naturels ! 💕
🌿 Un effet naturel, de belles boucles et un volume magnifique pour un look irrésistible. 👑💖
📩 Disponible de suite

📞038.09.242.42
📞037.78.211.28

Photos from Mia Hair's post 12/10/2026

📢 AVIS À TOUS NOS CLIENTS ❤️✨

Ho anareo rehetra izay mbola manontany sy mitady anay, dia ampahafantarinay fa tsy ao Arkadia intsony ny Mia Hair. ❤️

📍 Aiza ary no ahitana anay amin’izao?
Ho anareo izay te handalo sy haka commande, dia afaka mandray anareo ato an-trano izahay, eto Ampitany Tripolista, bâtiment Sunny Market (trano vert), mandra-pahitanay toerana vaovao. 🏡💕

⚠️ Marihina fa tsy misy service intsony aloha fa VENTE ihany. 🛍️

📦 Mbola mitohy hatrany kosa ny LIVE sy ny LIVRAISON ho anareo rehetra, na aiza na aiza misy anareo. ❤️

✨ MIA HAIR : UNE NOUVELLE PAGE S’OUVRE ! ✨

Manomboka pejy vaovao isika, miaraka amin’ny :
💎 Ekipy vaovao
📍 Toerana vaovao ho avy tsy ho ela
🤍 Fomba fiasa nohatsaraina kokoa
🎁 Zava-baovao maro no miandry anareo !

Fa misy zavatra iray tsy miova na dia eo aza ireo fiovana rehetra ireo : NY QUALITÉ VIP izay efa nahafantaranareo anay hatramin’izay ! 👑✨

Ary ho anareo izay efa niandry, TONGA EFA NY ARRIVAGE VAOVAO ! 😍🔥🛍️

🙏 Misaotra anareo amin’ny fitokisana sy ny fanohanana anay hatramin’izay. Tsy ho nisy ny Mia Hair raha tsy teo ianareo ! ❤️

Manantena ny fiarahan-dalana aminareo hatrany izahay amin’ity pejy vaovao ity. 🥹💕
📞038.09.242.42
📞037.78.211.28

11/10/2026

❌ALEFASO AO @ commentaires ilay modèles perruques tianao fa ho atao promo ❌

10/10/2026

✨ NOUVELLE Perruque lave wig indétectable
✨Une nouvelle teinte vient d’arriver 😍Texture 100% lisse, élégante et facile à porter 🤎
🔥 Stock très limité — ne ratez pas cette nouveauté !
037.78.211.28 / 038.09.242.42
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

10/10/2026

🎁 JEU LUCKY DRAW – PERRUQUE 280 000Ar !

🔥 Vidiny fandraisana anjara : 3 000 Ar ihany !

Perruque sandany 280 000Ar no azo lotorina amin’ity jeu ity 😍
Ianao mandoa 3 000Ar fotsiny amin’ny
Orange Money :037.78.211.28 (faniah Raharimalala)
Mvola :038.09.242.42 (faniah Raharimalala)
❌Tsy mila frais fa Tonga dia 3000ar
Izay numéro afaka handefasana azy
Vao lasa ny vola dia alefako MP na eo Amin’ny commentaire ny capture sy référence

👉 Raha vantany vao voaloa dia voasoratra ho tafiditra ianao.,
⏱️ Tsy diso, tsy mihemotra !

📌 Anjara iray = 3 000Ar

🎉 Mety ho ianao no handresy perruque 200 000Ar amin’ny 3 000Ar monja !

Photos from Mia Hair's post 09/10/2026

😍✨ NOUVEAUTÉ : PERRUQUE 100 % VRAIS CHEVEUX ! ✨😍

💁🏽‍♀️ Un magnifique style afro à frange pour un look naturel, chic et tendance ! ❤️

💎 Qualité : Vrais cheveux
💇🏽‍♀️ Style : Afro à frange
🎨 3 couleurs disponibles
📏 Longueur : 12 pouces
💰 Prix doux et abordable ! 😍🔥

🎁 BONNE NOUVELLE : LIVRAISON GRATUITE pour ce modèle ! 🚚💝

Ne rate pas cette occasion de sublimer ta beauté à petit prix ! 🥰✨

📩 Commande en message privé avant rupture de stock ! ❤️
037.78.211.28/038.09.242.42
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

08/10/2026

✨ NOUVELLE COULEUR DISPONIBLE ! ✨Une nouvelle teinte vient d’arriver 😍Texture 100% lisse, élégante et facile à porter 🤎🔥 Stock très limité — ne ratez pas cette nouveauté !📍 ARKADIA ANALAKELY — Box B22📞 037.78.211.28 / 038.09.242.42🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

08/10/2026

❌RAIKITRA INDRAY Jp pas plus de 280 000ar
Androany ihany ❌

Category

Address

Analakely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia Hair posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.