Makoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Makoa, Health/Beauty, Andraisoro terminus 141, Antananarivo.
Stop jp / commande Werawera mandany fotoagna io.
09/10/2026
🌺🌺🌺
Huile miracle spécial repousse 😍
Na ngita volonao na malama mety fona
Dispo sur Tana, Tamatave, Majunga, Nosy-be
08/10/2026
Coucou Majunga
Nivaly ny fangatahanareo 😊.
Efa misy Lieu de récupération produit makoa any Majunga.
Efa tsy manafatra avy aty intsony anareo fa tonga d makany aminy boutique Chez Co&Co anareo mividy
-Huile miracle (100ml)
-Crème coiffante (100ml)
-Shampooing (250ml)
Manalava volo sady manatevina.
Après 2 semaines efa mahita résultat. Mety alohan'io 2 semaines io fa mila manaraka mode d'emploi tsara
Lieu de récupération : croix rouge majunga (akaiky vavahady mena, ambadika mpivarotra ordi)
Contact: 0322691345
_______________________________
Dispo ihany koa izy reo eto Antananarivo, Tamatave sy Nosy-be osy-be Hell Ville
08/10/2026
Efa dispo any Majunga produit makoa rehetra aa.
Tonga d miditra amin'io page io hoan'izay any majunga.
Pack Trio (shampooing + crème coiffante + huile miracle)
Pack Duo (huile miracle + crème coiffante)
Pack Trio makoa 😍
Mahazo cadeau avy zay mividy pack Trio.
Prix : 42.000ar
29/09/2026
Et voilà notre Trio 😍
-Shampooing
-Huile miracle
-CRÈME coiffante makoa
Manalava, manatevina, manalefaka, manome volume, mampitsahatra volo mihongotra sy tapatapaka,...
Mety aminy volo rehetra 😍
Prix : 42.000ar au lieu 45.000ar
Dispo de suite sur Tana
- Andraisoro terminus 141
- Vasacoss eo aminy la poste (Samedi et dimanche)
✅ Livraison partout à Madagascar
29/09/2026
Coucou les makoa,
Ity ary ilay nandrasanareo iny
🌸 SHAMPOOING Maniry 🌸😱
Maro anareo manontany hoe tsisy shampooing vé ?
Io Ary ilay shampooing ntsika🙃
28/09/2026
🚨 Bon plan du jour 🚨
MIVIDY 1 MAHAZO 1
Prix : 15.000ar
Bijoux inoxydable
Colier + boucle
Lot (2 sachet) = 15.000ar
Safidiano ao zay lot mety aminao.
Stock limité, jp aingana
Zay mandefa coordonnées ihany no validé annn
24/09/2026
Inona type volonao oo ?
Perso 4C Ra makoa marigny 😁
15/09/2026
Volo manify, mihintsana be, sola tsy mety lava ? 😔
Efa lany vola be tamin'ny produits maro fa mitovy ihany ny résultat ?
Mbola manify ihany, tsy misy volume, banga etsy sy eroa?
Tsy produits simika no ilain'ny volonao, fa fikarakarana 100% naturel.
MAKOA - Huile Miracle + Crème Coiffante 👌
Ny vahaolana nampitombo volo an'ireo vehivavy 100+ teto D**o.
✅ 100% Naturels (Romarin, Girofle, goyave)
✅ Pousse + Anti-casse + Volume
✅ Résultat hita en 2 semaines
✅ Mety aminy volo rehetra
💛 Prix : 30.000Ar ny LOT (huile + crème)
🚚 Livraison partout à Madagascar
Stock limité. Alefaso MP izao ny hoe "MAKOA" na tsindrio "Commander" 👇
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Makoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.