Evah Touch
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Evah Touch, Hair salon, À domicile, Antananarivo.
01/05/2025
❤️🎊" HAPPY ONE YEAR EVAH'S HAIR SALON" 🎊❤️
Misaotra an'Andriamanitra lehibe tamin'ny zavatra rehetra tao anatin'izay taona iray izay, dia apetraka Ampelan-tanany fona ihany koa ny ho avy rehetra✨
Misaotra indrindra ihany ko ho anareo cliente rehetra 🥰,
Faly ny fo dia tsy hita izay lazaina fa ny
ho rariana dia Hiroborobo hatrany anie ny COIFFURE EVAH🙏❤️
Mbola vao fanombohana iny, nahitan ireo nety sy ny tsy nety rehetra dia havaozina tsikelikely 😊
Ho marikin'ny fifaliko sy mba hizarako izay dia misy promotion androany 😍🎁
REMISE 20% avokoa izay manao volo androany, izay miteny code: na rehefa miarahaba 🎊😜
Bonne fête de travail ihany ko😘
Fa tongava manao manjamanja fa Evah hiasa ho anareo🤗
Bonne journée daholy ary e 🎊❤️❤️
30/04/2025
Tapitra ilay jeux😛
Bravo Manitra Randriamifidy nahamarina👏❤️
Ouiii!!!
1an rapitso ny Evah's Hair Salon 🥹❤️🎉
30/04/2025
Bonjour daholy👋🎀❤️
Ela ela izay e!? Hihi
Asiako jeux kely vao maraina aloha a !!
"MISY INONA ARY RAPITSO ❓"
➡️Izay mahamarina voalohany ao am commentaire dia ataoko GRATUIT ny volony rapitso 😛😍, Ouiiiii gratuit!!!
Ndao ary !!
Bonne journée daholy ary 🎀❤️
08/03/2025
Être une femme c'est être forte, fière et libre❤️🙏✨
Passé une merveilleuse journée à toutes les femme🥰
26/01/2025
Hello tout le monde ❤️ 🤩
Tadidinareo ve ilay kilalao nataotsika iny? 😁
Izy ilay nandresy de zao vao natao ilay izy
-Coupe ✂️🦋
-Coloration Marron café no safidiny😍
-Brushing dia N-balayé-na ilay izy
"Dia toy izao ny vokatra" ❤️❤️❤️
Merci beaucoup Ai Na 🥺
Bon dimanche daholy🥰
Bonjour daholy 👋❤️
❌Annulé ny promotion tsika androany fa ny rahampitso no misy❌
(Noho ny antony tsy fahasalamana 😌)
Bonne journée daholy ! 🤩
Merci pour la compréhension 🥹
04/01/2025
Hello hellooooo♥️👋
"BONNE ANNÉE DAHOLY OH !" 🥳❤️
Hitondra fahasoavana sy fitahiana anie ity 2025 ity ✨
Ndao asina promotion Bonane😛 ho anareo ary e😍
📣Ny 10/11- janvier 2025 ho avy izao dia 8.000ar avokoa ny manao volo rehetra📣
Bonne journée daholy ary😍😘
➡️ Lieu:Avaratsena BETAFO
Evah's Hair Salon
Category
Website
Address
Antananarivo