Makeup.Nian

Makeup.Nian

Share

🌸🌸🌸

Photos from Makeup.Nian's post 12/03/2023

So beautiful 😍
Na tsisy faux cils aza de mivoaka be fona 😉
Cliente fidèle 🥹
Une préstation à domicile 🏡 😘

08/03/2023

Ehooooo 📢📢… aty ny kely ndray aloha ny maso 🎉🎉🎉🎉🎉

Stylos effaçable🖊️…ho an’ny mpianatra na ho anareo efa miasa koa📒mety atao cadeau tsara…🎁mahafatifaty kely…tsara bee❤️❤️❤️❤️

Amidy 4500ar fotsiny 3500ar ra ohatra ka plus de 5…aingana2 fa vitsivitsy iany anhhhhhh 🌼🌼🌼🌼
500ar ny livraison…fa gratuite ra ohatra oe alaiky kely

Mp pour plus d’informations

08/03/2023

Ehooooo 📢📢… aty ny kely ndray aloha ny maso 🎉🎉🎉🎉🎉

Stylos effaçables🖊️…hon an’ny mpianatra na ho anareo efa miasa koa📒…mahafatifaty kely…mety atao cadeau tsara 🎁tsara bee❤️❤️

Amidy 5000ar fotsiny 4000ar ra ohatra ka plus de 5…aingana2 fa vitsivitsy iany anhhhhhh 🌼🌼🌼🌼
500ar ny livraison…fa gratuite ra ohatra oe alaiky kely

Mp pour plus d’informations

Photos from Makeup.Nian's post 06/11/2022

Mbola misy modèle kou reto ee
À partir de 15.000ar ny prestation à domicile

Photos from Makeup.Nian's post 05/11/2022

Bonjour daholo eeee🥳🥳
Ireto ary misy modèle vitsivitsy afaka hisafidianana tsara 😍
➡️misafidiana modèle ary dia tongava ao @ mp pour plus d’info 😚😚😋
Fandrio dieny zao ny date fa hefa kely sisa dia ho feno ity moi d’octobre ity 😙😙😙

🌸prestation à domicile iany 🌸

Photos from Makeup.Nian's post 18/09/2022

Salama ee

🌿Gloss mora beee 🥳
Effet mouillé 🌿

💵2500ar fotsinyyy 🥵
Araraoty fa livraison gratuite (en ville)
Périphériques (à partir de 500)

Couleur dispo : vert (pomme)
Bleu marine (myrtille)

22/08/2022

❤️

03/04/2022

Ireto ndray ar misy modèle tsara be ooooo🥵🥵🥵💕❤️
Bon dimanche daolo 😘😘💕😂
💕Bisous sucré à tous ❤️❤️

13/03/2022

💛🧡❤️🤎🖤

Tsara be lay be couleur

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Makeup.Nian posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.