Colarys Beauty
Nous savons,du reste,que toutes choses concourent au bien de ceux qui aiment Dieu .Rom 8: 28
Izay tonga amin'ny 8 ora maraina eo rahampitso mahazo BOUCLE volo PROMO 7000ar-10000ar 😍MASSAGE relaxant 10000 ar ny 30 min
12/08/2026
Lasa tia boucle oa za tatoato e na mafana na mangatsiaka 😃
Zao kosa ve 🥰
𝐕𝐞𝐫𝐬𝐞𝐭 𝐝𝐮 𝐣𝐨𝐮𝐫 :
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao,
Koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao.
𝐉𝐞𝐫𝐞𝐦𝐢𝐚 𝟑𝟏:𝟑
Colarys Beauty
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anihat Orama, Rova Raharison, Rakotomanga Lalaina, Tantelly Nasandratriniaina, Andry Ge'top Rasolonoelina, Mÿr Rha, Na Nie, Andriamiharizo Kanto, Farej Ya Rebbi Farrej, Aina Fanantenana, Mï Kanto, Sehelininah Nantes Maria
11/08/2026
cc daoly 🙋faly fona izahay rehefa hafam-po ianareo tongava ato Colarys Beauty 💅💇manao ny fahamanjana 💆💇
Ambohipanja
100m miala no misy anay🙏
tel 0383864206
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ravelo Harisoa, Sami Manovo Fitiavana, Karen Randriamanana, Fitahin'jah Saveah, Rynah Fah, Lärįï Ssã, Yollande Marie, Jah RT
06/08/2026
✨ Mahafaly anay ny mahita anareo afapo ✨
Ny tsikitsikinareo dia anisan’ny hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra isan’andro 💅💖
Jereo ange ity tanana mahafatifaty kely ity e 🥰 Misaotra tamin’ny fitokisana an’i Colarys Beauty.
📍 Akaiky Fokontany Ambohipanja
💕
05/08/2026
🚨 RECRUTEMENT – COLARYS BEAUTY 🚨
✨ Colarys Beauty recherche une coiffeuse & esthéticienne expérimentée pour renforcer son équipe au salon.
💇♀️ Profil recherché : • Expérience en coiffure et esthétique • Sérieuse, passionnée et professionnelle • Sens de l’accueil et du service client
💰 Nous offrons : ✔️ Un salaire très attractif ✔️ Une ambiance de travail agréable et bienveillante ✔️ L’opportunité d’évoluer au sein d’une équipe dynamique
🌸 Vous êtes motivée et souhaitez mettre votre talent au service de la beauté ? Rejoignez-nous dès maintenant !
📍 Colarys Beauty 📱 Téléphone : 038 38 642 06 📘 Facebook : Colarys Beauty
✨ Faites briller votre talent avec Colarys Beauty ! ✨
Colarys Beauty ❤️
30/07/2026
Tsarabe o 🥰❤️
💅 Fikarakarana ongle 💖
Ny fikarakarana ny tenantsika dia mariky ny fankasitrahana ny fanomezana nomen’Andriamanitra antsika. Aoka isika hikarakara ny vatantsika amin’ny fahadiovana sy fahatsorana.
Colarys Beauty❤️
30/07/2026
Ny lehilahy ary tsy manaiky fa mikarakara tarehy an 🥰aza manaiky ho diso anjara isika vehivavy ravaky ny tokantrano 🥰
Tongava ato amin’ny Colarys Beauty vonona hanome fahafahampo ho anao 😍
100 m miala fokontany Ambohipanja -akaiky Ankadikely Ilafy
Category
Website
Address
Antananarivo
103
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Colarys Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.