Lumière de Rane
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lumière de Rane, Beauty, cosmetic & personal care, ssss, .
💄 𝑀𝑈𝐴 & 𝐻𝑎𝑖𝑟 𝑆𝑡𝑦𝑙𝑖𝑠𝑡
💇♀️ 𝑀𝑎𝑞𝑢𝑖𝑙𝑙𝑎𝑔𝑒 & 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒
👰 𝑀𝑎𝑟𝑖𝑎𝑔𝑒 • 𝐸́𝑣𝑒́𝑛𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡𝑠
🏡 𝐴̀ 𝑑𝑜𝑚𝑖𝑐𝑖𝑙𝑒
📩 𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑒𝑛 𝑀𝑝
📞0347109941 / 0340807937
𝑊ℎ𝑎𝑡𝑠𝐴𝑝𝑝 :0347109941
04/08/2026
Eni aki kou , Mirary soa ho anao hatrany ✨🌸
Packs fiançailles 💛❤️
Bridal Make up et coiffure wavy
Service à domicile 🌸
contact : 0340807937
30/07/2026
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤️💛.
Zavatra tiko indrindra ary tena mamiko mahazo retour avy aminareo ❤️🪄🌸
29/07/2026
Packs fiançailles 🥰💛.
Coiffure et maquillage 🌸✨❤️💛
Service à domicile
Félicitations et merci pour votre confiance
contact et whatsapp : 0340807937
28/07/2026
Packs fiançailles 🥰💛✨.
Make up n**e et coiffure bouclé avec hair style 💛😊🌸.
service à domicile 🌸
contact : 0340807937
28/07/2026
Driii ✨🌸. Mankasitraka indrindra ❤️💛
Retour Kely avy am ireo clientes tsika tamin'iny asabotsy 🪄🌸.
27-07-26
mandray rendez vous hatrany izahay.
✨Maquillage
✨Coiffure
✨dressage curly
✨ Coupe
Packs
✨Fiançailles
✨Marriage
✨event's
27/07/2026
MBA TIA HISITONA VOLO ANEFA MATAHOTRA SAO DIA TSY HIVERINA ILAY BOUCLE 🥰💛
Te hiova loko oni cliente tsika 🥰.
curlies bé izy fa MBA tiny ho sitomina oni androany, 😥🫀.
Nareo naturaliste ihany ko ve indraidray te hisitona nefa matahotra sao dia tsy Hiverina tsony Ilay boucle 🥰🌸✨.
Aza matahotra fa rehefa i Lumière manao azy tsy misy boucle tsy miverina izany tsoni 🥰✨.
Manana astuces afaka atao ho an'i avy nisitona volo izahay.
Mo ny fomba fitisotomana volo sy ny apareil tena tsy mandoro volo 🥰.
Aza misalasala miatso na curly na lisse ✨🌸.
Contact : 0340807937
27/07/2026
Packs fiançailles 💛✨ by Lumière de Rane 🥰.
Misaotra nisafidy anay ✨🥰
Mirary soa ho anao hatrany 💗
madray réservation rendez vous fôna izahay 🥰
✨Fiançailles
✨Marriage
🪄Événements tsotra.
vonona hanome fahafahampo ho anao hatrany ✨ 🥰
Contact et whatsapp : 0340807937
Packs fiançailles 🌸💛.
Misaotra nisafidy anay dia mirary soa hatrany 💗💛.
Mandray rendez vous izahay ho an'i fety rehetra
Fiançailles
Marriage
Simple event's.
Vonona hanome fahafahampo ho anao hatrany ✨🥰
24/07/2026
Salama tompoko 🥰.
Misimisy hianareo no naka rendez vous ho an'i rahampitso maraina 🥺😊.
Ialana tsiny indrindra ho an'izay tsy voray efa tena feno izahay rahampitso maraina 💗🌸
Efa réservé 💛.
Ho anao izay te haka anay ,tsara maka rendez vous alo kely mba tsy ho taraiky 🥰
Madray réservation rendez vous hatrany izahay 🥰 💛
ho an'i après midi vao afaka madray izahay 🥰.
misaotra tompoko 🥰
24/07/2026
🫀Owao
coiffure élégante 💛🌸.
service à domicile 🥰