RichLight by Féfé
" La fée de votre beauté "
30/09/2026
Ndao mba hasiatsika sondage kely koa.
Team gel iha sa team faux ongles sa team vernis permanent sa team ariandiniky 🤣
Mankasitraka foana o 😘
30/09/2026
❗ Pose gainage soa maniry bien ny hoho 🦶🏼
Mankasitraka foana e 😘
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
30/09/2026
-50% Gainage pieds avec vernis permanent uni 10K ( 10.000 Ar ) androany Alarobia 30 Septembre jusqu'à 18h30 ❗
Malakilaky tsy noho tsy hahatratry ndray. 💃🏼
N.b Androany avao ❌
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
30/09/2026
Gainage atao raha te hampitsiry hoho 💅🏼
Fa azonareo amzay le oe 15K dikany 15.000Ar. Raha 5K i d dimy arivo 5.000Ar.
Ao ein!? Mba asiatsika style style party koa am prestation tsika ao soa mamimamy bonbon coco. 💃🏼
Ndao volano tianao hatao androany❗🙃
Ze mi-com's omeko -50% promis. ✊🏼
29/09/2026
❗ Pose extension gel sur demi-capsule moyen 25K ( 25.000 Ar ) 💅🏼
Merci beaucoup ma belle Nasi Ah 😘💝
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
29/09/2026
❗ Soins pédicure chaude complet + pose Gainage pieds 40K ( 40.000Ar )
Merci beaucoup ma belle dame natoky anay. 😘
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
28/09/2026
❗ Pose américaine 💅🏼 25K ( 25.000Ar )
Merci beaucoup ma belle Cla Ra 😘😘
Misokatra izahay rapitso Talata de 8h30 à 18h30.
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
28/09/2026
Gommage mains avec massage 10.000Ar 🫶🏼
Laha iha manao soin gommage tanana sy massage Talata 29 Septembre d mahazo pose vernis permanent avec déco gratuit ❗
🏡 Tsenengea amin'ny assurance mama
☎️ +261 34 75 574 33
28/09/2026
Tantarako raha li nareo fa isaky Alatsinainy moa zahay tsy misokatry d hanao story time 🤭🤣
Nisy cliente nandalo tato aminay zay li nanao pose américaine.
Lafa tato amzay i d nivola hoe juste pose américaine avec gel iny avao fa vernis permanent sy déco hoasany hataony amin'ny salon hafa. ( Tsy ho tononiko eto anara salon io 😌 )
Marihiko eto avao koa fa modèle déco nasehony io, modèle sary fa nataon'olo tamin'ny salon io tao. D nivolaniko avao koa i hoe mety avao amboary any vernis sy déco zay fa tsy ananako raha teo déco diamant reo. 🥴
I lahy i hamaray iny nimpoly aminay eto, nao tsy nandray reo fa tokony namboary tany koa pose gel iny vao raisina. 😱
Farany lahy i namboatsy déco iny tato avao na d tsy nisy diamant sy ny tariny ireny. 🥹
Tiako ho volany, fa manino li hakamaroa tsika rehefa mitovy asa atao d mifandray ho pi-adversaire fa tsy mifanohana miaraka io ? 🥹
Somary lavalava fa merci anao nana fotoa namaky hatramin'ny farany❗🫶🏼
28/09/2026
Herinandro vaovao❗🙏🏿
Ndao mba testeo kely eo amin'ny commentaires raha mbola super fan ianao. 🙃
❗Misaotra anareo manaraka sy manohana foana. 🙏🏼
Ao ve nareo ?? 🙃
❗Alefaso ny partage ary aza adino mi invité ny namana izay mbola tsy maharaka ity page mamy bonbon coco tsika ity❗💃🏼
Contact the business
Telephone
Website
Address
601
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when RichLight by Féfé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.