Kiala SOA - SOA Natoraly

Kiala SOA - SOA Natoraly

Share

� Beauté & Bien-être des cheveux au naturel
� Conseils, recettes DIY, tests produits capillaire
� Témoignage et Motivation pour tous types de cheveux

Manampy anao amin’ny fitsaboina sy fikarakarana karazam-bolo rehetra miaraka @ :
🌸Vokatra « Soa Natoraly » vita malagasy
🌸 Salon naturel Ampasampito 038 43 892 88
🌸 Showroom avec materiel pro Mahazo 038 84 668 80
🌸 Astuce , recette zaraina eto pejy

30/09/2026

‼️FRISOTTIS : VOLO TAPAKA SA VOLO MANIRY ⁉️

Ianao koa ve be volo mitsagantsagana be ireny? 👀

Volo maniry vaovao ireny sa volo tapaka e? Jereo ny mampiavaka azy! 🩷👇🏻

✅ raha hitanao fa manify pointu ny lohany : volo vaovao izy izay ! Mitsiry sy manaraka cycle capillaire tsara ny volonao (izany hoe misolo tsara ilay volo mihintsana kely isan-andro)

✅ raha hitanao fa mahintsy be lohany na otrany misy tapaka , : volo teo aloha fa tapaka satria narefo loatra na koa agressé t@ fihetsika nataonao (frottement , appareil chauffant, tsy fahaizana miogo volo sns )

Araho hatrany pejy fa maro be ny torohevitra momba volo mety hanampy anao 🩷
Midira hafatra miafina raha mila fanampiana manokana 🌿

Tiako ny voloko Natoraly , karakaraiko ho salama

28/09/2026

« NANIRY NY SOLA ‼️ NIJANONA NY MIHINTSANA ‼️NATEVINA NY VOLO ‼️ » - RETOUR CLIENT ✅

Produit inona nahavita anzany hoy ianao?
Levure de bière an’i Soa Natoraly hono😍 😱

Tsy za no niteny fa client no nanao retour a 👇🏻
Zaraiko aminareo ny recette nazahony izao resultat izao sao misy mitovy cas koa 🌿

Tena mahita vokatra anie raha mazoto sy maharitra e ! Hafa ihany natoraly 🌿
Sao mba io no hanavotra ny volonao koa?

Raha mila fanampiana dia midira hafatra miafina🙏

Zarao aminay koa izay mety nahasoa anao !
Tiako ny voloko natoraly, karakaraiko ho salama 🌸

24/09/2026

‼️INONA NO TENA OLANA NY VOLONAO IO 👀‼️

Fantaro mazava ny olana amin’ny volonao sy ny antony mahatonga azy. 🔍✨

Mety manao soins maro ianao, mampiasa produits isan-karazany… nefa mbola tsy mihatsara ny volonao?

👉 Satria mety tsy mbola fantatra mazava ny tena olana sy ny antony mahatonga azy.

Rehefa manao diagnostic capillaire, jerentsika ny fahasalaman’ny hodi doha sy taombolonao, ny antony mety nanimba azy, ny tsy mety sy mety ataonao hitsaboana azy mba hahitanao vokatra.🌿

Rehefa fantatra ny olana dia afaka misafidy soin mifanaraka amin’ny tena ilain’ny volonao isika. 🌿

Indraindray, tsy ampy ny manao soin

👉 Mila fantarina aloha hoe inona marina ny olana ary inona no mahatonga azy.

🔎 Amin’ny diagnostic, jerentsika ny état du cuir chevelu sy ny fibre capillaire mba hahafantarana izay tena ilain’ny volonao.

💗 Satria ny volo tsirairay dia manana ny filàny
VONONA VE IANAO HITSABO @ FOMBA NATORALY ?

midira hafatra miafina fa :
🌿manana vokatra izhaay anaovanao routine any atrano
🌿manana salon naturel roa afaka andraisana anao

Tiako voloko natoraly karakaraiko ho salama 🩷🌸

(Fanampina hafatra ao commentaire 👇🏻

Photos from Kiala SOA - SOA Natoraly's post 21/09/2026

‼️ATAONAO FOANA NEFA MANIMBA NY VOLONAO 😭❌

Diniho anie e, tsy maintsy misy volo misaringotra foana @ itony chouchou kely itony‼️

Tena aoka izay ry zareo fampiasana itony famatorambolo itony a❌😭

Sady mangeja mafy ny volo izy no manapatapaka azy ,
Maro dia mari moa hitanay mandalo ety salon ety dia alao atao pub mihintsy 🙏
Zavatra tsy misy dikany kanefa tsy heritreretuna anefa tena hita hoe manimba azy‼️

Rappel kely amizao herinandro manomboka izao 🩷
Chouchou en satin na en soie atao , na koa pince crabe 🩷

Tiako ny voloko natoraly, karakaraiko ho salama

16/09/2026

‼️ A PARTIR 7.000Ar FOANA TSY PRIX PROMO ‼️

Tsy miova prix ato Salon Soa Natoraly fa natao mirary tena mirary mba hafahanao mitsabo @ fomba natoraly nefa tena miavaka !

Mandray karazambolo rehetra ary 7.000ar soin tsotra eny Ampasampito !
10.000ar sur rendez vous de 5.000ar kosa ety Mahazo miaraka ireo machine professionnelle

Iza no safidinao 🥰 inona endrasanao fa ndao tratrarina ny tanjona ‼️

15/09/2026

‼️LIVE PROMO + TIRAGE 100.000 Ar 🎁

14/09/2026

🚨🔔RAPPEL ‼️ DIOVA IFOTONY NY VOLO‼️

Ato ve o? Aza adino mihintsy manao anreto soin roa ireo indray isambolana a ‼️

Tsy ampy anie fanasana loha @ savony fotsiny fa mila tena fanadiovana ifotony e🥹

Mangididy be ny hodi dohanao? Be angradrano sady ela ela faniry ? MILA GOMMAGE IZAY!

1️⃣✅GOMMAGE : Soin exfoliant ny hodi -dohanao manala ny tsetsina mety hahazo bulbe capillaire ! (Noho ny sebum, produit chimique , angadrano s’ns.. )
Tena miankina be amnio fahasalamana hodi doha ka aza atao ambany zavatra izany!

Raha olona misy angadrano ianao dia atao in 2 na in 3 anaty ny volana mihintsy !

Sarotra mandray produit volonao? Avy nampiasa produit chimique, appareil chauffant na nanao volo na te hanomboka hikarakara volo? MILA CLARIFICATION IZAY

2️⃣✅ CLARIFICATION : Soin detox ny longueur manala ny residus produit sy produit chimique tavela, manampy ny volo andray soin manaraka

Tena zavadehibe manao azy 1 fois tous les 1 mois mba andaitra tsara soin rehetra ataonao!

Ny ahy ireo miaraka ataoko dia amzai tadidiko 😍

🌿7.000ar dia 10.000ar Manaoa azy miaraka masque eny ampasampito Gamo
🌿20.000ar kosa raha miaraka machine professionnelle ety mahazo
Manana produit clarification sy gommage naturel koa Soa Natoraly a 🌿

Tiako ny voloko natoraly , karakaraiko ho salama

09/09/2026

🎁‼️MAZAHOA 100.000 Ar CADEAU 🎁‼️
✨🛒JEU CONCOURS 100K abonnés 🛒✨

100.000 Abonnés ny pejy 🥹🌸
Wooauuhh 🩷 tadidiko ery ito pejikeliko ito vao 1.000 Abonnés tamin’izany🙏 juste nizara astuce nandaitra t@ voloko sy hanampy ireo izay mitovy ahy no namoronako azy ✨ izao isika tena efa maro, voatsangana ny vokatra Soa natoraly ary betsaka volo voatsabo eny @ Salon 🥹 Misaotra Jesosy a 🙏

Misaotra anareo manaraka tsy tapaka ny pejy , manjifa ny mahatoky sy manohana hatrany , tena motivation be ianareo 🩷

Comme promis ‼️ 100.000 Ar no atolotro izay tsara vintana ho entina fisaorana anareo 😍

Ao commentaire fomba fandraisana anjara a 🛒‼️
Arahi tsara ny torimarika sao tsara vitana ianao!

Asintsika promo koa mazava ho azy, inona tianareo?
Sorato ao commentaire ao ambany ao koa 😍 dia ho tanterahina anaty Live le 15 Septembre ✨

Tiako ny voloko Natoraly , karakaraiko ho salama

Fiadanana daholo 🌸

07/09/2026

🌸RAPPEL ‼️ FOMBA FANOSORANA LEAVE IN ‼️

Tsy afa miala anaty routine anao ny leave in raha te hanana volo mandina 😍 hydraté 😍 malefaka 😍 indrindea boucle mivaoka tsara 🌺

Leave in gel no mandeha aloha sa ny crème ? Mila miaraka ampesaina ve ?
Araho ary video fa tsotraaa !

PS: ny volo lisse koa tena mila leave in a, jerentsika video manaraka 😍

03/09/2026

‼️PROMO RENTREE ‼️
‼️30.000Ar DAHOLO NY TRIO 🛒🎁

Kelikely ny budget anao nefa te hitsabo volo miaraka vokatra natoraly? 🥰

Araraoty ny promotion @ izao rentrée izao ‼️
30.000Ar fotsiny dia efa mahazo produit 3 hafahanao :
✅ manomboka retour au naturel , manala ny produit chimique sy brushing , loko, ranomasina sns izay nanimba volonao ❌
✅ manalava sy mampijanona ny mihintsana 🌿
✅ manome sakafo ny volonao hydratation nutrition proteine ✨
✅ manatsara sy mikolo ny boucle nao naturel 🌸

Ao ambany ao commentaire ao ireo karazany afahanao misafidy izay mety aminao 😍

Manao livraison na recuperation Salon Mahazo sy Ampasampito gamo

Vitsivitsy stock hatramin’ny samedi 05 septembre izao a fa vonjivonjeo a ! 🥰
Contact rapide 038 39 278 49

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala SOA - SOA Natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.