Salohy Service
Toujours plus proche de vous au quotidien.
06/07/2026
📩 Invitation Famadihana ato amin’ny Salohy Services
Efa tonga izao ny fotoana'ny famadihana,
Ato amin’ny Salohy Service , manolotra fanamboarana invitation famadihana araka ny endrika sy loko tianareo.
✨ Tsotra, manaja ny hasin’ny fomba amam-panao, ary azo amboarina manokana ho anareo.
WhatsApp : +261.34.26.635.77
📞 034.26.635.77
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
02/07/2026
✨ Impression carte de visite & carte de fidélité ✨
Afaka mandefa ny fichier ianareo dia impression no ataonay : carte de visite/ carte de fidélité sns
miisa 700 izao ireto natao ireto 📇💳
Mankasitraka hatrany ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa 💙
Raha mila impression de supports personnalisés ianao dia aza misalasala mandefa hafatra aminay.
WhatsApp : +261.34.26.635.77
📞 034.26.635.77
📍 tanjombato près Analamanga Hôtel
24/06/2026
📩 Conception sy Impression Enveloppe
Mankasitraka sy manome voninahitra ireo mpanompon'Andriamanitra amin'ny fomba mendrika. Manolotra famolavolana (conception) sy fanontana enveloppe manokana izahay.
✅ Azo amboarina araka ny fangatahanao
WhatsApp : +261.34.26.635.77
📞 034.26.635.77
📍 tanjombato près Analamanga Hôtel
18/06/2026
🎟️ Carte invitation sy billet vita manara-penitra, mifanaraka amin'ny hetsika rehetra
WhatsApp : +261 34 26 635 77.
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
📞.034.26.635.77
17/06/2026
🎨 Endrika iray ihany, fa thème samihafa araka izay ilainao!
Manamboatra invitation manokana ho an'ny: 🎂 Tsingerintaona 💍 Fanambadiana 👶 Batisa 🎓 Fizarana diplaoma 🎉 Fety sy lanonana isan-karazany
WhatsApp : +261 34 26 635 77
📞 034.26.635.77
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
09/06/2026
✨ Fiarahabana feno hafaliana ho an’i Randy nahavita ny 1ère Communion 🙏🤍
Mankasitraka indrindra tamin’ny fitokisana anay tamin’ny fanamboarana ity portrait PVC refy 40x60 ity ✨ avec location support en bois
Mirary fahasoavana sy fitahiana hatrany amin’ny diany rehetra 😇🤍
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
📞 034.26.635.77
31/05/2026
🌸 Fetin’ny Reny 🌸
Mirary fetin’ny reny sambatra sy feno fitahiana ho an’ny reny rehetra 💖
Mankasitraka indrindra anareo nisafidy anay tamin’ny fanaovana : Sary sy cadre photo sy fanomezana samihafa
🎨 Fanamboarana cadre
✨ Fanomezana sy fahatsiarovana ho an’i Mama
Isaorana ianareo tamin’ny fahatokiana 🙏
Ho mamy sy ho voatahy hatrany anie ny fianakavianareo rehetra 💐
(Sombiny ihany ireto sary ireto)
29/05/2026
💍 Invitation mariage 💍
Mialohan'ilay andro lehibe iny dia misy itony zavatra itony aloa mila atao 😁
Ny mariage dia fotoana iray tsy hay hadinoina, koa mendrika invitation manokana sy kanto ✨
Manamboatra invitation mariage moderne, élégante ary mifanaraka amin’ny thème tianao izahay.
📩 Version numérique na imprimable
🎨 Couleur mifanaraka amin'ny thème safidinareo
❤️ Atao manokana ho an’ny andro lehibe indrindra
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
WhatsApp : 034.26.635.77
📞 034.26.635.77
19/05/2026
✨ Satria na détail kely aza dia mety hahatonga fahatsapana lehibe ✨
Ny carte de visite dia tsy taratasy fotsiny, fa mampahafantatra ny maha ianao anao sy ny maha matihanina ny activité-nao 🥰
Izahay dia manamboatra carte de visite mifanaraka amin’ny image tianao aseho.
✔ Design soigné sy moderne
✔ Personnalisation araka ny style-nao
WhatsApp : 034.26.635.77
📞 034.26.635.77
📍 tanjombato près Analamanga Hôtel
31/03/2026
Tongasoa eto amin’ny pejiny ✨
Manolotra tolotra maro ho anareo izahay :
📌 Impression affiche grand format
📌 Impression calendrier
📌 Invitation & carterie
📌 Service sary (photographie)
📌 Ary asa maro hafa…
Kalitao tsara ✔️
Vidiny mirary ✔️
Asa haingana ✔️
Aza misalasala manatona anay na mandefa hafatra 📩
Izahay no mpiara-miasa aminao amin’ny asa rehetra ilainao ✨
📍 Tanjombato près Analamanga Hôtel
WhatsApp : +261 34 26 625 77
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102