Tencia.Nails

Tencia.Nails

Share

Miss Mpanao hoho💕💅🏼
📍Anosipatrana ampintan'ny fiangonana katolika

Photos from Tencia.Nails's post 06/09/2026

Akoryy e,
Après une pause bien méritée, en forme tsara le sipakely 🥰 ka izao, Miverina sur rendez-vous indray aloha ny services-n'i TenciaNails manomboka amin'ny‼️ lundi 7 Septembre‼️ hoavy izao ka manasa antsika hanaraka ny lamina hapetraka rehetra, ary mba hamaky hatramin'ny farany ireto informations manaraka ireto:

Hâte de vous revoir, les filles...bisous🥰💗

Photos from Tencia.Nails's post 11/08/2026

Recents💌💅🏼

Mandray foana androany fa aza adino ny mandalo, ny tena tsara tonga dia miantso
📞0347110937
0332805352
📌Anosipatrana (apetrako ao ny repère)

Photos from Tencia.Nails's post 03/08/2026

🌸🪭🐚🌤️🌊🌺🥹

📌Anosipatrana
🛎️0347110937/0332805352

28/07/2026

Lieu: Anosipatrana ampitan'ny tilikambon'ny fiangonana katolika
0347110937
0332805352

Photos from Tencia.Nails's post 23/07/2026

Vampire Nails🦇🧛‍♀️🩸

📞0347110937
MP Tencia Rakouto

Photos from Tencia.Nails's post 20/07/2026

😍😍
Akoryyy
Lundii ndray ny andro ohh
Santaro inday aloha ny herinandro 🥰

📞0347110937
Aty Anosipatrana retsyy a

14/07/2026

Tsy nalain'ny mpangala-jaza zany ny zanakareo fa mbola manao hoho ato amiko ato izy ee🥹🥰🤣🤣😆

Photos from Tencia.Nails's post 13/07/2026

Before & After nails 💅🏼

Mbola tsy manao à domicile alony ny sipakely anh, manantona foana aloha ianareo hatreto 🥰

Miantso no tena rapide
0347110937 ou 0332805352📞

11/07/2026

Transition kely harivariva miaraka amin'ity cliente manjakely tyy💓

Arahaho foana ny pejy fa mety hisy vaovao ao afarafara kely ao
Toraka Bisous 🥰

Photos from Tencia.Nails's post 10/07/2026

Akoryyyi
Zara ny asa vita indray ary oh 💓💅🏼

Dispo foana Demain 7h à 19h🕖
Contact: 0347110937
na Tencia Rakouto ny MP ‼️

Category

Website

Address

Antananarivo