Arikanto Razafimandimby
A smiling girl passionate about Makeup and Art 💄
Welcome to my little world sweetie!
20/08/2026
POV : Mba tindrie ny pozindrie nefa tsisy maka sary 😔😂
Misy mazoto hanao photographe-ko ve?🤭😂😂
Bonne journéeeeee♥️
18/08/2026
Take me back fa leo orana sy andro mangatsiaka😭😂❤️❤️
30 K d’abonnés❤️❤️🎉🎉
Non tsy iandry rapitso manjamanja vo hanao vidéo fa zao no tiako ee😂😭
15/08/2026
VIDÉO INONA ARA TY ZE MAHALALA😂
Rovina no avokantsika ? Omeo courage kely lo za hanao montage🤦🏻♀️😭
Oui misy filtre fa bon 😭😂
14/08/2026
Heyyy ♥️
2026 MBOLA TSY MAHAY EYE LINER ??🤭❤️
12/08/2026
Bonjour ♥️ Tiako ito makeup-ko ito annnn , aona ny fahitanareo azy ?
Tongasoa eto amin’ny page ireto namantsika ireto🥹
单舒遥, Arlen Finoana, Bogdan Wainwright, Miadanjanahary Lala Ny Aina, Mamiliva Mami, Tafara RJ, Fy Harisoa, Fanyah Nomenjanahary, O'dilon Wing'jine, Tahina Antso, Wendy Aslie, Fanirison Yackurta Cena, Tambÿh Riah, Heriniaina Hery, Sedra Nÿ Aïn Nds, Anna RA
🚨ALERTE TRANSITION 🚨
Désolé , Facebook tue la qualité
Tsy tiako leizy fa bon😂😂 bonne journée 🏃♀️🤭
Click here to claim your Sponsored Listing.